tena lehilahy

41. mimita ( 22/04/2004 19:37)
manandra-tsira ahona ko ry fijo a!d refa zay no izy aleo tonga d kozina le sipa we misy sipa hafa fa sty mampijaly!le ampirafesina nge tsy tsapanao mitsy we mafy e!nareo bandy mantsy vo misaraka d efa afaka mikoty ndray tsy misy koi!ny sipa tsy maintsy miandry kotina fona!
42. fijo ( 22/04/2004 21:22)
za efa nisy nampirafy fa tsy maninona fa revy io ko
43. hendry ( 23/04/2004 15:32)
mimita ngah nisy nampirafy?
44. pitchou ( 23/04/2004 18:11)
ho perte eo mimita fa tandremo! asa mampiseho aminy mihitsy hoe fidele aminy indrindra raha sahala @drizalahy ireto!
45. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:57)
rehefa tsy i fidele dia i modeste indray alaina e
46. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:57)
rehefa tsy i fidele dia i modeste indray alaina e
47. pitchou ( 24/04/2004 08:29)
ka ato tsy mba misy modeste ko!
48. mimita ( 24/04/2004 14:08)
efa nisy nampirafy a ry hendry fa sty nivakiko loha fa ra zao dhafa mitsy satri efa mehib d efa mitady relation serieux e!!
pitchou>fa nga mo ampisehon aoe fidele fa za fotsiny no fidel refa olo tiko ko!!za ndray sipa endry an,kozy e!!
49. ikaretsaka ( 24/04/2004 15:06)
inona ny tianareo ary e.. Modeste sa fidele?
50. booboo ( 02/06/2004 11:18)
izy 2 aby
51. fijo ( 02/06/2004 22:54)
i pitchou indray io mampianadratsy zaza io an.
52. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2896