mitady raha misy ô!
1. rapah
(
24/03/2004 13:13)
Mitady sipa izay tsy mahay mampi
ra fy aho raha misy any hoany .toa ahy tsy mahay mampirafy ihany .
tena matotra io fa tsy vazivazy.
rprincis @yahoo.fr, contacteo
ra fy aho raha misy any hoany .toa ahy tsy mahay mampirafy ihany .
tena matotra io fa tsy vazivazy.
rprincis @yahoo.fr, contacteo
novalian'i besoiiin ny 25/04/2004 21:18
2. hendry
(
24/03/2004 15:50)
Aiza koa no misy olona tsy mahay mampirafy zany? tsy te hampirafy hoe! na efa leo ny mampirafy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:50
3. rapah
(
25/03/2004 18:45)
zay kah,tsy te sady tsy mbola.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rapah ny 25/03/2004 18:45
4. zanita
(
25/03/2004 18:59)
Ny vehivavy de tsy te hampirafy fa raha ataonao afa-po izy de tsy hampirafy anao zany mihintsy (zany hoe saosy , fitiavana , fialamboly miovaova fa tsy hoe routine) à condition koa alou izy manana occupation eh, mais en tous cas je suis tout à fais d'accord avec toi eh tsy haiko na afaka manampy anao , zany hoe tsy tadiavina leizy fa zay hita no karakaraina tsara ok amboleo ny fitiavana eh
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/zanita ny 25/03/2004 18:59
5. rapah
(
26/03/2004 10:18)
Fa ny olona tena tia anie tsy voatery
tia vola e!.raha tena tia izy an,dia tokony hampy azy ny fitiavana matotra atolotra azy, ary matoa izy tiako an ,tsy maintsy miezaka aho hanao izay mahafaly azy. Sa tsy izany?
tia vola e!.raha tena tia izy an,dia tokony hampy azy ny fitiavana matotra atolotra azy, ary matoa izy tiako an ,tsy maintsy miezaka aho hanao izay mahafaly azy. Sa tsy izany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rapah ny 26/03/2004 22:18
9. beko
(
21/04/2004 21:33)
l argent ne fait pas le bonheur mais le bonheur donne de l amour donc .........