Green Card
1. oully
(
03/03/2004 10:08)
Mba hilazao ny mombamomba an'io hoe zaho ry zareo !!! Iza no efa nanao? sy efa nahazo?
Mahaliana ihany ve izy io eh?
Mahaliana ihany ve izy io eh?
novalian'i fijo ny 21/02/2005 22:12
2. hendry
(
03/03/2004 10:57)
Nisy namako nahazo an´izy io ary eo am-panatanterahana ny projet-ny @ zao fotoana zao. Andraso anontaniako izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 22:57
3. tia_ery
(
03/03/2004 12:26)
Fa i Oully ve adala eh ?
Sa efa niova tanteraka.
Dao de Lafrantsa de ho any States ndray ve i kala eh ?
Aoka hoa zay !!!!
Sôtra ê!
Sa efa niova tanteraka.
Dao de Lafrantsa de ho any States ndray ve i kala eh ?
Aoka hoa zay !!!!
Sôtra ê!
4. oully
(
03/03/2004 13:14)
Misaotra an'i Tia_ery na dia tsy nahavaly loatra ny fanotaniako aza.
Dia miandry an'i hendry aho izany fa dia misaotra mialoha.
Dia miandry an'i hendry aho izany fa dia misaotra mialoha.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/oully ny 04/03/2004 01:14
5. nananie
(
05/03/2004 15:25)
Za efa nanandrana ary mbola eto ampiandrasana ny valiny.Efa hatrany Dago aho no nahazo dossier.Izy io resaka tirage au sort isan'taona raha tsy diso aho.Tsy maintsy mandefa vola 35euros ianao, dia misy entreprise mikarakara ny dossier-nao.Ary milaza ry zareo fa hataony izay hazahonao an'io carte verte io.Ny olana, dia tsy mbola nanome valiny ahy ry zareo hatram'izao.
Misy namako gasy any New York mipetraka nilaza hoe tsy tokony hanantena be an'io satria matetika halatra no betsaka.
Zao zao ny ahy 35euros very maina fotsiny nefa efa ho roa taona zay no miandry.
Misy namako gasy any New York mipetraka nilaza hoe tsy tokony hanantena be an'io satria matetika halatra no betsaka.
Zao zao ny ahy 35euros very maina fotsiny nefa efa ho roa taona zay no miandry.
6. hery
(
07/03/2004 17:23)
Misy ny American Dream hitako mikarakara an'io... efa misy manana info momba an'io ve,
http://www.americandream.de/f_greencard/
http://www.americandream.de/f_greencard/
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 08/03/2004 05:23
7. fijo
(
11/03/2004 11:14)
resaka mampandry adrisa io,fa mitandrema.ilay any canada no matotra raha te hanao.
tia ery.safidy ny an'i oully fa avelao izy halalaka e.
tia ery.safidy ny an'i oully fa avelao izy halalaka e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 11:14
8. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:23)
marina izany.. sitrapony ny azy na hivadika ho komorianina mizaka ny zom-pirenena sonegaly aza izy
10. nananie
(
11/03/2004 12:06)
Inona le any Canada io ry Fijo?Le resaka bourse ve zany sa tena hoe mipetraka any mintsy?
11. fijo
(
12/03/2004 10:53)
mipetraka any mihintsy ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/03/2004 10:53
12. nananie
(
12/03/2004 10:32)
Zany angamba intéressant kokoa.Dia mety hazahona taratasy canadian zany?
13. kally
(
12/03/2004 14:40)
Na i Canada aza toa efa manahirana be ny mankany izao satria be dia be ireo eropeanina tatsinanana no te ho any koa,dia efa lasa sarotiny zareo tsy ohatry ny taloha.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 13/03/2004 02:40
14. nananie
(
26/03/2004 12:18)
En fait, ny fidirana any @ firenena occidental mintsy no efa mihasarotra zao.
15. fijo
(
14/04/2004 23:17)
raha fotsy ianao tsy olana fa raha vao manty dia olana daholo izay hatao.
18. nala
(
22/04/2004 12:11)
Aza mandanindany vola amin'izany r'ireto fa lalana hafa tadiavina.
na dia misy fianakaviana iray manontolo aza hitako nahazo an'io ary efa mipetraka any us amin'izao.
na dia misy fianakaviana iray manontolo aza hitako nahazo an'io ary efa mipetraka any us amin'izao.