Ho an\'ireo zay mipetraka eto France ka te hividy voiture any ivelany (CEE)

1. fanja1 ( 30/09/2004 15:28)
Pièces à fournir pour les Véhicules provenant de l’étranger (C.E.E)

_Si le véhicule vient d’Allemagne, enlèvement des sceaux
_Carte de circulation étrangère
_Certificat de conformité européen fourni par le constructeur
_Suivi de propriété (cession de la personne dont le nom figure sur le certificat d’immatriculation ou facture du garage pour les véhicules acquis directement à l’étranger.
_Acquittement de la T.VA au service des Impôts dont vous dépendez
(Certificat d’acquisition d’un véhicule terrestre à moteur)
_Demande d’immatriculation à compléter par l’acheteur
_Pièce d’identité du demandeur
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 20:20
2. tsiperifery ( 01/10/2004 06:41)
Ary inona avy fanja1 no hilaina raha te hanafatra ireny fiara efa tranainy be avy any Dago ireny ?
3. fanja1 ( 01/10/2004 17:50)
tsiperifery! fiara efa tranainy be avy any dago ahoana? de ampidirina aiza io? je parle de l\'europe là ! :-D
4. fanja1 ( 02/10/2004 06:41)
ramaso, tsiperifery, io injay dia tena tsy haiko fa andraso aloa za hanontany de ho lazaiko eto ihany raha mahazo valiny za!
5. mcz ( 02/10/2004 09:05)
za mahay ny valinio raha mila lesany de hitadiavako amboaro fotsiny ny sosy ry baina fa tonga de ok :lol: :lol: :lol: :idea: 8O
6. mumu ( 02/10/2004 12:02)
letia lasa zao ra mcz an!! :-P
7. akama00261 ( 02/10/2004 16:23)
Salut Fanja!
Dia manahoana azafady ny TVA aloha izany?Tsy lafo be ve? Ny tiako tenenina dia ça vaut le coût ve aloha sao maty antoka.
Dia ilay certificat de conformité io ve azo moramora koa sa mila vaniny ny constructeur.
Ary inona koa ity ilay enlèvement des sceaux ity?
Dia misaotra anao mialoha e
8. fanja1 ( 03/10/2004 07:37)
akama0261!
Ny TVA 19,60% ihany zay aloha eto france. interessant be, omeko oh fotsiny enao: vidina prix ny voiture d\'occ ttc eto france mahazo neuve ttc any ivelany;
Ny certificat de conformité indray tssy prob raha voiture neuve no vidiana
9. gogota ( 05/10/2004 12:29)
Ary raha avy any Belgique ry nao, mba akory tsara fanaovana azy? :wink:
10. mcz ( 06/10/2004 15:06)
lasa ho aiza ko ry mumu hoany @ bébé ve hihihihih :-* :-* :-P :-P
11. fijo ( 06/10/2004 20:53)
fanja>vidina fiara vaovao aiza no tianao lazaina fa mora belgika sa italie?sa rainiboto.
12. ikaretsaka ( 07/10/2004 03:28)
io ve ry zareo tsy arakarak\'ilay fiara?
13. fanja1 ( 07/10/2004 07:08)
fijo ohatra te hividy fiara marika frantsay enao de any belgika na italie mividy fa mahatratra hatrany @ -20%
14. fijo ( 07/10/2004 20:34)
izay,ilay toerana no tiako ho fantatra ka.misaotra.any belgika aloha no efa fijerevana fa italie mbola tsy haiko loatra.
15. fanja1 ( 08/10/2004 06:38)
fijo espagne kou interessant
16. fanja1 ( 09/10/2004 17:40)
Fa milaza aminareo ihany aho fa aza mividy occasion any fa tsy hay zay niaviany! any @ garage tena sûr no mividy na aleo aza concessionnaire mihintsy
17. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:37)
ary ra mipetraka eto ka te....ahita any fanja1. inona avy no ilaina? :D
18. ikaretsaka ( 24/10/2004 17:50)
nga fanja tomobil le :-D
19. chipie1 ( 24/10/2004 18:23)
:-D
20. fatsoraly ( 30/10/2004 06:22)
tsy misy omena fotsiny angaha @ Sperrmuell fa tsimaintsy mividy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2712