NY FIFAMPITOKISANA
1. xxx
(
02/08/2003 09:28)
Za ah! atrizay ny tiavako olona de miteny ao hoe:" matoky ahy ve ianao de milaza izy hoe tsy matoky ahy".
Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary lé mandy .
Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary lé mandy .
novalian'i riana ny 09/12/2003 09:53
2. xxx
(
03/08/2003 10:23)
Tsy hoe tsy mety mahatoky lehilahy ny vehivavy fa izao no izy: (ny ahy aloha no lazaiko an!): mahatoky, tena mahatoky tokoa ianao amin\'ny voalohany, fa rehefa tonga ny andro iray hahalalanao fa nandainga taminao izy, dia eo ianao no manomboka tsy mahatoky azy intsony. Ary tena sarotra anefa ny mamerina an\'ilay fahatokisana nanana tamin\'ny voalohany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 03/08/2003 22:23
4. xxx
(
09/08/2003 13:16)
aza miaraka aman' olona rehefa tsy matoky azy na tsy ananany fitokisana. Eny mety tsy hisy ny toky zato isan - jato , kanefa rehefa mifampihaihay be loatra dia aleo misaraka .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 10/08/2003 01:16
5. xxx
(
10/08/2003 19:39)
Enao ve lou matoky azy? "fifampitokisana" ange mila hoe miaraka matoky e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 10/08/2003 07:39
6. xxx
(
17/08/2003 13:46)
ianao lay manotany mitsy no tsy matoky azy koa angamba sa nanao tsy nety dia mahana.... amiko tsy dia mila anotaniana angamba izany fa hita amin'ny atao eny ihany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 18/08/2003 01:46
7. denis
(
19/08/2003 18:35)
Za matoky ilay olon-tiako matoha aho mity azy fa izy ane de tsy mety milza ny marina mihitsy eh!
nefa aho de matoky azy atramin'ny fararany eh!
(Mpandefa ny fanontanina)
nefa aho de matoky azy atramin'ny fararany eh!
(Mpandefa ny fanontanina)
8. denis
(
19/08/2003 18:35)
Za matoky ilay olon-tiako matoha aho mity azy fa izy ane de tsy mety milza ny marina mihitsy eh!
nefa aho de matoky azy atramin'ny farany eh!
(Mpandefa ny fanontanina)
nefa aho de matoky azy atramin'ny farany eh!
(Mpandefa ny fanontanina)
9. xxx
(
22/11/2003 16:24)
Ny marina @ nareo lehilahy d tsy hainay b ny any satria efa mahazatra ny maheno ny laza masaka avy any @nareo!
Tsy hatoky izahay sarotra b izany satria "les garçons restent tjrs des garçons"!
Tsy hatoky izahay sarotra b izany satria "les garçons restent tjrs des garçons"!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 23/11/2003 04:24
10. riana
(
09/12/2003 09:53)
100 % momba an'ilay namaly anao voalohany.
Nefa ny fifampitokisana no isan'ny PILIER-voalohan'ny fifankatiavana sy ny firaisan'olon-droa (couple), na amin'ny fiaraha-miasa izany hampivelatra ny fifankatiavana sy ny tokantrano, ary indrindra eo amin'ny lafiny fahasambarana sy fahatoniana (sérénité dans la famille/dans le couple)
Esory ny fifampitokisana dia hifamono aza ny farany angamba no hitranga sanatria satria samy mahana ny tsirairay hoe "sao, sao..."
Ratsy tena ratsy ny fiainana tsy misy fifampitokisana, fa kajio ihany ry zareo a ! Sady tsy ho voavidin'inon'inona fa hitomany ange ianao hamerina azy nefa nariana mora tamin'ny zavatra tsisy dikany...

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/riana ny 09/12/2003 09:53