inon akay ny tsy itiavan' ny kofa fotsy sipa mainty

1. nonja ( 20/05/2004 11:14)
tena mahagaga fa ny kofa fotsy tsy tia sipa mainty fa maninoan kay
2. voninkazokely ( 20/05/2004 14:36)
Tsy ny kofa fotsy rehetra kosa é sa efa nisy nanao statistika ?
Sady matoa izy manao izany dia raciste izy izany koo.
3. wilson ( 20/05/2004 15:37)
Ny ahy aloha tsy fantatro fa matetika ny vehivavy niaraka tamiko dia mainty sady ngeza noho izaho nefa izaho fotsy
4. chipie1 ( 20/05/2004 19:49)
chacun ses goûts!! no comment
5. fijo ( 21/05/2004 00:29)
tsy ny rehetra marina io,fa maro aloha no manao an'io e
6. joda ( 22/05/2004 10:54)
tsy ny rehetra tokoa au contraire raha ny hitako matetika raha fotsy ilay bandy dia somary mainty no alainy...dia raha mainty ilay sipa dia fotsy no bandy tiany..aty izao ohatra ny africain ny ankabeazany dia vazaha no sipany na vadiny
7. yonikafopl ( 22/05/2004 14:33)
za koa mahita toy izany ry joda, fa ze fotsy tsy tia mainty no aoka hanazava ny antony eto?
za zao ohatra fotsy fa tsy tia fotsy fa mainty satria mba te hahazo zaza sokola au lait ,
8. jhouhlambout ( 24/05/2004 13:29)
samy manana ny goût-any io e. Ny ahy zao mety daholo ny couleurs rehetra, fa ny transparent ihany no tsy sahiko.
9. ikaretsaka ( 24/05/2004 15:27)
ny ahy aloha ilay mitvitovy loko amiko ireny ihany e... mba ialana @ disadisa hoe raciste e.. zao a zao eeee
10. fijo ( 25/05/2004 23:52)
ny ahy manokana dia mety aby fa aza matahotra ianareo e.
11. angie ( 26/05/2004 07:43)
Ny ahy alou ny vadiko fotsy be dia za ngilo kely fa milay be.
Dia rehefa mivoaka en famille zay na mamonjy mariage, fety... dia za irery foana no mainty kely eo afovoany eo. Dia nomen zareo surnom mihintsy za hoe Calimero nalaina t@ dessin animé zay. Fa rehefa tonga any @ fety gasy kou lery dia analako kou.
12. nonja ( 26/05/2004 14:34)
misaotra anareo izay nanome valiny aloha fa amiko manokana aloha de considereko ho raciste ny mpanao ireny e!
13. fijo ( 26/05/2004 22:09)
tsy voatery fa mety tsy ao amin'ilay tiany ko inona ary no azo hatao?
14. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:54)
15. yonikafopl ( 04/06/2004 21:35)
samy manana ny choix ny io ka
16. fijo ( 07/06/2004 23:05)
izay;raha maintsy misarika ve hisy izany,fa tsy avy daholo ny kofa
17. rinakely1 ( 18/06/2004 15:17)
ra fotsy ny kofanao enao mainty: lokoy ny peau-nao d samy miala.
18. fijo ( 21/06/2004 22:41)
inona ary ity masiak be ity ry rinakely?
19. rambofrau ( 01/07/2004 19:11)
Raha vao misy resaka fihodirana tsy mitovy dia racisme izany eh,samy gasy izao ve dia hisy fotsy sy mainty fa refa gasy dia gasy.Ny ahy izao ny vadiko fotsy be satria vazaha,dia za gasy,nefa za fiere be fa gasy.
Aoka isika hifankatia na mainty na fotsy.......
20. fijo ( 01/07/2004 21:45)
gasy nanary gasy iano izany satria ilay zaza avy eo efa tsy gasy 100 isan 100 intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3701