Vadikelin'ny namana

1. vegas ( 09/02/2004 12:31)
Fahotana ve ry zareo ny manandrana ny vadikelin'ny namana? Azavaiko kely: za dia tovolahy, manana bandy akama efa manana vady be, nefa mbola misy sipa misarakorako amin'lery ihany. Dia io sipa misarakorako aminy io no tiko mba andrakandramana matetitetika. Mety ho diso eo imason' i lery ve aho? Misaotra anareo.
novalian'i fijo ny 19/03/2004 09:55
2. xxx ( 09/02/2004 12:58)
Raha izany ny heritreritry ise dia diso ra amiko,satria ilay sipa efa miaraka amin'ny naman'se.Kanefa raha te hanandrane hisarakorako azy ise dia ataovy fa tsy maninona ;ra manaiky koa kanefa ny naman'se!
3. vegas ( 09/02/2004 13:06)
Ahoana mo izy no tsy hanaiky? izy ara tsy manaja ny vadiny ko. Ary mety ahatsara ny tokatranon'izy roa no hanaovako an'izany iza no mahalala? ny ataorako fotsiny dia ny hiafaranay roalahy, misalasala be aho.
4. hendry ( 09/02/2004 15:55)
Hihihi, sarotra be zany. Sady tsy te hanimba finamanana enao zany no te hangalam-pihinana koa. Dia ny fialan-tsininao zany dia hoe satria ilay namanao efa manambady sy tsy manaja vady. Somary fetsifetsy kely enao zany, nefa raha mifanaraka moa nareo inona ny olana?
5. fijo ( 10/02/2004 11:04)
raha izaho aloha ilay akamanao tsy maninona e.iny angaha inona fa tsy fitsiditsidihana fotsiny.
6. tagore ( 10/02/2004 18:10)
tsotra fotsiny ilay'dada a! tairo dia lemo dia accéléreo fa avy eo ve tsy ho hitatsika eo indray izay azo hatao e! Ny akama bandy zany enao koa izany mba te hanandra-tsira kely tsy hala-pinana izany satria samy manao tsy ankiteny io ry 'lay namako ô!
7. vegas ( 10/02/2004 13:35)
za anie mba gaga ry fijo e! rehefa mba tafaresaka mitsikanikany ao anaty efitra iray nefa izahay roa de saropiaro be lery.
Tsy itako tsony mintsy ze atao. Sa raiketina tsy ankiteny marina izy ty ry tagore? ny sipa tô tsy mahay tsy ankiteny zany ka zay ny olana. Vao miaraka kely de maheno daolo ny babaraivohitra.
Sa le vadin'lery mintsy no anaovana tsy akinteniteny? tsy de ratsy mantsy nefa ampijalian'lery, za mbola mahatambitamby lavitra noho izy (ngamba lol)
8. tenio ( 10/02/2004 15:23)
Fetsy ialahy izany an! rehefa hanao ny tsy mety leisy dia ataovy fotsiny any dia tatazo ny valiny avy eo fa aza mody manamarin-tena.
9. fijo ( 11/02/2004 20:25)
vegas>ilay tena izy kosa aloha ajanony.fanajana ilay akama io.fa raha ilay 2eme tsy hitako mihintsy izay olana.samy 2eme izy amin'izay ko inona indray no probla?asa.
10. rinakely1 ( 11/02/2004 12:42)
zay e, andrakandramo doly zé hita d avy eo aza mitaraina we tena diso v zako sa tsy diso?
mba misaina ihany moa ry akama fa aza d manao toa izany!
rah enao manana vadikely ka asiny akamanao d aona?
11. vegas ( 11/02/2004 13:59)
Mapalaelo ahy lé vadibeny ry rinakely1 an! fa mety ve ny ataony aminao e? otrany manome rariny azy koa ny fahitako anao.
12. jhouhlambout ( 11/02/2004 18:26)
Raha manaiky lery dia handramo ny ny vadikeliny. Raha tsy manaiky izy dia hazavao azy ny motivation'lahy fa tokony hanaiky izy raha te hitahiry ny vadybeny.
13. fijo ( 12/02/2004 10:32)
ilay faharoa aloha tairina e.io libre.
14. vegas ( 12/02/2004 18:39)
mampirevy fotsiny ilay sipa fa tsy mety manao penetration ry zareo a! inona kay no mahatonga anizany? misy zavatra tsy azoko mintsy tony sipa tony.
15. xxx ( 12/02/2004 13:45)
raha vadibe de tsy azo atao kosa angamba... fa raha vadikely... asio fa maola lety e
16. fijo ( 13/02/2004 09:17)
somary forceo kely letsy e.
17. vegas ( 13/02/2004 09:28)
Aleo tsy niforcéna fa mety zay mintsy no endrasany. Ngamba tsy rarahiko kely ndray aloha ato ho ato de ho hita eo. Le sipa mantsy refa odian'la tsy rarahina zay de iny ndray fa misarakorako sa aona lety?
18. tagore ( 16/02/2004 10:51)
Raha izaho loa joué-ko koa ny jeu'lay sipa2° ka raha toa ka miseho sarotiny ny akama dia dia tairina any @ sisiny @zay,saingy somary ampifilafilao kely aloha ka modiao adala dia avy eo verenana @zay eo koa ny tena hahitana ny alalin'ny rano raha tena mila lay sipa na koa allumeuse fotsiny ka ny an'i Val no be indrindra eo. raha toa ka siriky ny akama kosa aprés dia atao mazava ny resaka @lay akama fa matoa misarakorako @lahy lay 2° dia tsy tia ilay akama akoryka tokony ieritreritra izy @zay fa tsy maintsy ho votsitra aminy io atsioatsy ka tsy aleo ve mamboatra saina dieny zao toa izay harary fo satria tsaingohan'ny hafa. Akama koa ange efa manana 1ere ka inona indray e???!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
19. vegas ( 16/02/2004 18:38)
Za nge mbô gaga oa e! Haka tsodrano amilery za zany?
20. fijo ( 17/02/2004 10:52)
tsy mila tsodrano izany,fa avy dia kitio e.ilay faharoa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2088