Fitia

1. mahaizamifidy ( 07/02/2004 14:00)
Raha mitia olona ivelan ny fianankaviana ianareo dia @antony inona?,tsy ampy fitia @fianankaviana ve sa inona?
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:44
2. jhouhlambout ( 07/02/2004 16:02)
ivelan ny fianankaviana: mila sipa ko! manjary ts...
3. donemaskit ( 07/02/2004 19:46)
nga mila antony vao mitia olona ?
4. tambatra ( 08/02/2004 19:54)
Ny ahy mety hoe:ny antony hitiavako azy dia sarotiny izy amiko,maharary izy raha misy zavatra ratsy miatra amiko,nefa izy tsy fianankaviako,tia ahy izy izany dia tiako koa.
5. kally ( 08/02/2004 12:30)
Raha azoko tsara ny fanontanianao ka apetrako amin'ny fomba hafa dia hoe : i mahaizamifidy mandeha miresaka eto io amin'ny antony inona?Tsy ampy resaka amin'ny fianakaviana ve sa ahoana?
6. taratra ( 08/02/2004 18:33)
miarahaba anareo.
raha amiko manokana aloa le dinidinika,io dia tsotra.
satria mantsy reny fianakaviana ireny matetika mialona,ary mamingana mitsy aza.
ka izay no antony hitiavako izay miara ory amiko,dia ivelan'i fianakavina izany.
7. taratra ( 08/02/2004 18:38)
miarahaba anareo.
raha amiko manokana aloa le dinidinika,io dia tsotra.
satria mantsy reny fianakaviana ireny matetika mialona,ary mamingana mitsy aza.
ka izay no antony hitiavako izay miara ory amiko,dia ivelan'i fianakavina izany.
8. fijo ( 10/02/2004 11:13)
tsy dia nazava ilay fanontaniana,fa dai maro amiko ny antony,fa azo tsorina hoe,satria misy tsy ampy ao amin'ny fianakaviana.
9. rinakely1 ( 11/02/2004 12:46)
tiavo ny namanao toy ny tiavany ray anao! tsy mila prq je dois aimer celui là na celle-ci fa ref oln d tiavo fona e!
10. fijo ( 12/02/2004 10:36)
ny ahy aloha dia efa izay e.nefa dia i rina ihany no mibedy ahy.tsy mazava.
11. six ( 02/03/2004 12:54)
ka i fijo anie nahita ny valiny marina e!
12. fijo ( 03/03/2004 09:44)
izay ilay hoe ny marina marary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7016