Mitady programmeur
1. betty
(
05/02/2004 19:28)
Misy programmeur afaka hanampy ahy ve? Raha eny dia afaka manoratra ho ahy ao amin'ny namana izy hanazavako ny zavatra ilaiko fanampiana.
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
novalian'i blondin ny 24/02/2005 16:58
2. fobec
(
05/02/2004 20:51)
resaka manao inona no tadiavinao aminio fa izaho mantsy mikirakira base de donnée no tena ataoko
na ataovy mail:ra_andry@hotmail.com
na ataovy mail:ra_andry@hotmail.com
5. ds
(
14/02/2004 09:48)
Miala tsiny ry Betty fa mba mivaona kely ity fanontaniana manaraka ity.
xxxxxx :
Inona no maha samy hafa ny "programmeur" sy "développeur"
ary ny "instituteur" sy ny "professeur des écoles" ?

6. betty
(
24/02/2004 15:05)
ds
ny programmeur sy developpeur dia i xxxxxx no asaiko hamaly azy fa amiko reo dia mitovy ihany :)
Ny instituteur sy ny professeur des ecoles dia samy mpampianatra any @ ecole primaire sy maternelle daholo saingy ny mahasamihafa azy dia ny diplome exigé tamin'ny fotoana nanaovany concours!
instituteur = bac+2 maximum
ny professeur des ecoles bac+3

8. atmos
(
02/07/2004 14:36)
Samy hafa ny programmeur sy ny developpeur ra zareo a, na ny anarana fotsiny defa miteny hoazy.
Developpeur : mamorona zvt vaovao, mamorona programa @ zavatra mbola tsy misy.
Programmeur : tsy mamorona fa manao programme @ zvt efa misy.
Dia ny diplome koa manampy azy, ny dvpeur olona manana niveau oniversité fa ny programmeur tsy voatery

9. atmos
(
02/07/2004 14:38)

10. atmos
(
02/07/2004 14:42)

11. blondin
(
24/02/2005 16:58)
marina izany ra-atmos e! Misaotra anao t@ fanazavana.
Tena izay mihitsy no izy. aleo hiavaka tsara ny akoho sy ny vorona.