fahasambarana

1. lema ( 31/01/2004 13:14)
fa ao @ fitiavana ihany ve no ahitana fahasambarana sa mbola misy any ambadimbadika any?
2. donemaskit ( 31/01/2004 13:36)
raha tsisy Fitiavana tsisy ny fahasambarana, sarisariny fotsiny ihany.
3. xxx ( 01/02/2004 17:10)
tsy @fitiavana ihany no ahitana fahasambarana @zao tany zao!resahako eto ol roa mifankatia an!!

4. ravatorano ( 02/02/2004 20:17)
ny fitiavana anie dia tsy midikafa tsy maintsy ho oll roa foana é .
Ao ny fitiavana mianatra,mivavaka miasa sns...."Ny fitiavana no lehibe injinja " ka ny fiainana tsisy fitiavana izany dia tsy handeha mihitsy satria raha tsitianao ilay zavatra hataonao, na ara batana na ara nofo na ara nofy de tsy hotanteraka mitriny.
5. jhouhlambout ( 02/02/2004 20:59)
@ fanaovana ny Zvtr Mahafinaritra ny saina sy ny vatana (100% Fahasambarana)
6. pitchou ( 02/02/2004 09:08)
miombo-kevitra @ ravatoranao aho
7. lema ( 02/02/2004 09:20)
ka lé fitiavan'oln-droa no tiako ho anotaniana ka
8. kally ( 02/02/2004 17:26)
Ka io arakaraky ny famaritanao ilay hoe fahasambarana.
Misy ny tsy manana olon-tiana nefa toa sambatra ihany hono izy,misy ny tsy manam-bola nefa mbola sambatra izy,misy ny tsy manana asa,tsy manam-bola,tsy manana olon-tiana nefa mbola be fanantenana ka sambatra izy.Dia miankina aminao io.
9. donemaskit ( 02/02/2004 18:42)
zay mihitsy, miankina @ tsirairay ihany ny fahasambarany araka ny lazan'i Kally.
Raha tsy manana enao nefa mahay mionona dia ho sambatra, na koa manan-karena nefa tia mizara, sns rehefa ao fotsiny ilay Fitiavana.
10. fijo ( 03/02/2004 20:59)
za aloha tsy sambatra fa miadana na tsy misy mpitia aza.
11. rinakely1 ( 11/02/2004 13:01)
vivre c aussi un bonheur
12. fijo ( 12/02/2004 10:55)
izay mantsy.mikaly tsara aho dia efa ao izay.
13. donemaskit ( 13/02/2004 19:44)
ary azon'i Fijo ihany lay teny frantsay kay koa...
Tandremo sao kenda e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3718