iza no mpihira na tarika malagasy hitanareo sy tsapanareo nahavita betsaka tamin iny taona 2004 lasa iny ?

41. mihanta ( 02/02/2005 18:32)
samy manana ny hanitra ho azy daholo.erick manana kou tsy mena mitaha am hafa
42. fijo ( 02/02/2005 22:40)
ka le fanontaniana anie dia hoe izay nahavita betsaka tamin'ny 2004 e
43. totty ( 10/02/2005 20:31)
din rotsaka no tena nahavita be tamin ny taona 2004 :D :D :D :D :D :D :D :D :D
44. fijo ( 10/02/2005 22:27)
din kosa letsy le
45. ikaretsaka ( 10/02/2005 22:36)
salegy vitesy be e
46. dadabe ( 11/02/2005 03:34)
ny tarika "ikaretsaka"(fa tsy i sareraka ah),no nahavita be t@2004 =))
47. ikaretsaka ( 11/02/2005 03:56)
tarika inona indray izany le?
tsy no approuveko izany ! :roll:
48. fijo ( 14/02/2005 22:50)
ka io le tarika mpamily fiara miandry kil ka.feno eny rehetra eny.
49. sendranoro ( 24/02/2005 14:24)
Ny anay ato an-trano aloha dia i tovo j'hay na ambondrona sy Jaojaoby no tena nisongadina tamin'iny taona 2004 iny ê!
tovo j'hay satria tsy nisy artista nahafeno hipoka( toa tsy ampy aza) palais des sports roa andro nifanesy (che bel canto tovo j'hay). Ankoatr'ireo spectacles maro nataony (antsahamanitra....) sy ny tournée tany amin'ny provinces.
Ambondrona fa io no groupe niposaka indrindra (sady nahazo ny fon'ny public). Na dia fantatro aza fa anisan'ny mahatonga engouement ny fan ilay fitoviam-peon'i rakiks amin'ilay mpihiran'i scorpions, sy koa hoe à la mode ny pop rock eran-tany. Ka manara-drian drano koa ny public gasy.
Raha eo amin'ny lafin-kira salegy indray dia mbola i jaojaoby no tena maitre sady nandeha nitondra avo ny salegy malagasy eran-tany.
50. fijo ( 24/02/2005 21:48)
marina koa izay ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913