Rehefa amin'ny fotoana inona ny olon-droa no atao hoe mifankatia ?
1. tia_ery
(
15/01/2004 19:36)
Mahavaka ny saina ihany ny mieritreritra sy mahita njainjay fa lazaina hoe miaraka i anona sy i anona.
Aiza ho aiza tokoa moa no hanombohana sy hamaritana fa miaraka ny olon-droa ? Rehefa njay ka manao firaisana ara-nofo ve ? sa rehefa tena mifaningotra am-po sa rehefa amin'ny fotoana inona ?
Ny tanjona sy tiana hifampiseraserana eto de ny hoe ''raha sendra misy manontany anao iny ny hoe JOBA là ve l'ty iny sipa iny sa ahoana kle ?'' de mbô marisidrisika mamaly ny hoe MPIFANKATIA leisy izahay.
Zay teny mamy sy tsotra izay ataoko fa zava-dehibe eo amin'ny fifamatoran'ny olon-droa ka azo amaritana fa efa nanomboka ela ny niarahan'izy roroa.
Sôtra eh !!!

novalian'i eritreritra ny 18/02/2004 19:04
2. ravatorano
(
15/01/2004 19:42)
rehefa tia_ery !
amiko die rehefa mifaningotra ampo no atao wé mifankatia.
izay ihany ; ny resaka ara nofo tsy midika velively fitiavana indrindra ho an'ny kofa amin'ny ankamarony sy ny jô vitsy²
amiko die rehefa mifaningotra ampo no atao wé mifankatia.
izay ihany ; ny resaka ara nofo tsy midika velively fitiavana indrindra ho an'ny kofa amin'ny ankamarony sy ny jô vitsy²
3. xxx
(
15/01/2004 20:48)
rehefa amin'ny fotoana ahitan'ny olona hoe tena mifankatia izy ireny sy rehefa mifaningotra ampo eny ny londroa miaraka sy mifankatia die hita eny ivelany eny foana tsy votery hoe ny firaisana no mampifankaty satria ny firaisana amiko tsy porofompitiavana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 20:48
4. shadow
(
15/01/2004 09:15)
Ny ahy indray refa mifanaiky fa hifanaja sy mifandefitra ary afaka mifampiteny defa mpifakatia'zay
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 15/01/2004 21:15
6. rinakely1
(
15/01/2004 15:00)
tokony hifankatia fona ny oln rehetra isakin'ny voa miposaka ny soleil!
7. lema
(
15/01/2004 15:48)
@ lafiny inona nefa io toy ny rreny sy ny zanaka ve sa toy ny mpivady
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 16/01/2004 03:48
8. ikaretsaka
(
16/01/2004 20:23)
Toy ny sofera sy ny tomobiliny tratra alina en plein desert... tena misy mifankatia mihitsy koa an... aza laozana aho... kely sisa ry cheriii an
9. fijo
(
16/01/2004 20:51)
hitsao mafy ary e,dia iny fa mirimorimo ilay voahitsaka.dia tonga ny farany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 08:51
10. shadow
(
16/01/2004 16:40)
DE ahoana le tia anefa te hiala?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 16/01/2004 16:40
14. donemaskit
(
16/01/2004 16:13)
Ny fitiavana izany zavatra universel zany, fantatra foana rehefa eo izy na jamba na marenina na paralysé aza... !
Rehefa mahatsiaro sambatra enao dia ao izy zay.
Rehefa mahatsiaro sambatra enao dia ao izy zay.
16. rinakely1
(
17/01/2004 15:16)
zà zao mahatsiaro sambatra fa tsy d mifanojo daholo ny fahasambarana rehetra: oh we raha sambatra enao eo @lafiny fitiavana any @ lafiny fianakams tsy misy hiainana mitsy koa
17. fijo
(
20/01/2004 11:29)
dia lanjalanjao tsara aloha ary e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 11:29
18. tiem
(
20/01/2004 12:48)
samy mitia
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tiem ny 21/01/2004 00:48
19. fijo
(
21/01/2004 10:53)
izay no tsara
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 21/01/2004 10:53