Ody fitia tena efikasy...

1. pseudo ( 18/12/2004 19:22)
:?: inna tokoa re ee???
aah koboko! tonga de meo ny tena aza manadino rangah a!
De inna avy ary le aza manadino ô!?
novalian'i fijo ny 13/05/2005 04:37
2. pseudo ( 18/12/2004 19:33)
:* io kolongany d\'efa 1
de mpiarahina @ lako madinidika :{
3. costo ( 18/12/2004 20:51)
Tô tsisy kno, samy olona afaka daholo na vhv na lhl ka rehefa tsy tia ve ny iray ho terena e? :-D
4. jhi ( 19/12/2004 12:08)
Raha tena tianareo ny miaina amin\'ny tena fitivana dia izao no atao :
raiso ohatra aloha ny olon-tianao,
Hanontanio izy wé : inona ny tena tianao :
- Ny olona tianao vé sa ny tià anao ?
Koa raha mamaly izy wé ny olona tiako no tiako !
Dia izao ny valiny :
- Tsy tiany ianao zay fa mbola misy tena tinay any ho any !
- Fa raha mifanohitra amin\'izay dia tena fitiavana tokoa ny anareo sy ny amin\'ny !
Zay fa amin\'ny manaraka ndray ny ambony é !
Fa raha toa misy fanontaniana amin\'ny sehatra fitiavana ohatra dia raisiko antanan-2 é !
ary ho valiako amin\'ny tena farany izay mety é!
Fa halefaso eto ny fanontanianareo é :tapane2@yahoo.ca
Zay fa amin\'ny manaraka ndray é !
Sora-dratsa-tanan\'i Jhi na tapane !!! :*
5. jhouhlambout ( 20/12/2004 20:00)
6. mihanta ( 20/12/2004 22:58)
misy voan\'ny aza manadino nga sa mitady anlé aza manadino
7. xxx ( 21/12/2004 10:05)
Ampifamadibadiho ny tendresse sy ny bedibedy madinidinika no sady mody ampiana hasarotampiaro kely dia ampireveo tsara izy rehefa eny ambony fandriana fa tsy miala aminao iny ary na sanatria misaraka tsy fidiny aza nareo dia mbola ianao no tsaroany any amin\'izay alehany any
8. ramoul ( 21/12/2004 15:28)
ataovy fotsiny zay tinao sy ny tiany de tsy manadino anao intsony ziy am\' zay
9. xxx ( 22/12/2004 11:39)
Izany ve dia tsy hainareo eh! hirao ilay hiran\'ny protestant hoe \"Aza manadino ahy ry mpih...................;..........\"dia tsy hanadino anao izy
Na asaovy hirainy ilay hiran\'i Rija Rasolondraibe hoe \"Tsy hanadino anao aho raha mbola velona, tsy hanadino nao aho sy ireo fiarahana , n\'inona n\'iinona hatao eh, n\'aiza n\'aiza misy ahy..........................
tsotra be anie izany eh :-D :-D :-D
10. fijo ( 22/12/2004 22:35)
ampireveo tsara izy dia ampy e
11. jhouhlambout ( 23/12/2004 19:52)
Zay mihintsy, @zay izy tsy manadino mihintsy dia mitady foana
12. fijo ( 23/12/2004 21:36)
izay mantsy wa
13. pseudo ( 26/12/2004 00:03)
fa le tambatambazana de felahana ko nge mba mampilay azy ihany e! na kakerina mihitsy aza ny orony :-D :-D :-D ohatranle nataon\'sasany :-D
14. jhouhlambout ( 26/12/2004 17:53)
:-D hihihi
15. sejianis ( 28/12/2004 11:08)
Ny ody fitia tena efikasy de izao:
Alaina ny rano mikoriana miakatra, ampiana tay nivoaka avy an am-bava, dia afangaro @ roram-bitsika iray sotrokely, dia dorana ny tany mena:ireo rehetra ireo afangaro tsara ao anaty tavoahangy tsisy vodiny.
Rehefa mampiasa azy dia afarana amin\'ny fourchette dia afangaro @ zavatra sotroiny dia ho hitanao!
Mba andramo ihany e!
Hi hi hi!!
16. fijo ( 28/12/2004 22:06)
izany hono ry poupou an
17. sejianis ( 30/12/2004 10:05)
vazivazy izay voalaza fa ny tena marina dia iza: ny ody fitia dia fitia et je persiste et signe!
Raha omenao fitiavana foana ilay olona na dia efa nanosy anao hatrany an-tampon-doha aza dia vao maika henatra ho azy izany hoe; ity izaho moa dia ampoky ny fitiavana omen\'io olona io kanefa dia sahiko ny mamingavinga izany.
Izay rehetra nofo ka maharary raha tsongoina dia tsy maintsy misy fotoana hahatsapana izany daholo
18. ikaretsaka ( 30/12/2004 14:27)
amen!
19. pseudo ( 30/12/2004 17:46)
fa tena masika be i sejianis an! ngamba nampijalin\'io fitiavan\'io :-D
20. fijo ( 30/12/2004 21:00)
za manana odifitia mety tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5056