iza no mpihira na tarika malagasy hitanareo sy tsapanareo nahavita betsaka tamin iny taona 2004 lasa iny ?
21. rvoulah
(
12/01/2005 18:11)
raha ny ahy ndray de Tovo jhay , ambondrona , Dada de Fort dauphin de ia koa moa kitjo le akama ankafizindroky reny e?
kay moa tempo gaigy
kay moa tempo gaigy
25. ravatorano
(
14/01/2005 07:23)
hay kosa misy namana manatalenta ato toa andry mumu sy ry mihanta ary ry chipie1 miampy an i rvoulah
za klongany tsy miala amin ireo eh fa ataoko ao afaran dry zareo i ambondrona ,kazar,tselatra,kiaka,irambl,tovo jay , aniah,poopy,ny ainga , din, jerry,jarifa,

26. amfhaja
(
15/01/2005 04:56)
Amborona kosa no tena nalaza e! sady nahazo lona betsaka indrindra
Za lo nakanfia e!
Za lo nakanfia e!
27. mihanta
(
17/01/2005 12:16)
hum kiaka saika hadinoko,hanaovana hira kely en duo sa trio v fijo sy ravatorano?omeo lay feo mumu à :-*
33. mumu
(
18/01/2005 09:04)
manao tournée hono ry zareo entre Février Mars fa tsy mbola fantatra ny daty !
37. hps
(
25/01/2005 16:59)
Mbola tsy tafiditra ao anaty listra ve ry zareo pazapa, izay tsy nitsahatra nanampy ireo artista fatan-daza? na dia vao miandry mpitehaka aza!
39. xxx
(
27/01/2005 21:39)
Salama daholo.
Ny ahy dia ny Olombelo Ricky no nankafiziko ary ho ankafiziko foana satria izy no artiste iray tokana tsy natahotra ary tsy nihambahamba, tsy niavonavona fa nanaiky niaraka nihira tamiko raha nangataka taminy aho ( Massy-Paris, Palaiseau-ParisNanterre-Paris), izaho izay mpankafy fotsiny toy ny olona rehetra. Ankafiziko ihany koa izy satria olona iray mitondra avo dia avo ny Kolon-tsaina sy ny Zava-kanto Malagasy, ary fanampin\'izany raha nampijoro ilay foto-kevitra \"Voajanahari\" izy dia mba ho fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara sy ny tontolon\'ny Zava-kanto Malagasy ary ny fomba Malagasy satria aoka ho tsaroan-tsika fa mandom-baravarana an-Tanindrazana ilay fanatontoloana na \"mondialisation\" izay andrarezina natao handresen-dahatra ny firenena toa i Madagasikara.
Mandrosoa Hasina. 8)

40. fijo
(
31/01/2005 22:27)
za koa aloha dia mankafy be an'i ricky ,fa raha ny hetsika tany mada dia ambondrona no tena nahavita be