zay sans Malala
1. mumu
(
12/05/2004 13:04)
vaovao ndray ô! i Malala hono niala tao am tarika "zay", tsy maintsy oe itady zay hahasolo any i Malala ndray zany...?
novalian'i totty ny 19/12/2004 01:12
4. booboo
(
12/05/2004 13:18)
mba fanontaniana tsotra ny ahy ry xxxxxx fa miala tsiny raha nandona anao
5. mumu
(
12/05/2004 13:27)
mbola tsy fantatra oe inona no antony ,fa sao de manahirana , ka sairana ...
8. kitjo
(
13/05/2004 02:08)
hahha, nefa ange tsy tokony niala tato alou voninkazokely ra znayfa nitady tarika tato e
ohatra oe fijo sy ikaretsaka zany reo aloha tonga d izy,
mety hilay an
ohatra oe fijo sy ikaretsaka zany reo aloha tonga d izy,
mety hilay an
9. andh205
(
13/05/2004 05:38)
O ry Mumu an ! c'est toi ndray ki va la remplacer ko. De Kitjosy Karetsaka no mpandihy sa ahona!!?
10. mahatoky
(
13/05/2004 07:40)
Ny fiainana eto an-tany dia toy ny rhtra ihany .Fa efa teo anilan'iMalala isika tety an-tany.
sosotra ny mandefi-mandrin'akahy naheno an'io vaovao io
sosotra ny mandefi-mandrin'akahy naheno an'io vaovao io
11. donemaskit
(
13/05/2004 11:14)
Aleo izy ho any fa efa zay no safidiny e, tsy soloina fa manjary vao mainka ratsy tarehy bé ilay tarika.
12. nananie
(
13/05/2004 11:20)
anjay kosa ry Done. Tsss enao 'ty masika a!
Ra miala Malala de tsy 'Zay @ maha 'Zay azy tsony le tarika kou.Izy mianadahy anie no maha izy an'le izy e!
Ra miala Malala de tsy 'Zay @ maha 'Zay azy tsony le tarika kou.Izy mianadahy anie no maha izy an'le izy e!
14. nananie
(
13/05/2004 11:38)
Ka le anaran'le groupe koa anie mila jerena e!
Fa le Njila kosa no tsy de voako nony lasa i poopy kou! Tsy mankaiza le feon'le kala.
Fa le Njila kosa no tsy de voako nony lasa i poopy kou! Tsy mankaiza le feon'le kala.
15. nrina
(
13/05/2004 11:43)
za alou de malahelo raha hiala Malala e;nefa refa tsy mety intsony de atao aona moa e!
16. nananie
(
13/05/2004 11:56)
Nrina, kay izay mihintsy no mha 'Zay an'i 'Zay raha tsy izany de fôna le izy.
17. oully
(
13/05/2004 16:38)
Hay va re ry reto! tsy arako indray izany vaovao zany marina. I Malala no naha-Zay an'i Zay kah, marina ny an'i Nananie ...
18. kitjo
(
13/05/2004 18:12)
asaivo ovainy oe "Tsika" ndray d mankao aby tsika ee
lasa oe "Zareo" zany ko
andh205>za sy ikaretsaka v mpandihy?ihhihihihi
aleo aloha asaiko hofaniny aho fa ngamba feno ol ra manao spektakla, ol hitoraka voatabia an
lasa oe "Zareo" zany ko
andh205>za sy ikaretsaka v mpandihy?ihhihihihi
aleo aloha asaiko hofaniny aho fa ngamba feno ol ra manao spektakla, ol hitoraka voatabia an
19. fijo
(
13/05/2004 21:51)
dia tena very marina fa dia tsy misy haiko ireo tarika vaovao lazainareo e."zay"izanyve tsy vao niforona hoviana le.
20. dd
(
14/05/2004 00:36)
ô ry fijo, ngah elà tsy mba mihaino ny Radio Vazo Gasy..? na mba mitoditodika any ny lasouri ndraindray fa misy reo mpihira kalaza taloha sy amin zao fotoana zao lety any an! ... na d hoe tsy hihainoa aza d mba mahafantatra reo anarana vaovao, d mandeh eo amin ny tonokira indray lasouri mitady ilay mpihira avy eo ... zay no fanaoko aloha e!
ny mikasika an'i Malala / Zay indray, vaovao amiko izao fisarahana izao kanefa rehefa nandre ny tantarany aho tary amin ilay site voatondro ao amin ny tonokira ( http://tononkira.serasera.org ) tary, dia azoko antsaina fa indray andro any izao no mety ho vokany, hisara-dalana amin izay izy mianadahy, satria samy hanana ny lalany amin izay! .. zay tena antony tsy dia mampaninona.. fa hikopakelatra hitady Zay mahasoa azy avy ny tsirairay tsin ange e!
mirary soa ny tsirairay no atao .. dia enga anie mbola ho tonga lavitra amin zay atao foana! ...