coup de foudre

1. xxx ( 04/11/2004 03:37)
Lasa amoreux viavy miara-mianatra amiko izaho izao. Tsy tiako izy teo aloha fa rehefa henoko izy fa misy sipa dia toa nilatsaham-baratra aho ka raiki-pitia aminy.
Izy toa mangala-pijery amiko indraindray, toa mbola tena raiki-pitia amin\'ilay sipany koa. Tsy hitako izay hevitra ka dia inona no lazainareo ahy.
Ny sipany koa anefa dia bandy akamakamako.
Hi-tanter ny impossible ve aho sa vonoina ilay fitiavako.
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:42
2. ikaretsaka ( 04/11/2004 03:45)
teneno ihany izy hoe za nge taratara aminao fa tsy tsapanao ve?
aza avela hikotrika hoa le fitiavana mangina fa teneno heo zeteeeeeeem
3. ikaretsaka ( 04/11/2004 03:46)
io mikotrikotrika tsy ankiteniteny io ihany no maha lamokany ny atodinareo ( hozy le akamako mpikabary izay)
4. ccool ( 04/11/2004 06:00)
ce qui ne tente rien n\'a rien,t\'as rien a perdre,tente ta chance et comme ca,tu ne te poseras des questions,et plutard tu n\'auras plus de remords.
Vas-y...prend ton destin en main.
5. ravatorano ( 04/11/2004 07:00)
misy fitenenan\'ny mpanodina eo Antsenasabotsy Bira izay hoe ze sahisahy mahazo larzan(vola).Ka raha tsy sahy miteny aminy ianao d aleo ho teneniko izy d mbo za indray no koudefoudrr eh
Teneno mba hahafantaranao izay ao ampony kouh sa d mivadika any aminao tampoka ny balanssy.
6. tenio ( 04/11/2004 13:33)
Diniho tsara ihany aloha vao mi tanter ny impossible araka ny lazainao. Sao mantsy tratran\'ny hoe \" teo anilanao aho no natositosikao ka lasan\'olona ny foko vao hoe ......\" Tsy manakivy akory ny dikan\'izany an!!!
7. ikaretsaka ( 04/11/2004 13:46)
izya sahy no ambinina.. hozizy ny mpanao tornike izay! (anontanio ny avy any Bira)
8. fijo ( 04/11/2004 20:55)
tsapao letsy fa tsy hay izay any a.
9. ikaretsaka ( 04/11/2004 22:02)
zay mihitsy..
10. bekorontana ( 05/11/2004 12:04)
:twisted: korotany korotany :twisted:
11. tolotra ( 05/11/2004 13:17)
d teneno ilay sipa hoe rehefa miala @io bandy io enao d tsy tarah @nao intsony aho hoe!fa io bandy io no natarah ahy t@nao
12. yonikafopl ( 05/11/2004 19:59)
tolotra izay toko mou!!
13. ikaretsaka ( 06/11/2004 02:20)
boiten-drakotra be zany korotana izany
14. johanr ( 06/11/2004 19:27)
Kotio fotsiny izy de ma mahaiza miresak\'e!Raha toa moa ka tsisy pass de mahaiza mionona koa satria tara lotra rangah :o
15. fijo ( 08/11/2004 23:24)
rehefa tsy azo dia mihira ilay hira hoe:\"tara e,taraloatra e,ny fitiavako anaooooo,
diso aoriana loatra aky,hay ianao efa manana olona mitia\"sady iny ngahy no miala moramora.
16. rmo ( 19/11/2004 11:39)
Aza korontanina fotsiny ny olona fa aleo ry zareo hifankatia fa efa tara loatra izany ianao e!
17. fijo ( 22/11/2004 21:29)
izay wa,mihira
18. kintanala ( 17/02/2005 20:24)
tssssssss.....
io mangala badin'olou io ian waaa
avelo ry zareo eeeee... ny sipa anga no tsy ampy any @misy anao kosa e?...raha efa miaraka @olona iz dia avelao fa ny fiainana no hiteny e!.. mety "mbola" tsy fotoamany zan !! "mety" waa aan! fa az manakorotana zan ranga a!
na dia hitanao mitady ho tara az lay sipa ko...he! raha tena zan tokoa ! sao film koa an!...matetika anie enao N°3 ian no mijaly e!! ka dia fantaro tsara ian vao miroboka sao tsy bain des pieds fa gd bain tampoka e :°)
19. fijo ( 17/02/2005 23:43)
raha mbola mety ahazoana kosa veeeee
20. iartistika ( 18/02/2005 20:20)
Tairo aloha de hita eo eh! tandremo fotsiny sao misy camera....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8582