Ireo hira vahiny nohagasiana ny tonony

1. kally ( 18/03/2004 17:06)
Samia ary milaza izay hira vahiny nohagasiana izany hoe nadika t@ fomba fahenoana azy ohatra hoe : Point de vue de face Babylon (By the rivers of Babylon) na ô ry mpivaro-mangahazo asio ranondranony asio ranondranony
2. ikaretsaka ( 19/03/2004 20:31)
sipa mipetraka ary dia tonga aty (kassav)
3. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:47)
informer (le ragga haingana be iny) : io fa nihomehy
4. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:32)
I like movie -> Aleoko mifoka m...
5. jhouhlambout ( 20/03/2004 20:22)
(Francis Turbo)
6. kitjo ( 20/03/2004 19:16)
frere Jacques....,hihiih
7. admin ( 20/03/2004 19:37)
Matokia (Anyah) - I can't help falling in love with you (Elvis Presley)

Fa tsy ratsy ilay anaovan'i Anyah azy aloha e.
8. kally ( 20/03/2004 11:07)
Ka efa hoe ilay hira tsy hoe nadika t@ teny gasy fa ilay adikadikan'ny ankizy @ fahenoany azy ka i admin kououuu!

Ohatra hoe Mihazakazaka tsy taitra (Faith) George Michaël
9. lanto ( 22/03/2004 18:49)
lé au bal masqué ka !
Misy alika tamy misy alika tamy oé oé
10. nananie ( 25/03/2004 13:17)
Ouahahahahahahahaha !!! Tena mampiome mintsy reto! Misy alika tamy misy alika tamy hihihihihihihihihih!
11. kally ( 25/03/2004 16:17)
Dia ny tohin'io hiran'I Jackson io ilay hoe ikala kely mitsako mam'sa,ikala kely mitsako mam'sa.
12. ikaretsaka ( 26/03/2004 10:40)
hihihi ieeee
13. six ( 26/03/2004 09:54)
ary mpakafy jackson doly izy zany,

14. six ( 26/03/2004 09:55)
fa misy an'le
écoute, maman est près de toi, il faut lui dire maman, c'est quelqu'un pour toi (claude françois)

d zao no dikany
rakoto, maman est protestant, papa est catholique, les enfant daoud
hirao anie e
15. jhouhlambout ( 26/03/2004 17:49)
tssss
16. rhh1972 ( 26/03/2004 18:33)
Tena manapa-tsynay ry reto a! manala azy daholo e!, Toy ilay hoe:
"tsoay tsoay tsoay....." an'i fransis turbo iny
17. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:13)
I Got the power...
Ongoty za tao eh!
18. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:45)
ha ha ha
19. ikaretsaka ( 03/04/2004 01:22)
Sacrifice: elton John

Itsy ny sakan-drafotsy
Fa mihaodihaody
20. kitjo ( 03/04/2004 10:17)
hihihihihii

ao andakozia, ao andakozia eeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2058