Ody hozatra sy....
1. xxx
(
18/03/2004 16:24)
Ireto mba misy lisitry ny tapa-kazo fampiasan'ny malagasy. Aphro-natoraly
Voapaka, Tenina, Handy, Vahinamalona, Lambohenjana.
Dia tandremo sao manao survette ambany fa tsy mety an.
Voapaka, Tenina, Handy, Vahinamalona, Lambohenjana.
Dia tandremo sao manao survette ambany fa tsy mety an.
novalian'i tsilan ny 29/04/2004 12:10
