zay sans Malala

21. kitjo ( 14/05/2004 00:59)
o ry fijooooo
fa d tsy mba mihaino marina ve na radiogasy aza refa tsy manana hira??
taiza ho aiza t@ repertoiren mpanakanto malagasy i fijo no nijanona??
22. angie ( 14/05/2004 09:44)
Samy mahay izy mianadahy ka araky ny hevitro na samy hitokana aza de tsy maninona. Ny important de hoe mifankatia izty fa tsy miady toy ny nanjo ny Njila t@ i Poopy...
23. chipie1 ( 14/05/2004 12:52)
nefa i Malala no tena mampa zay any i zay .Atao aona mou fa de zay zany
24. oully ( 14/05/2004 12:58)
Ity no adiresin-dry zareo vaovao ka ahitana ny vaovao marina mikasika ny nialàn'i Malala: http://www.tarikazay.com
25. kitjo ( 14/05/2004 15:38)
melsi oully
26. chipie1 ( 14/05/2004 17:17)
kitjo: i noely kely iany no tena ainy fijo na railovy ! hihihi
27. nananie ( 17/05/2004 16:46)
hahaha! Misy tara be ato ô!
28. fijo ( 17/05/2004 23:32)
izay nalaza tamin'ny 1991 no mbola haiko fa ny taty aoriana dia tara be e.
29. ravatorano ( 19/05/2004 09:36)
lasa nanambady izy d tsy navelan ny vadiny hihira tsony.
tsy saro piaro lery fa le vadiny hitany lava mampidera ny hatsarany amin ny kilipa no tsary tantiny
30. fijo ( 19/05/2004 20:56)
ka izay ilay tsy mety.teo no nitiavana azy dia rarana tsy hanao ny mba zavatra tiany izy.
31. xxx ( 24/05/2004 09:06)
atao inona kou zany!c vraiment nimporte koi!
tsy aleo tonga d tsy misy ZAY tsony ra zany!nefa ranga reny ba milay ihany!sady ny hirany ihany kkou milay rahateo!
d injisy ho anay naika andé hijery ZAY zany refa anao vac kou!!
32. kitjo ( 24/05/2004 09:17)
ansoooo
Fijo> anazy ary iny ko, mampalahelo fa znay oe zay no mba mahafinaritra anzareo ngamba
33. mumu ( 24/05/2004 10:04)
andh205 za tsy mahay mihira ka!
34. donemaskit ( 24/05/2004 16:44)
izy kay hono toa mety tsy hiala akory indray ?!
35. fijo ( 24/05/2004 21:50)
lasa sarimihetsika izy izany kle.
36. xxx ( 25/05/2004 11:05)
inn kou aza ty maneli-tsao ty kle!!
37. fijo ( 25/05/2004 22:25)
i xxxx hono voan'ny tsaho be dia lasa gaigy.
38. kitjo ( 26/05/2004 02:16)
d aona njay ary zany eee
39. angie ( 26/05/2004 08:40)
mety ho Pub ihany koa ange io zao dia mety hoe tena hijanona kely izy ary io spectacle @ juin io zao tena ho feno hipoka. Dia toy izay kou rehefa hiverina izy. Fomban-javatra daholo zany, rehefa mitohy ny hira tsara dia efa milay.
40. fijo ( 26/05/2004 23:00)
manadala vahoaka izany kno
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2951