zay sans Malala

41. six ( 28/05/2004 10:38)
ie manadala vahoaka d am'zay b pjeery
42. fijo ( 31/05/2004 23:26)
sosotra eo ny pokona vao lasa gaigy eo ko
43. kitjo ( 09/06/2004 17:03)
tsy hiala aho eeee, ozy i Malala an,
ihihihihihiih, i Nary kay no niteny fa tsy miala zany i Malala k,

http://www.lagazette-dgi.com/simu/dev.php?id=18547
44. fijo ( 09/06/2004 21:42)
tsy niala izy wa fa nihilika fotsiny.izay ilay manambady ko.loza be
45. ari.malala ( 10/06/2004 05:56)
fa iza no niteny hoe nanambady izy?
46. chipie1 ( 10/06/2004 10:11)
ari.malala> i fijo ka
47. jhouhlambout ( 10/06/2004 10:47)
:-)
48. ari.malala ( 10/06/2004 10:51)
mahita volana alohan'ny biby koa i fijo zany! :)
49. fijo ( 10/06/2004 23:49)
ka nisy niteny an'izany tery ambony tery ko.tssss masika indray malala an
50. nananie ( 11/06/2004 16:02)
hihihi!
51. fijo ( 14/06/2004 22:34)
hita fa malala io masiaka be tssss.
52. totty ( 19/12/2004 01:12)
tsylasany tarika zay raha tsy eoiMALALA!!!! :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2379