Mpankafy an'i Eric Tahina
![](https://avatar.serasera.org/b6ad9c0d6495333e6c0f36900e26b3e1.jpg)
1. cocory
(
17/07/2003 08:36)
Manao ahoana daholo e!
Namana eto ve moa dia tsy mba hisy mpankafy an'i Eric Tahina e?Izaho aloha dia mpankafy 100./. e!Dia mitady anareo mpankafy toa ahy hifanakalo sariny,tononkira,sns,...
Misaotra mialoha!
Namana eto ve moa dia tsy mba hisy mpankafy an'i Eric Tahina e?Izaho aloha dia mpankafy 100./. e!Dia mitady anareo mpankafy toa ahy hifanakalo sariny,tononkira,sns,...
Misaotra mialoha!
novalian'i felicia ny 12/04/2005 02:22
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
2. xxx
(
05/11/2003 15:17)
endraso eo poly
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/11/2003 03:17
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
3. xxx
(
19/11/2003 17:04)
Ekany tokotrany!endraso eo Pôly
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 20/11/2003 05:04
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
4. xxx
(
21/11/2003 16:29)
Iza ary zao tsita faty tsita velona kou, atao in kou ary in e???? Afabaraka poly marina,
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/11/2003 16:29
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
5. rinakely1
(
29/11/2003 13:32)
Samy manana ny tiany reto ny olona fa nareo kosa an! Eric tahina ary no mba reveny d anao inn ary isika e?
![](https://avatar.serasera.org/d9c93688a21d92a037cf7d38136d7d3a.jpg)
7. raten
(
22/12/2003 09:52)
Fa izy iny ve lou lela sa vevavy eh?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/raten ny 22/12/2003 21:52
![](https://avatar.serasera.org/7759bd47e41cb517c4dd943e67d2be89.jpg)
9. bix
(
10/01/2004 15:06)
ka raha izay no reviny de maninnnnn !!! eh !!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 11/01/2004 03:06