Ankamantatra
1. watafon
(
05/01/2005 10:19)
Ity misy kilalaontsaina kely hoantsika namana :
\"maninona ny vorona no manidina miankandrefana rehefa hariva ny andro ?\" :?:
mahazo loka izay mahafantatra ny valiny !
\"maninona ny vorona no manidina miankandrefana rehefa hariva ny andro ?\" :?:
mahazo loka izay mahafantatra ny valiny !
novalian'i watafon ny 08/01/2005 06:06
6. andansonia
(
05/01/2005 13:07)
Miankandrefana? toa mbola tsy nahita vorona niankandrefana zany aho fa na izy mianavaratra na mianatsimo.
Miala ny taratry ny hazavan\'ny masoandro ary ry zareo dia tsy miankandrefana
Miala ny taratry ny hazavan\'ny masoandro ary ry zareo dia tsy miankandrefana
8. watafon
(
05/01/2005 18:32)
tsy mbola misy marina alou h@ zao e! vezavatra tsotra b ange ny valiny e! le loka ve ?aleo atao suspens e!!
16. ramoul
(
06/01/2005 13:12)
miakandrefana ny vorona satria any andrefana ry zareo no mipetraka, fa refa miatsinanana ry zareo d mandende zay ny dikany :lol:
17. watafon
(
06/01/2005 16:07)
aleo lazaiko ny valiny fa ela :ka mampieritreritra e : satria rera :ka be izy raha MANDEHA TONGOTRA miankandrefana de tsy maintsy MANIDINA ! :-D :-D
18. tsiperifery
(
06/01/2005 16:12)
watafon>>>>>>>Diso io valiny io fa nenay ny vorontsilozanay rehefa mody dia mibatra fa tsy manidina izany !!!
19. watafon
(
06/01/2005 16:52)
:-D :-D za nga moa niteny we vorontsiloza le izy ! nenay koa ange e! :-D
20. sweetpastry
(
06/01/2005 18:11)
8O
satria fantany fa mety hisy andro ratsy avy any antsinanana! hehehe! :lol:
satria fantany fa mety hisy andro ratsy avy any antsinanana! hehehe! :lol: