tiareo ve raha ...

1. xxx ( 05/02/2004 20:21)
Mety aminreo ve raha ny sipa indray no magataka firaisana valhany? Ny ahy mantsy ny kfako hedry be loatra.
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:50
2. jhouhlambout ( 05/02/2004 09:18)
Mety mihintsy sady
tsy misy maha ratsy izany!!!
Fa raha oh ka tadiavinao
hiteny lery dia ento @ toerana
mangingina (efitrano,...) manaova
kilalao somary un Peu Osé dia
miteny ho azy izy...
3. lema ( 05/02/2004 11:04)
manaova sexy fa iteny lery ny farany
4. nananie ( 05/02/2004 11:29)
Mba hafahafa koa zany bandy tsy sahy miteny zany.Mba prôvôkeo izy e!Hanaovy strip tease kely dia tonga dia AN! hihihi!
5. lema ( 05/02/2004 11:48)
ary i nananie zany efa pro mitsy an!
6. fijo ( 05/02/2004 18:45)
misy bandy tsy sahy mihintsy satria hoe manaja ilay sipa.ao koa ny henatra.ka dia anjaranao no mialoha lalana amin'izay.
7. pitchou ( 06/02/2004 13:20)
il faut de tout pour faire un monde
8. pitchou ( 06/02/2004 15:40)
tianareo v raha olona tsy mitonona anarana no mitady resaka aminareo?
9. jhouhlambout ( 06/02/2004 16:32)
arakarak'ilay olona, ex:
vhv tsara tarehy
10. rinakely1 ( 06/02/2004 18:16)
inn ary ny olana @zany e!
refa te hanao ndry d teneno izy fa zany manko no mahatonga ny vhv mande any an-kafa e!
11. donemaskit ( 07/02/2004 09:09)
tsy hitako koa zay olana @zany
12. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:23)
ze mitady dia omena hozy i Jesosy! Mangataha dia hahita!
13. xxx ( 07/02/2004 13:23)
ary maninona ary no hampidirinao @ zany Jesosy
14. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:08)
angaha tsy mahazo
15. rinakely1 ( 08/02/2004 20:47)
mahazo fa lé sujet ngamban ytsy d compatible @ loatrany e!
16. fijo ( 10/02/2004 09:37)
fa ahoana no tsy compatible.nga lery tsy nanao.
17. jhouhlambout ( 11/02/2004 19:39)
Tena mampihomehy mihintsy lisany reto!!

Lé nametrakan'lé sujet vé aloha efa satisfaite sa mbola mila torohevitra hafa avy @ Dr JH?
18. rinakely1 ( 11/02/2004 13:28)
Iza njay tony dr GH tony e??????
19. fijo ( 12/02/2004 20:34)
i radoko io ka.
20. zobeda ( 13/02/2004 11:09)
izao no fika ry sipa raha te hanao @ ianao nefa menatra
asaivo mody akoriny ny lamosina
dia mody mikisikisina eo ianao ::
dia mivoaka ho azy ny basy maro vava
zay dia vita!!!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3894