Ankamantatra
1. atmos
(
06/07/2004 22:59)
Andao mba hanao ankamantatra indray e, afaka mandefa daholo izay te-handefa de milaza ny valiny zay te-hamaly.
Inona ary zany :" Ny tany no tifirina nefa ny orona no voa, nenjehin'ny bandy 5 laahy fa tsy tratra"
Inona ary zany :" Ny tany no tifirina nefa ny orona no voa, nenjehin'ny bandy 5 laahy fa tsy tratra"
répondu par atmos le 14/07/2004 10:08
3. anjelimbonikazo
(
07/07/2004 03:54)
eh ary izay teo mba nanao ankamantatra dia nanjavona eh, nefa tsy fantatrareo akory ny valiny!
4. anjelimbonikazo
(
07/07/2004 03:58)
sady ny anareo mora kely daholo tsy mba ohatra hoe inona ary izany bibibe feno volovolobe eo anelankela-pe?
valiny : nefa soavaly
valiny : nefa soavaly
5. atmos
(
07/07/2004 09:25)
wawawa : ny valiny ny ahy ange : hetotra e, ny andy nefa mora be mihitsy....
Ity ary, inona ary zany: "Tongotra efatra mipetraka eo ambony tongotra efatra miandry an'i tongotra efatra, ....tsy tonga i tongotra efatra, dia lasa i tongotra efatra."
Ity ary, inona ary zany: "Tongotra efatra mipetraka eo ambony tongotra efatra miandry an'i tongotra efatra, ....tsy tonga i tongotra efatra, dia lasa i tongotra efatra."
11. atmos
(
14/07/2004 10:08)
kitjo : ka tadidiko ange le ankamatatra fa valiny no tsy tadidiko e.
Fa i ramaso alou gravy e, @ fomba rehetra mihitsy an, zany no atao oe, bandy passe par tout
Fa i ramaso alou gravy e, @ fomba rehetra mihitsy an, zany no atao oe, bandy passe par tout
