Mitaiza vatana
1. ralay
(
25/10/2004 16:00)
Mahatsapa ve isika fa tokony hanao fanatanjahantena vao mahataiza vatana sa dia vitan\'ny asa andavanandro ny fitaizana vatana? Misokatra ny ady hevitra.
novalian'i deghany ny 08/09/2005 10:03
3. fanja1
(
25/10/2004 17:30)
marina io fa za toa tsy ahavita kou za kamo, toa otrany ahamizana ahy kou hihihi
4. yonikafopl
(
25/10/2004 17:54)
ilaina ny fanatanjahantena ka, na dia atao hoe 5mn isan\'andro aza raha tena tsy misy fotoana, ho antsika vehivavy indrindra2 fa ny vatantsika manko mora antitra . :-P
5. bichette
(
26/10/2004 06:24)
Mba atoroy anay ny fanatanjahantena tsotsotra tokony hatao isan\'andro. Misaotra mialoha
6. zahihanyka
(
26/10/2004 09:26)
ilaina tokoa ny mitaiza vatana amin\'ny fanatanjahantena. Fa ny tokony hapetraka dia hoe fanatanjahatena toy inona no tsara?
7. chipie1
(
26/10/2004 09:34)
le mihazakazaka alou nena tsy voako e! aleoko milomano de in3 isankerinandro , fa tsy isanandro akory :-P
8. ikaretsaka
(
26/10/2004 13:05)
ny ahy aloha bisikleta no kotrana e.. mahavita eo @ 20 km isankerinandro eeo.. sady mitaiza ny cardio vasculaire koa io no mahatsara ny recupr
9. kally
(
26/10/2004 13:56)
Fanaovana raharaha ato an-trano:mibata,manakisaka,mandio,ets,adiny roa isan\'andro raha kely ...Fanaovana lakozia mijoro elaela adiny iray eo ho eo,fanaovana zaridaina:miondrika,mitraka,manapaka,mitaona,mamafa,ets adiny iray isan\'andro koa,ny any am-pianarana..;dia mbola hanao fanatanjahatena ve?maty @ izany aho kah!
10. ralay
(
26/10/2004 13:58)
Ity misy zavatra tsotra azo atao isanandrosy ao an-trano ry bichette raha vonona ianao. Manao étirements avy eo 3series de 10abdos na eo ambony fandriana aza avy eo manao flexion extension vitsy² arahana hazakazaka tsy aky hetsika kely dia vita. Tsy mihoatra ny 10mn ireo dai efa mety tsara isa-maraina.
11. bichette
(
26/10/2004 14:50)
ralay > misaotra betsaka . Fa inona tsara no tena atao amin\'izany ? ilay etirements sy ilay extensions ?
12. ralay
(
26/10/2004 15:09)
mila cours particulier njy zany fa anjaso fa hanao tournée zah dia omeko ny date andalovako any aminjy e :lol: ;-)
13. ikaretsaka
(
28/10/2004 01:15)
dia inona ny placen-dramaso?? ny ahy aloha ilay pitcher no tena voako e.. rehefa le tratran\'ilay sinker be iny tonga de mamay mihitsy
14. fijo
(
28/10/2004 21:47)
bichette a,tena te hanoro be andry aho nefa tsy mety raha tsy eto akaikiko ndry de ahoana?
16. ralay
(
29/10/2004 05:57)
kally
ka ampy hitaizanao vatana ve izany zavatra rehetra ataonao isanandro izany sa tsy ampy hoy ianao?. Inona ny hevitrao
ka ampy hitaizanao vatana ve izany zavatra rehetra ataonao isanandro izany sa tsy ampy hoy ianao?. Inona ny hevitrao
17. bichette
(
29/10/2004 06:29)
ny mety dia filmer-o izay tokony atao dia alefaso aty amiko ny K7. ok ralay sy fijo.
19. kally
(
29/10/2004 14:48)
ralay> ka io vatako io moa mbola ho lo ihany, asa izy io raha voataiza na tsia,mbola tsy miroraka aloha e! dia mbola mavitribitrika,salama lalandava na dia manifinify aza :lol:
20. ralay
(
30/10/2004 00:15)
kally ka izay ilay atao hoe mitaiza vatana anie mba tsy hiroraka sy ho salama lalandava araky ny teninao e de ampio :lol: de ampy :-P