Ankamantatra

1. atmos ( 06/07/2004 22:59)
Andao mba hanao ankamantatra indray e, afaka mandefa daholo izay te-handefa de milaza ny valiny zay te-hamaly.

Inona ary zany :" Ny tany no tifirina nefa ny orona no voa, nenjehin'ny bandy 5 laahy fa tsy tratra"
novalian'i atmos ny 14/07/2004 10:08
2. wawawa ( 06/07/2004 23:26)
Afa-po!
Fa zao ary: inona ary izany: elo be tsy mipika?
3. anjelimbonikazo ( 07/07/2004 03:54)
eh ary izay teo mba nanao ankamantatra dia nanjavona eh, nefa tsy fantatrareo akory ny valiny!
4. anjelimbonikazo ( 07/07/2004 03:58)
sady ny anareo mora kely daholo tsy mba ohatra hoe inona ary izany bibibe feno volovolobe eo anelankela-pe?


valiny : nefa soavaly
5. atmos ( 07/07/2004 09:25)
wawawa : ny valiny ny ahy ange : hetotra e, ny andy nefa mora be mihitsy....

Ity ary, inona ary zany: "Tongotra efatra mipetraka eo ambony tongotra efatra miandry an'i tongotra efatra, ....tsy tonga i tongotra efatra, dia lasa i tongotra efatra."
6. ari.malala ( 12/07/2004 13:46)
valio @ zay r'i atmos fa tsy mahay ny olona â!
7. atmos ( 13/07/2004 12:08)
zany kou de tsy hainareo marina an, za kou azy tsy mahay kou
8. ari.malala ( 13/07/2004 12:41)
Andray! manadala olona an!
9. atmos ( 13/07/2004 21:45)
hay zay marina le izy fa tsy tadidiko klé, misaotra ramaso an
10. kitjo ( 14/07/2004 01:58)
atmos> mananihany olon-dehikely an
11. atmos ( 14/07/2004 10:08)
kitjo : ka tadidiko ange le ankamatatra fa valiny no tsy tadidiko e.

Fa i ramaso alou gravy e, @ fomba rehetra mihitsy an, zany no atao oe, bandy passe par tout
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2497