1er amour

1. xxx ( 04/02/2004 14:56)
Iza no afaka mitantara ny 1er amour-ny?na ny fitiavana na ny fanaovana,zay tantarainareo mety doly
2. fijo ( 04/02/2004 19:35)
ilay amour tsaroana,fa ilay 1er hadino azafady e.
3. jhouhlambout ( 05/02/2004 09:11)
Nahafinaritra be lé izz.
Dé avy eo tapitraaa'ah.
4. nananie ( 05/02/2004 10:40)
Dommage zany ry jhoulambout! Ny ahy koa nahafinaritra be.... fa mbola tsy tapitra!!! hihihi!
5. jhouhlambout ( 05/02/2004 13:24)
nananie: Koa ny eto an-tany anie tsy misy mandrakizay izany e!
6. fijo ( 05/02/2004 18:47)
ny voalohany tsy tsara izany.na dia voamarika aza.
7. pitchou ( 06/02/2004 17:36)
izaho tsy mba hamaly aloka izany! rehefa tsy sahy mitonona anarana d tsy izy .....
8. sangoukou ( 06/02/2004 18:17)
Nanomboka: nilay b
Nifarana: narary b
9. rinakely1 ( 06/02/2004 18:20)
milay bbbbbbbbbbbbbbbb mitsy e!
10. donemaskit ( 07/02/2004 09:11)
tena bbbbbbbbbbbbbbbbbbbbb mihitsy ve ry Rinakely, milay zany !
Nananie> milay bbbbbbbbbbbbb koa zany !
11. donemaskit ( 07/02/2004 09:11)
mitovy @ Nananie ny ahy
12. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:23)
raha tampitra eo ra mazkita tandrtemo koa sao fin de l'episode miaraka @ fiainana fa zay ny tena grave
13. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:24)
raha tampitra eo ra mazkita tandrtemo koa sao fin de l'episode miaraka @ fiainana fa zay ny tena grave
14. donemaskit ( 08/02/2004 20:00)
zany hono Nananie a, mila mitandrina isika
15. rinakely1 ( 08/02/2004 20:48)
mitandrema tsara e!
16. ikaretsaka ( 08/02/2004 15:37)
sao de hoe fin ny film de asiana bala maha fina azy kao any anaty atidoha...
17. xxx ( 08/02/2004 14:17)
nafana bé le zavatro dé taitra za
18. ikaretsaka ( 08/02/2004 18:56)
ampangatsiao milamina ao e
19. fijo ( 10/02/2004 09:42)
na koa tsofy rehefa mafana be.
tandremo marina radone sy nananie an.ny tantara no vita,fa tsy ny fiainana.
20. jhouhlambout ( 11/02/2004 19:40)
Inn ny tsara: 1er sa dernier A?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1001