tena lehilahy
21. tequila
(
08/04/2004 09:38)
Misy échelle daholo ny zavatra rehetra ange e , raha mahandro pâte enao zao dia tsisy tia ny modaka ngamba , raha mafy tsy masaka koa tsy laitra , dia al dente zany e ! hi hi
24. ralipo
(
10/04/2004 06:49)
Za aloha tsy tia vhv be mokony zany e! fifandresen-dahatra ny fiarahana fa tsy gymnastique intellectuelle.
26. pitchou
(
11/04/2004 07:50)
fa maninona ralipo no tsy gym intellect? henjana be ngah d tsy maharaka? rehefa tsy tianao ho be mokony izy d aza toherina aza e! araho daholo izay teneniny ! nefa risika b zany an!
29. fijo
(
14/04/2004 20:44)
aiza indray no misy tsara toa izany.mandeha mivoaka ianao vita ny kaly miverina avy any,madio ny akanjo,milamina ny trano,voahotra tsara alohan'ny hatory.
30. ikaretsaka
(
15/04/2004 00:34)
traisy... aoka fotsiny... iznay ka vady.. mazoto tsara rangaha manefa ny adidiny koa
31. tequila
(
15/04/2004 10:37)
jere nge nen'ireto raha tsy miverina amin'ny tenany foana e !
Lhl tsy mahavita n'inn n'inn ndray aloh dia tsisy ilana azy e .
Lhl tsy mahavita n'inn n'inn ndray aloh dia tsisy ilana azy e .
33. fijo
(
15/04/2004 20:58)
ka io lazain'ikaretsaka io,mazoto koa ny lehilahy amin'ny adidiny avy eo.
36. hendry
(
17/04/2004 12:20)
fijo> "mandeha mivoaka ianao vita ny kaly miverina avy any,madio ny akanjo,milamina ny trano,voahotra tsara alohan'ny hatory."
Zany hoe mijanona ao an-trano zany ilay vhv fa tsy miasa, hafa ndray iny.
Ilay vhv voakarakara sa mikarakara ny anontaniany e?
Zany hoe mijanona ao an-trano zany ilay vhv fa tsy miasa, hafa ndray iny.
Ilay vhv voakarakara sa mikarakara ny anontaniany e?
37. ikaretsaka
(
18/04/2004 03:20)
miasa ka,, fa zany kos aaloha ny tena lafatra e.. zany ny tena tonkatrano.. avy eo izay asa atao vita ko
39. mimita
(
21/04/2004 21:40)
nareo lelahy v lou tsy mahatsapa tena ho lelahy ra sty mampijaly sipa e!ohatra oe mampirafy,tsy mety zany fa le sipa nefa @io fidele fona