Crampe.
1. nananie
(
05/02/2004 12:21)
Salut!
Nareo ve reto rehefa période d'examen na période de révision de voan'ny crampe lava?Normal ve zany?Dia misy fanafody hiarovana amin'io ve?
Nareo ve reto rehefa période d'examen na période de révision de voan'ny crampe lava?Normal ve zany?Dia misy fanafody hiarovana amin'io ve?
novalian'i dasy ny 19/02/2004 09:01
3. isrine
(
17/02/2004 13:33)
za na tsy mianatra tsony aza de voan'ny crampe lava, tsy haiko zay antony?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 18/02/2004 01:33
4. kally
(
17/02/2004 13:59)
Raha matetika loatra ohatry ny an'Isrine angamba ni fikorianan'ny rà no misy tsy mety tsara?!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 18/02/2004 01:59
5. xxx
(
17/02/2004 15:37)
Fikainkonan'ny hozatra no mahatonga ny crampe. Havizanana no tena mahatonga azy io. Tsy fahampian'ny calcium miasa ao amin'ny faritr'ilay hozatra.
Raha crampe amin'ny rantsan-tongotra dia atoseho mafy be amin'ny rantsanao ny rindrina dia ho afaka aingana izy. raha hozatra hafa dia ahetsiketsika sy volavolaina.
Raha crampe amin'ny rantsan-tongotra dia atoseho mafy be amin'ny rantsanao ny rindrina dia ho afaka aingana izy. raha hozatra hafa dia ahetsiketsika sy volavolaina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 18/02/2004 03:37
6. dasy
(
19/02/2004 09:01)
-misotroa rano betsaka 1,500 l isan'andro,
-aza fady :" pendant les crampes, masser les muscles opposés ( antagoniste ) aux muscles douloureux et lever le pied du lit pour favoriser le retour veineux"
-mihina miel @ zay fomba tinao
- magnéB6
- ologo-élément potassium ( tsy calcium akory fa potassium no tsy ampy
aza omena tsiny aho raha mapiasa teny gasy sy vazaha

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/dasy ny 19/02/2004 09:01