tena lehilahy
1. hendry
(
05/04/2004 12:21)
Inona ny toetra na fihetsika sy ny sisa tokony ananan´ny lhl mba isokajiana ny olona iray ho lhl?
Ny ahy ry reto ohatran´ny tsy lehilahy amiko raha tsy be mokon-
doha (@ lafiny tsara io a!). Raha lhl tsy maha-domine ahy toa tsy tena lhl amiko.
Ny ahy ry reto ohatran´ny tsy lehilahy amiko raha tsy be mokon-
doha (@ lafiny tsara io a!). Raha lhl tsy maha-domine ahy toa tsy tena lhl amiko.
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:52
2. jhouhlambout
(
05/04/2004 12:59)
Voalazanao. Kanafa koa misy aspect hafa, ohatra: rehefa manao zavatra iray dia atao tsara ary hatramin'ny farany fa tsy avela inachevé eo fotsiny.
3. ravatorano
(
05/04/2004 13:18)
maha domine anao amin inn anefa fa betsaka ny lafinjavatra azo resahina amizany mba tsy hitenenana indray fa ny lhl dia dominateru kosa aloha.fa izay eo ihany fa tsy dia voatery loatra izany
raha eo amin ny toetra fandraisana andraikitra sy fanapaha kevitra dia ekeko tokony ho ny lhl no mijoro aloha momba izany satria izy no lohan ny fianakaviana aryu mba tsy hataon ny oll koa we'" ty tena lhl azon ny vhv entina amin ny orony fotsdiny".

4. ikaretsaka
(
05/04/2004 14:02)
de rehefa voa domine de hoe .. ny lehilahy mpampijaly indray no miala any @ lohahevitra hafa
5. hendry
(
05/04/2004 15:08)
ikaratseka> tsy any ilay izy. Tsy hoe mi-domine @ resaka fampira
fesana na fampijaliana ilay izy. Ny mi-domine tiako ambara dia hoe: mba ilay bandy tsy zaka @ lohany na ilay bandy tsy sage comme une image reny. Tokony ho hita @ lhl foana amiko ny spontanité, ny créativité, ny maitrise de soi, ny confiance en soi, ny intélligence, ny hatanjahana, ny fijoroana @ heviny (raha hevitra tsy diso), mba tia karokaroka sy ny sisa ...

8. xxx
(
05/04/2004 18:35)
Mahagaga fa aty amin'ny resam-behivavy lé resaka fa lehilahy daholo anefa no namaly hatreto.
10. tequila
(
05/04/2004 19:28)
Miombon-kevitra amin'i hendry mihitsy aho , fa tena mandreraka ny lhl entina amy sangany ireny .
Nefa mahagaga fa toa lasa manao an'io daholo ny lhl amin'ny fotoana iray , tsy hay hoe maninona. Sa misy mahalala?
Miteny hoe zah no tena lhl sns nefa vao miantso radotsy dia mimpirina ? eeeee
Nefa mahagaga fa toa lasa manao an'io daholo ny lhl amin'ny fotoana iray , tsy hay hoe maninona. Sa misy mahalala?
Miteny hoe zah no tena lhl sns nefa vao miantso radotsy dia mimpirina ? eeeee
15. hendry
(
06/04/2004 14:49)
Ny hambom-po anie ramaso tsara fa raha diso toerana izy no ratsy e!
Fa ny lhl zaka @ lohany sy azo entina @ sangany toa sahala @ tsy lhl ka.
Fa ny lhl zaka @ lohany sy azo entina @ sangany toa sahala @ tsy lhl ka.
16. fijo
(
06/04/2004 20:40)
tsy hita izay hanaovana anareo vehivavy ireto.terena maty aho hoe,avela hano ny ahy.
18. hendry
(
07/04/2004 10:59)
Tsy mistery zany ny vhv ry fijo sy six a! Mila fantatra fotsiny ny zavatra tadiaviny. Mino aho fa tsy vitsy ny vhv tia lhl manana hazon-damosina. Ka nareo lhl anie te ho rôle matetika @ fiainana e! raha rôle tsy manana hazon-damosina ho rôle mankaiza? tsisy hanaiky ho entin´olona tsy manana ny mahaizy azy zany kosa, du moins zaho aloha tsy tia lhl zakako @ sangany e! tsy lhl zany amiko.