Matos be, fitaovana isan-karazany

41. Dezy ( 09/02/2005 14:17)
xxx> io no lohateny eo ve de hosolona resak atanin'anan-drano ndray e :-P
42. fijo ( 09/02/2005 22:39)
eny wa radezy,nefa lery aza manao X
tsy mila miresaka akory izy fa efa ao sahady
43. kinaoly ( 10/02/2005 10:52)
xxx enao kou azany mba x kanou, sady nga kofa rery no mikozy eo ? :{
44. ikaretsaka ( 10/02/2005 15:14)
ao zany!
45. fijo ( 10/02/2005 23:31)
tiavo ny x fa misehoa ps
46. poupounesana ( 12/02/2005 11:15)
itambaran'ireto indray xxx :-D :-D ! mba misehoa hono ry x ah!
47. kinaoly ( 12/02/2005 12:22)
x a ét,est et sera toujours la grande inconnue pour une équation humaine :-$
48. fijo ( 15/02/2005 21:04)
za aloha tia x fa tsy aty na any amin'ny kajy e.
49. pitchou ( 16/02/2005 19:08)
ary mandainga @ pipl zany le fijo ity kay! :-@
50. Ramaso ( 16/02/2005 19:43)
tsy mandainga zany kosa lery e
51. fijo ( 17/02/2005 00:13)
fa ahoana ,tia izany ve midika fa inona indray.
ny kilemaina izao misy tia baolina.nga izy manao.
52. dadabe ( 17/02/2005 13:17)
tsy mandainga izy eeeeee,milay zandry a :D
53. pitchou ( 17/02/2005 19:13)
fijo> ountssss!
54. mahajilo ( 17/02/2005 23:47)
tsy azoko mihintsy! sao dia tsy azonareo ary ilay resaka? Toa lasa vanivany! sa mba efa olondehibe ihany?
55. fijo ( 17/02/2005 23:53)
outsssss nga sisa ry pitchou????
56. dadabe ( 18/02/2005 03:47)
heu heu heu :-D :-D
57. pitchou ( 18/02/2005 20:01)
fijo> ieeee! ountsssss! ka x inn aza no tianao?
58. ikaretsaka ( 19/02/2005 14:53)
interesee be ndray i pitchou le
59. poupounesana ( 19/02/2005 16:49)
le x ratsy indrindra no tiany akia mazava hoazy ry pitchou ah
60. dadabe ( 20/02/2005 10:20)
zany an 8) sao de tsy marina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4077