inon akay ny tsy itiavan' ny kofa fotsy sipa mainty
21. mcfy
(
02/07/2004 11:06)
ny hoe mainty sy fotsy leoko ihany raha samy mitovy firazànana fa ny hoe vazaha sy gasy aloha d mampalahelo @ lafiny iray satria aiza ilay zaza après no tena hifototra? aiza no tena tanindrazany? lol sisa tavela
22. fijo
(
05/07/2004 22:53)
izay indrindra.tsy manana fototra ireny hany ka mampalahelo any aoriana.
24. fijo
(
06/07/2004 21:49)
tsy fanaratsiana io,fa efa nisy fikarohana natao momba io taty france aryhita fa ny ankamaroan'ny ankizy sahirana teo amin'ny fiainana sy ny fianarana dia ny ankizy safiotra,satria tsy manana ny fototra tena hijoroany izy.natao tamin'ny taona 1968 io fikarohana io,ka asa na mbola hita fa mitombina na tsia.
25. yonikafopl
(
07/07/2004 00:04)
i fijo kosa no tsy te hanambady vazaha kou, avelao ny sasany hitia izay tiany rehefa olom-belona nofo sy ra , manana fitiavana.
fa raha gasy hifanavakavaka kosa ve tsy aleo miaraka @ izay tsy manavaka ny tena!
fa raha gasy hifanavakavaka kosa ve tsy aleo miaraka @ izay tsy manavaka ny tena!
26. ikaretsaka
(
07/07/2004 02:57)
ilay manambady vazaha mety milay ihany fa ilay zaza rehefa avy eo
ilay heo sady any @ havan-ilay rainy voailika satria tsy mitovy amindry zareo.. mankary @ reniny koa voailika satria hafa....
Aza tia tena.. jereo koa ny ho avin'ny taranaka
ilay heo sady any @ havan-ilay rainy voailika satria tsy mitovy amindry zareo.. mankary @ reniny koa voailika satria hafa....
Aza tia tena.. jereo koa ny ho avin'ny taranaka
27. fijo
(
07/07/2004 23:49)
efa io lazaiko io fa efa nisy fikarohana natao momba io.ary ny karazan'ankizy nanaovana io fikarohana io dia ankizy gasy mipetraka aty france.(izay no nanaitra ahy tamin'ilay boky)
28. herindrainy
(
13/10/2004 12:35)
le manambady kofa vazaha alo de tsy mety mintsy e!. Aleo iany gasy mitovy fihaviana amintena ihany na au moins sy mitovy coulera @ tena
29. fijo
(
13/10/2004 22:43)
izao no tena loza amin\'ny sipa manambady vazaha.ny vehivavy no mitana sy mampita ny maha izy azy ny firenena iray.ka raha manambady vazaha ilay sipa gasy dia manary ny maha izy azy fa ilay maha vazaha ilay zaza no tena vohiziny ho bebekokoa .dia miha very raha tsy efa very mihintsy aza ny maha gasy ilay zaza.eo no olana .
30. ikaretsaka
(
15/10/2004 04:16)
ka io le hoe aza ny tenanareo ihany no jerena fa ny taranakareo!
tsy ny fo no mitia fa ny loha!
tsy ny fo no mitia fa ny loha!