iza no mpihira na tarika malagasy hitanareo sy tsapanareo nahavita betsaka tamin iny taona 2004 lasa iny ?

1. ravatorano ( 11/01/2005 08:18)
Izany hoe ny tiako lazaina hoe nahavita be dia ireo tianareo sy nanakaiky ny foanareo ary tsapanareo fa anisan ny nakafizin ny olona maro manodidina anareo.
Ny safidiko manokana aloha dia ny tarika Ambondrona teo amin ny sangan asany rehetra izay natolony.
Ny mpihira nahatarika olona betsaka indrindra dia i Njakatiana teny Antsonjombe izay noheverina fa nisy mpijery hatrany amin ny valo arivo sy roa alina tany ho any tonga teny .
Toy izany koa ny Méga rotsaka izay niangalina i Din rotsaka sy ry Dadah Fort Dauphin ary ireo vahiny nasainy hafa tsy tsaroako fa nahazo olana mitovitovy ami ilay voalazako etsy ambony koa ry zareo.
novalian'i fijo ny 24/02/2005 21:48
2. mumu ( 11/01/2005 08:44)
tovoj\'hay
3. tsiperifery ( 11/01/2005 08:44)
I Jaojaoby no nomerao 1 tamiko t@ iny taon-dasa iny fa sady tsy mety reraka mitety tany lery no manome fahafaham-po hatrany ny mpijery ! Hipoka foana ny toerana isaky ny mandalo izy
I Njakatiana tsy mahazo kil loatra taty aminay fa oul 20 fotsiny no tonga dia annulé ny lanonana
4. tsiperifery ( 11/01/2005 08:58)
I Poopy koa tsy adino fa sady mampifaly ny mpijery hatrany no manao asa soa tsy tapaka :-*
5. watafon ( 11/01/2005 11:51)
Tovo J\'hay angambany !
6. andansonia ( 11/01/2005 12:42)
Sarotra anie izany ravato e.
Aty amintsika tsinona tsy mba misy fanisana :
-ny totalin\'ny spectateurs voasarika,arakin\'ny toerana hanaovana ny fampisehoana
- ny isan\'ny spectacles @ taona iray, mety ho fantatry ny artistes ihany io.Ny Ainga hono mahavita en moyenne 60 shows par an.Ry zareo angamba no mitana record amin\'io
- Sady tsy misy famoahana koa ny nombre de disques et cassettes vendus. Dia tsy fantattra sady manahirana raha miainga @ tombatombana a@ izao. Satria izay lazainao ho tena tian\'ny olona, tenenin\'ny sasany hoe tsy milay dia inona ny havalinao
7. maditra ( 11/01/2005 13:19)
Jerry Marcos! mazava loatra!!! J\' (l) Jerry
8. lejim ( 11/01/2005 13:21)
lejim 514, anontanio ireo namana avy aty toamasina!!
9. ikaretsaka ( 11/01/2005 14:19)
Ambohimiandra :-D
10. chipie1 ( 11/01/2005 14:30)
nga tsy i modeste njay ! :-D :-D
11. mir ( 11/01/2005 14:49)
de tovo j\'hay foana e!
milay izy kay! sady mahasarika ny fon\'ny maro
12. lo ( 11/01/2005 16:06)
le spectacle ke bel canto Tovo j\'hay iny, naverina in2 nefa nahafeno palais des sport foana iany. D Lola (na d tsy ankafiziko loatra ary) : saika guichet fermé foana n\'aiza n\'aiza eto M/kara

13. fijo ( 11/01/2005 23:17)
tamin\'ny za tany aloha dia ambondrona no nahasarika ahy e.fa ricky no hitako tena nahazo be tamin\'ny manala azy.
14. ravatorano ( 12/01/2005 08:03)
marina fa tsisy antontan isa mazava momba ny famoahana irany kasety sy kapila mangirana ireny eto amintsika , ekeko koa fa nahavita fampisehoana betsaka indrindra teto Madagasikara dia ry Ainga faf izao ary eh hovaiko izany ilay fanontaniana raha ianareo izany no mifidy dia iza no mpihira nanaitra anareo indrindra tamin iny 2004 iny.
Tsiperifery mahazo tsy mamaly tsony fa efa nahavaly :-P .
chipie>aoka izay ny momba an i modesta moa eh :wink: 8) !
ikaretsaka>elah zany no deban ny tarika Ambohimiandra :-D :-D :-D
15. chipie1 ( 12/01/2005 08:36)
ambondrona
16. jhouhlambout ( 12/01/2005 12:17)
ambondrona
17. jhouhlambout ( 12/01/2005 12:17)
18. mumu ( 12/01/2005 12:55)
miaraka manodrana indray ikaretsaka sy chipie1 an!
19. chipie1 ( 12/01/2005 12:59)
mumu> :{ :{ :{
20. mihanta ( 12/01/2005 17:41)
tovo j\'ahy sy bodo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2067