Matos be, fitaovana isan-karazany
1. mahajilo
(
30/01/2005 18:10)
Tena ilaina ireo rehefa manao, sady tian\'ny vehivavy rahateto. Azo heritreretina ve izany?
novalian'i yonikafopl ny 08/07/2005 20:42
3. mahajilo
(
31/01/2005 20:03)
ny fitaovana ve! ranomanitra,vakana mifampitohy, karavasy hoditra, satroka misy kinifinifiny, hetra vita hoditra, menaka malama, kilaoty manify misy fidirany, maska mainty sy voaly mena, akondro mantamanta, voasary makirana, tavoangy, karaoty ary indrindra ilay gaodymangirana be, hazodangitra koa!
6. lo
(
01/02/2005 03:45)
d inn amreo no efa nampiasain'i mahajilo nahitany we tena ilaina tkou le fitaovana? :^)
8. poupounesana
(
01/02/2005 07:58)
f'hita wà ry kinaoly!hay v zany kay ten misy eh!noheveriko fa angano ftsiny
10. Dezy
(
01/02/2005 14:09)
efa mahavidy sakafo 1 mois kosa ngamba ny vidinireo klé,na mihaotra sa tianareo viavy zany rehetra zany refa mba.....???? :-D :-D :-D :-P
13. cutie
(
01/02/2005 21:28)
ahona mou le fiteny iny fijo, ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy mou sa le mivadika??
14. Dezy
(
02/02/2005 10:41)
de te hisotro mangidy zany cutie io? sao de haratra no ahiko marina ,tahakany fitaovana ampiasainy Rambo mitsy anie reto izy e :-P
15. kinaoly
(
02/02/2005 11:19)
tanjemo ngôde malatsa azany kanou, fa efa amidy eny @grande enseigne ane reny zao hono e (hitakou tamtélé io)
20. pitchou
(
02/02/2005 20:30)
eny wa! fa @zany zany i mahajilo figurant sisa fa tsy acteur intsony?