fitiavana marina

1. besoiiin ( 23/01/2004 10:22)
mba tena misy tokoa ve ny fitiavana marina eto @ forum? tsy vitsy mantsy ny miandrandra sipa na vady mihintsy eto @izy itony fa tsy sahy mamboraka no betsaka!
2. ikaretsaka ( 23/01/2004 15:11)
misy aloha e... betsaka ihany izay hitako sy reko izay fa tsy miteny fotsiny ny tohiny ry zareo rehefa nahazo tato, fa misy ka!
3. ravatorano ( 23/01/2004 16:52)
mety efa nisy nahazo tato angambany.amiko manokana aloha tsy vitako zany wé hitady jô sy sipa na vady ato satria miainga amin'ny virtuel.Inn no mahasakihafa an'izany sy ny fanambadiana taloha wé any Ambohidrapeto ny vavyary eny Mahazo ny là ka amin'ny fotoana hampiakarana na anateram-bodiondry vao mifakahita.
Izao angaha no mety hitranga virtuel aloha dé rééel aviteo.Mifamitaka eto aloha dé mifanao fotoana dé mifankahita eo dé hita eo izay marina na hifakahazo na tsia dé miankina amizay ny hitohizan'ny zafera.
4. xxx ( 23/01/2004 10:29)
marina ihany io fa amiko aloha mety koa ange hoe fitaovana hifaneraserana fotsiny ny forum de zay , fa avy eo hita eo ihany
5. rinakely1 ( 23/01/2004 12:07)
io tenin'ny xxxx io no tena marina fa ref sendra zé tianao eto mou enao defa arabaina e!
6. fijo ( 27/01/2004 09:47)
forum dia natao hiresahana,izay aloha,
raha sendra ny mahay mampiresaka moa ianao dia lavo ao,dia atao akory,fa lasa e
7. pitchou ( 27/01/2004 18:53)
ka ny loza ange ilay tiana sy tia ny iray any Tazonia ny iray any Sibérie e! d samy taratara @ fahaizana miresaka eto!
8. fijo ( 28/01/2004 09:59)
ie ny ahy izao ny tiako any mada,izaho aty.dia samy eto e
9. donemaskit ( 28/01/2004 10:44)
kôzy ve zany raFijo?! aty nge ka be manja ihany e, tandremo !
10. fijo ( 28/01/2004 16:56)
hafa koa ny aty ka
11. ari.malala ( 10/02/2004 11:32)
mety misy ngamba, fa ny hafa koa dfia ny andro ihaonana no isarahana ny betsaka, vao mifankahita de kivy ny 1 na samy kivy de samy rava..; zay le hoe mifamitaka eto ê!
12. fijo ( 11/02/2004 20:50)
tsy marina izany.raha efa tsara resaka eto ianareo.samy efa nifanome sary.dia inona indray no ahakivy.
13. rinakely1 ( 11/02/2004 13:09)
zay mitsiny e!
14. fijo ( 12/02/2004 11:02)
samia ary manome sary.
15. donemaskit ( 13/02/2004 19:38)
ary raha sandoka ?!
16. donemaskit ( 13/02/2004 19:40)
Sipa masaka be no napetaka kinanjo ratsy endrika be no tena marina ! Ny resaka nge azo atao tsara foana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1592