Mozika Rock
1. joy
(
26/03/2004 18:18)
Inona no tena itiavanareo le mozika rock ? mba lazao eto ny antony, dia inona koa no tsy itiavanareo azy ?
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:24
3. xxx
(
26/03/2004 09:31)
izaho alony mankafy azy satria manala hatezerana,ary tena maneho ny ato amiko ilay feokira
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 26/03/2004 21:31
4. six
(
26/03/2004 09:47)
mozika io r'ise d tsara foana, ny mozika tsinona misy lay hoe harmonie d mirindra foana, rehefa mahay alou le mpanao azy d tena tsara mintsy e, tena milay e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/03/2004 21:47
5. ravatorano
(
26/03/2004 10:54)
tiako ny rock e
indrindra fa le majefatsa reny
antony mampientanentana , nefa reveko dhl aloha ny mozika fa misy tombony kely ry rheg,vqink,fisina,ry tselatra indrindra indraindra , ao koa ry kiaka sry apost>tsy hadino ry nirvana,metallica,van halen ....

6. ngou
(
26/03/2004 13:18)
mozika mampahatanjaka be ny rock sady tena manome hery ( indrindra fa ny metal )....mahagaga anefa fa somary voatosika kely ihany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngou ny 27/03/2004 01:18
7. xxx
(
26/03/2004 18:15)
Mba ny hira gasy anontaniana eh
Aza mba karetsaka ho'a
Aza mba karetsaka ho'a
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/03/2004 06:15
8. xxx
(
27/03/2004 20:17)
hahaha
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/03/2004 08:17
9. donemaskit
(
27/03/2004 11:27)
misy karazana rock tiako : poprock, rock'n'roll, folkrock, indi rock, slowhard, ... satria azo henoina ny gitara
misy tena tsy zakako : hard, metal, gothic, ... satria mankarary loha !
misy tena tsy zakako : hard, metal, gothic, ... satria mankarary loha !
13. mazely
(
29/03/2004 18:54)
mitabataba loatra ka tiako satria mampatory. mandrotsirotsy torimasoko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mazely ny 29/03/2004 18:54
15. joy
(
06/04/2004 15:00)
fa misy karazan'olona tena tsy mahazaka le mozika de manenjika nefa koa anie zavakanto le izy e sady samy manana ny tiany ny olona
16. donemaskit
(
07/04/2004 13:43)
ra lé ACDC ohatra tsy dia azoazon'ny sofiko loatra, Offspring na Linking Park tsy koi.
17. nirijimka
(
08/04/2004 12:56)
za koa aloha mitovy hevitra @ malezy e!
za matory raha vao manao ecoute mozika rock! tena manala ny fahasorenana rehetra ilay izy sady mampivoaka ny tsy tanty rehetra ny mihira azy!
marina izany satria mpiangaly azy aho no miteny etoana!
sady ny rock anie manana "vertu" mampirisika sy mampahery e!

19. riffeur
(
09/06/2004 17:52)
Tsara le rock fa tsaratsara koa le metal amiko (gout perso) sinon samy misy mahatsara azy daholo ny zik rehetra. Sa ahoana ikaretsaka?hihihi http://www.crescendo-in-hell.zik.mu
20. fijo
(
09/06/2004 22:00)
riffeur>misaotra letsy amin'ny sary sy ilay revy fa toa tena milay be le.tohizo e