Mitaiza vatana

21. ikaretsaka ( 30/10/2004 01:33)
ka hitsinjovana ilay miroraka anie ry kally e
22. fijo ( 01/11/2004 22:17)
aza avela hiroraka izany io vatana tsara io ry kally a.
tsy mety izany K7 izany ry bichette a.
23. kally ( 02/11/2004 14:04)
Misy miroraka koa vy eo yyyyy?
24. fijo ( 02/11/2004 23:15)
izany hoe izahay no tena tsinjovinay eto ry kally dia ianareo no asaina mitaiza tena an. :-D :-D :-D
25. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:28)
mifampitsinjo izany e
26. fijo ( 03/11/2004 22:11)
izany hoe aza mikotrana satria \"lainga lainga\" :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 06/11/2004 17:18)
sady maha ela velona ny 2 tonta io
28. ikaretsaka ( 06/11/2004 17:20)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m418233ad1b3fc
29. fijo ( 08/11/2004 21:59)
raha iny kotrana iny kosa aloha dia ok e
30. ikaretsaka ( 08/11/2004 23:47)
hihihi
31. fijo ( 09/11/2004 21:14)
iny ndray samy mazoto aby ka
32. fijo ( 10/11/2004 21:38)
ela ve de kamo amin\'io le??tssss aoka letsy
33. jon ( 07/09/2005 17:01)
ilaina ny fanatanjahantena, fa ny tena tsara izao no tsy fantatra!
34. jon ( 07/09/2005 17:07)
asa mba inona avy ireo karazampanatanjahantena tokony hatao ?
35. deghany ( 08/09/2005 10:03)
tavoangy ry jaaaaaahhhhhhhh!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744