Be tsy handraofana.........
1. isrine
(
17/01/2004 18:46)
Salut!
betsaka isika eto raha ny ps no jerena, fa vitsy raha ny vata-tena no tena lazaina. Izay no mahatonga antsika eto tsy serieux.
betsaka isika eto raha ny ps no jerena, fa vitsy raha ny vata-tena no tena lazaina. Izay no mahatonga antsika eto tsy serieux.
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:47
5. marcos
(
17/01/2004 19:25)
tsy mazava mihitsy fa be tsiandrofana @inona:vady kely? mpanao politika ?sa mpampiresaka aza atao resaka tsy loha body
6. fijo
(
20/01/2004 12:16)
aza mora miakatra kosa moa e.misy ny blagy,fa mba misy koa ny sirieux ato ka.
7. ikaretsaka
(
21/01/2004 15:00)
ka ny be tsy andraofan'i isrine mihitsy no tsy mazava koa. nga moa ny vata-tena no miady eto raha tsy ny fisainana sy ny hevitra?
8. ravatorano
(
21/01/2004 20:38)
heverin'i isrine fa olo réky mitondra ps maro ka zeny ho mapivola anazy wé be tsy handraofana isika eto.
Amiko tsy dia izay loatra ilainy tokoa ny blagy fa amin'ny ankapobeny tena ny "sérieux" no miady eto
Amiko tsy dia izay loatra ilainy tokoa ny blagy fa amin'ny ankapobeny tena ny "sérieux" no miady eto
9. fijo
(
22/01/2004 12:03)
maro ny resaka serieux eto.ary maro ny mamaky ny voalaza eto.ny blagy dia fanetsiketsehana ihany.
11. ikaretsaka
(
23/01/2004 16:28)
Ny tsapako aloha dia ireo bandy any Egypt ireo betsaka hoe olona 1 fa manana pseudo maro be ato. jereo fotsiny ny sary fa sary 1 olona anakitelo!
12. kally
(
24/01/2004 20:54)
Marina io voalazan'Ikaretsaka io,amin'izay zareo (ilay telo fa olona tokana) tratra be ery fa mitovy ny fomba fiteniny,hafahafa izay!
13. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:09)
ary betsaka ny nahamarika an... sady na teny gasy na Frantsay na anglisy... ohatran'ny hafahafa izany aby ny hilazany azy
16. pitchou
(
07/02/2004 20:53)
ndao atao hoe tsy maninona izany satria manao auto-critique ny zavatra lazainy izy izany e! fa betsaka kosa ny olona serieux ato ry isrine a!
