tapage nocturne

1. ramoul ( 20/04/2004 15:24)
Nareo ve tsy mba tezitra rehefa matory ka misy manao boom ny mpi-ray tanana miaraka amin' nareo?
Ny hevitrareo ho an' izay manana
novalian'i ramoul ny 08/06/2004 13:23
2. booboo ( 20/04/2004 15:29)
iafiko ao dé manaraka koa zà manao revanche !
3. ramoul ( 20/04/2004 15:59)
booboo de sahinao ve mamaly faty an' zany?
4. booboo ( 20/04/2004 16:05)
hihihi ! atao @ an-kolaka fa tsy direct kah !
5. aladin ( 20/04/2004 16:11)
miafina de torahana ny tafony .
6. aladin ( 20/04/2004 16:11)
miafina de torahana ny tafony .
7. yonikafopl ( 20/04/2004 16:27)
hi hi hi hi , ka maninona raha tsy miafina fa tonga dia torahana imaso e!
8. fijo ( 20/04/2004 23:07)
raha matory antoandro tsy koi fa raha alina dia hiatsoako plisy
9. ravatorano ( 21/04/2004 07:53)
ny oll aloha tsy hanao boom alina raha tsy mahazo alalana avy amin ny fokotany firaisana commune.Raha manana an izay izy dia iareto ao e fa mbola hisy tour ho avy aminy koa satria mbola hanao fety koa ianao amizay.
raha tsy manana fanomezan dalana ilay oll dia azo toriana tsotra izao ary izay no atao hoe tapage nocturne.
10. jhouhlambout ( 21/04/2004 09:36)
Aleo ihany izy manao Boom-boom manokana any aminy any toy izay manao boom! sa ahoana?
11. ramoul ( 21/04/2004 12:59)
marina izany ry jhoulambout
12. sobika ( 21/04/2004 13:44)
ehhh ary raha hoe tsy resaka boom ndray ary fa ohatra hoe enao ao ambany rihana de ny ao ambony manenjera seza na kifafa na ze azerany ao! de ahoana
misy koa le tômôbil mi -pimpimpa @ andro @ 5 maraina na @ 4 akory aza!! aty aminay zany tena mahaletra mintsy sady efa tsy ahitantory ry zareo ao ambony moa ny fiara koa manao ny ataony!!
inona ndray no azo atao @ zay!! tena tapage mintsy zay fa tsy nahazoana alalana intsony
13. ramoul ( 21/04/2004 16:10)
sobika izay indray dia efa cas afa mihitsy ary ny tokony atao amin' izany dia tokony tenenina ny olona izay mipetraka ao ambony mba hanaja ny ora fahatoriana ary tsy hanenjera zavatra tokony hanaitra ny olona ao ambany; ra ilay tômôbill ndray aloha dia tsy haiko hoe atao ahoana satria ny tenako koa dia efa tratran' izany hihihi.
14. aladin ( 21/04/2004 16:20)
raha misy an'izany alou ka hoe tsy andro fety tin² fa anniversaireny na otr'izany ka tsy hasaina ny tenanay de batainay eo alohan'ny tranony eo ny barika de eo 'zay no mively².samy mampaneno ihany io kou.hihihi
15. hendry ( 21/04/2004 16:20)
Fa ngah fanahiniana ilay manjera zavatra? amiko matoa hoe mianjera dia tsy fanahiniana zany, na ilay olona mipetraka ao ambony koa aza anie mety mba sadaikatra ihany satria nianjera tsy fidiny ilay seza na kifafa e. Ilay tômôbil ndray, matetika @ toerana akaiky mpivarotra no misy an´reny maneno @ 4 maraina reny, ka afaka ny haninona ary enao, efa fiveloman´ilay olona ilay izy dia ereto ao e, mifindra trano ngamba ny vahaolana hitako.
16. booboo ( 21/04/2004 16:27)
ny anay indray rehefa misy an'izany de miara mivoaka dôl ny olona rehetra ! tsisy akiteny @ io fa de vandrandraina be ry zareo ! calme tsara ny tanana avy eo !
17. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:41)
fitia mifamaly mahatsara fihavanana e
18. ramoul ( 21/04/2004 19:52)
hihihi aladin ny an'ialahy ngamba no mety marina ra ohatra ka miampy kely ny fanazavan' ialahy.
19. fijo ( 21/04/2004 21:03)
ilay fiara dia tsy hita izay atao fa dia miharitra e.raha ny mpifanila indray azo tenenina moramora aloha izy ka
20. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:07)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5932