tapage nocturne

41. booboo ( 19/05/2004 10:47)
hihihihi
ramoul> ka tsy miditra any ange fa eo ambaravaravana ihany. Sady zareo mbola tsy matory dé tsy olana zany
42. fijo ( 19/05/2004 21:38)
dia raha asainy miara mikorana aminy ao ianao?
43. booboo ( 20/05/2004 08:01)
dé omeo anà fotsiny anjara kaliko fa aelo @ manaraka ilay tsy te-hatory iny zà :)
44. fijo ( 20/05/2004 22:22)
ka tsy hikaly no hiatsoany fa hikorana ko.tsy raikitra izany.
45. ramoul ( 24/05/2004 13:40)
hihihihihihihihi de mba mody tsy tezitra zany ra hikorana kou!
Fa ra zavatra afa no hanairany anao amin'ny alina de tsy mety klé!
46. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:08)
izay ihany no atao hoe aleo koa zahay mba hanao rehefa raikitra ny tapage ko
47. fijo ( 24/05/2004 22:58)
izay mihintsy.manao izy androany?aza mikozy fa rahampitso ilay izy reraka iny dia mbatairo koa ny mahaleo sy ny kaiamba.ary tairo mafy mihintsy.
48. ramoul ( 31/05/2004 21:22)
de samy hanao vangansa eto nge zany ra tena azoko tsara ny tianareo hgo lazaina é!
Ao anaty baiboly nefa misy soratra hoe "aza mamaly ny ratsy amin' ny ratsy"
Mety ataoko ihany ra sndra mihetsika eo ny lohako kou lol!
Samy hanao ihany ve de tsy hifampataty ny valiny eo?
49. booboo ( 01/06/2004 17:48)
mahazaka izy matoa manao :)
50. ramoul ( 02/06/2004 16:53)
zay mintsy kou. ra tsy mazaka ve izy dia heverinao fa anao an' izany?
51. ramoul ( 06/06/2004 20:42)
amin'ny manaraka anjarako ndray ny manao de ho itako eo iza no tena tsy mazaka.
52. booboo ( 07/06/2004 12:19)
hihihi
53. chipie1 ( 08/06/2004 07:33)
54. ramoul ( 08/06/2004 13:23)
ka ra tsy zany ve ry booboo tsy hangina ry zareo araky ny heritreritrao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2652