Matos be, fitaovana isan-karazany
62. McFy
(
25/02/2005 19:58)
k tsy tsikaritrareo angah fa tena xxx mitsy no tena ps ny ato @ namana fa jereo ngeh e
65. poupounesana
(
05/03/2005 14:51)
io ndray le fijo fa mamorona!enao no te hiX rery any d zà ndray no halaina baraka! soa i pitchou fa teo niaro! mecy akia pitchou ah :-*
66. pitchou
(
06/03/2005 19:56)
tsisy merci akia poupoun a! :-*
ary mba litera hafa ndray ampiasaina fa d resa KIX fona ve!
ary mba litera hafa ndray ampiasaina fa d resa KIX fona ve!
71. pitchou
(
12/03/2005 17:37)
iza no mahita ko; ouzy le hira zay manko we malahelo arô zany zaho mahatsiaro ka tsy te-hihinan-kanina rô ...
72. mahajilo
(
08/07/2005 19:25)
sao dia tsy azon'ilahy leisy ny dikan'ilay matos be? sy ny fitaovana isankarazany? misy dia miteniteny foana fotsiny. Dia mila atao sary eto izany!
73. yonikafopl
(
08/07/2005 20:42)
mahajilo ataovy ny sary iarahana mijery we otran'iza le be aminy:-D:-D