AmbondronA milay b
1. ambondronamialy
(
29/12/2003 14:26)
AmbondronA, groupe tsara ndrindra eto @ tanàna @ mpivoy pop- rock. Mankafiza e, ohatr' ahy!
novalian'i ambondronamialy ny 17/05/2004 04:55
2. petit
(
29/12/2003 19:44)
Mila ny sarin'ny tarika rehetra ary ny tononkira rehetra. Mba raoviana letsy elisany no hanao fampisehoana any hivelany. Ohatra hoe any Fratsa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/petit ny 30/12/2003 07:44
4. lalandy
(
30/12/2003 13:04)
salut daholo o. Nanao ahoana iny spectacle iny an milay an! ary toa niseho milay b ry zareo. Fa ny tena tsara @nd-ry zareo dia i MANJAKA BOGOSY IZY IO..raha misy mahalala anie ny site web dia mba lazao ny namana fa aza adino an. Bye daholo an.
5. ambondronamialy
(
05/01/2004 13:15)
m'saotr anareo namaly e! Tsy mbola misy site web aloha raha ny fahafantarako azy fa izy enina anontaniana e! Tsy i Manjaka irery no Bôgôsy fa izy enina e, dia aza mifidy ohatra izo ry Lalandy fa i Manjaka mintsy no nikôzy t@ko hoe tsy mety hono izany fa mitovy daôlo izy 6. Mankafiza hatrany e!!!
6. lalandy
(
06/01/2004 17:13)
eny ary e MILAY BE DAHOLO RY ZAREO 6 teneno ary ry zareo hoe BONNE ANNEE HOY I LALANDY SY ILAY NAMANAREO TEO @ PREMIER RANG T@ SPECTACLE NAREO
7. fijo
(
07/01/2004 10:25)
tsy mbola malaza aty izany e.tsy hainay akory ny fisiany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 07/01/2004 10:25
9. fijo
(
09/01/2004 20:45)
izay marina rykaretsaka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/01/2004 08:45
10. xxx
(
10/01/2004 15:07)
nefa tsy hainareo fa ny revindry zalahy hard daholo fa forcé ry zalahy hanao pop satria tsy zakan'ny gasy ny hard
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/01/2004 03:07
11. ambondronamialy
(
12/01/2004 15:21)
slt lalandy, ao fa hoteneniko ry zareo e! t@ sabotsy teo nefa nisy concert, tsy nande nga toi ? Zay lou fa msaotr anareo mamaly fona e!
12. hntsoa
(
14/01/2004 10:03)
Ambondrona kosa aloha tena milay e!Samy manana ny tiany kkoa io fa tsy misy mityovy zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hntsoa ny 14/01/2004 22:03
13. nananie
(
16/01/2004 10:07)
Ambondrona aloha tsara e!Ary mba rahoviana marina no mba hisy concert ndry zareo aty Strasbourg sy Nancy e?Toa any Paris sy Marseille foana no fanaovan'ny artista fampisehoana!
14. ratsa
(
03/03/2004 15:05)
Fa i Mialy v tena akama bonne dry zalahy?ekeko hoe Manjaka bogosy fa laviko hoe miady azy nareo!satri efa any koa i Miranto ,de za,de zay vo nareo ka mba milahara e!aza misongona fa samy ho tonga any ambondrona ihany e!nareo ze te hankafy tongava @28 mars.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ratsa ny 04/03/2004 03:05
15. xxx
(
17/03/2004 14:08)
mialy! andao isika sy ianao hijery ambondrona raha libre ianao
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 18/03/2004 02:08
16. ambondronamialy
(
14/04/2004 14:11)
slt dôôly!
Ratsa a, tsy Miranto no fahalalako azy fa ndranto, eny e mety diso za!
D za tsy milahatra zany fa ny ahy ny tiako d tena lasa akamany b mintsy!!!
nilay lé tà 28 mars an!
Bon, a + daôly d msaotr fôna mamaly e!!
Ratsa a, tsy Miranto no fahalalako azy fa ndranto, eny e mety diso za!
D za tsy milahatra zany fa ny ahy ny tiako d tena lasa akamany b mintsy!!!
nilay lé tà 28 mars an!
Bon, a + daôly d msaotr fôna mamaly e!!
17. fijo
(
16/04/2004 23:33)
nananie>ka mangatsiaka loatra any aminareo ko.
xxx>te hikoty nefa tsy sahy miseo de inona fotsiny no mba maha izy azy?
xxx>te hikoty nefa tsy sahy miseo de inona fotsiny no mba maha izy azy?
18. ratsa
(
24/04/2004 13:57)
Slt ambondronamialy!Ra ny fanirina v tsy ho akaman-dry zalà daolo!T@ 28 mars aloha de tena masaka be fa saingy vetivety de vita.Mialy v tsy manana sarin'i Manjaka sy Blanc?(za tsy misisika zany fa sangy daolo reny!)Sura fona de mazotoa mamaly!
19. ambondronamialy
(
17/05/2004 04:55)
refa hikihana no alehan' i fijo sy ikaretsaka eto d vous dégagez! !!!!