Andriamanitra ô, inn ar’ty
1. rhaj0
(
22/02/2016 12:09)
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-)
http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/

répondu par rhaj0 le 25/02/2016 15:25
2. rhaj0
(
22/02/2016 13:16)
http://laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=7613:francis-turbo-au-ccesca-la-verite-qui-ne-blesse-pas-&catid=2:culture
Francis a posé tant de questions sur Dieu. Qui est-il ? A quoi ressemble-t-il ? Est-ce que les hommes le connaissent ? Combien de dieux existe-t-il réellement ? Puis, il a traité quelques versets de la bible qui répondent à ces devinettes. Selon cet humoriste, la plupart des gens ne connaissent pas Dieu, d’où ils inventent tous des images pour décrire cette créature imaginaire. Une vérité qu’ il a apportée au public sous forme de sketchs. Après, il s’est tourné vers la création des êtres humains, la façon dont Dieu a créé l’homme et la femme. Il a également porté un regard sur ce qui se passe aujourd’hui dans plusieurs pays du monde dont le fameux « mariage pour tous ». Les enfants adoptés par des couples homosexuels vivent-ils une vie normale ?
Comment doivent-ils les appeler ? Comment les Malagasy réagiront si, un jour, l’Etat adoptera ce concept de « mariage pour tous » ?Ces deux spectacles ont fait surgir des vérités auxquelles Francis Turbo et bon nombre de personnes se posent la même question :« Andriamanitra ô, inona ary ity ? » que l’on peut traduire par « Mon Dieu, qu’est-ce qui se passe ?», dans ce monde plein de bêtises et de bizarreries.

4. rhaj0
(
22/02/2016 17:57)
Ny @ zanaka homosekisoaly k'lou, dia mahita ianao raha mi-google. Ka "normal" ve ireto olona ireto: Robert de Niro, na koa Jodie Foster ohatra... toa acteur(e) malaza ireo, ary i Niro ohatra nalaza t@ ilay nofelahany ny frantsay fa nandaginina azy, i Jodie indray moa ohatra lasa victime-na stalker
http://www.ranker.com/list/celebrities-with-gay-parents/celebrity-lists
Fa ireo moa toa atheist, ka dia io takatrao fa tsara io ny fiainany, tsy voarebirebin'izay soratra voakapoka t@ vato na t@ baiboly izany.. fa io mahay miaina anaty fiaraha-monina tsara io ireto olona.
Ka dia mila mitady zanaka-na homosekisoaly kristiana indray izany mba hampazava ny saina(reo) eto.. fa toa aman-taoniny zareo ato, ary manan-janaka daholo :
https://www.christiangays.com/articles/famous.shtml

5. tealala
(
22/02/2016 18:04)
ilay izy aloha izany amiko manokana na holazaina aza hoe "tery saina" (izay tsy azoko hoe nahoana" dia tsy mankato ny homosekisoaly aho e.
6. rhaj0
(
22/02/2016 18:47)
Io ilay hoe, mivoaha ihany ho'a @ ilay box-kely ao, dia mba miara-miaina @ homosekisoaly, ary ho hitanao fa, tsoriko, resak'adala no nasesika taminao (avy t@ Torah sy izao belazao pretra-nao ao izao), fa olona normal daholo koa ireto olona.
Dia matetika ho'a, ireo sakay-kely-rano @ ireny homo ireny indrindra kay no manana io revy refoulé io ao aminy, ka izany no maha-sakay-kely-rano azy ao io eee... fa dia mandinihi-tena ry Tealala fa mbola tsy tara aaa... mety ho sambatra ihany ianao @ farany, dia tsy mila mitady ny tsy fantatra ao @ io Torah-torah-nao io, fa ny fiainanao manja ary "tena izy" no reveo :-)

7. tealala
(
22/02/2016 18:53)
Ieny hoy aho e, mbola ho avy ko angamba ny andro hoe ny ray aman-dreny tsy mahay mitaiza fa aleo taizain'ny lahy sy ny lahy ny zaza.. ho ripaka ihany ka :D tohizy fa tsy misy bedy e :D, za tsy hivaoaka ilay box kely mihitsy raha izany fa reveo maromaro eo ny anareo rehefa lany tamingana ve tsy hiteraka ihany mama rhaj0.
8. rhaj0
(
22/02/2016 19:09)
Ianao ve nahita ilay serie hoe "Modern Family" ?
http://www.imdb.com/title/tt1442437/
na koa "Will and Grace"
http://www.imdb.com/title/tt0157246/
Io ho'a jerijereo ao, fa mety hotry ny mijery fitaratra ianao ao eee... izay vao ho "tena izy" :-)

9. tealala
(
23/02/2016 05:39)
"Io ho'a jerijereo ao, fa mety
hotry ny mijery fitaratra ianao
ao eee... izay vao ho "tena izy""
???
hotry ny mijery fitaratra ianao
ao eee... izay vao ho "tena izy""
???
10. rhaj0
(
23/02/2016 11:49)
Ka hoe
- i Tealala io likiliky @ Homo io,
- kanefea ny olona likiliky @ homo kay (hono) Homo-sans-le-savoir
- ka dia ampirisihina izany i Tealala hijery film mitantara fiainan'ny Homo
- ka ho hotry ny hahita ny tenany i Tealala eo, ary ho tonga saina fa kay izy Homo
- dia izay i Tealala vao "tena izy" eee...
Mety ve izany rezonemA izany? :-)

11. tealala
(
23/02/2016 12:45)
ohatrin hoe ianao tsy pino dia rehefa manenjika pino ianao dia pino iany ve no tinao holazaina ?
12. tealala
(
23/02/2016 13:07)
Raha izay lojikanao izay no harahina dia diso izany amiko, ianao no ef ampijery serie TV tahaka ireny, ianao no faly mahita izy ireny any aminareo any.
13. rhaj0
(
23/02/2016 13:12)
Izaho angaha "manenjika" Mpino, raha tsy mijery, dia "mivanitika", dia "mitarika" azy hisoka-tsaina tsy-hinohino foana intsony :-)
ianao no rehefa miresaka Homo dia sahala tsy mba olona (toa anao) ilay olona.. satria ho'a ianao mahita fitaratra (imaginaire), ary dia ilay "ianao" mihintsy no hitanao ao @ ireto Homo ireto, nefany izay "tena ianao" izay dia poretin'ny finoanao... ka dia io mitaralila io ianao..
asa raha azonao aloha hatreto..

14. tealala
(
23/02/2016 13:23)
Tena tsy lojika amiko ny anareo e, noho izao efa zatra mihaino tena olona tahak'ahy miteny angamba.
16. rhaj0
(
23/02/2016 13:28)
mouah ha ha... f'angaha ho'a tsisy tsy hitan'i google ee...
http://lmgtfy.com/?q=homosexual+rabbis
ilay "tena olona tahaka anao" miteny anao ao kay tena.. an... sahala @ mijery fitaratra ho'a ianao ao mihaino azy... dia nefa hoz'izy, aza ny ataoko (homo) no atao fa izay teneniko (pretra).. dia misavorita-tsaina ao i Tealala.. aza matahora ho'a fa mivoaha @ closet ao @ izay... :-)

17. tealala
(
23/02/2016 16:08)
Tena io indray no tsy hitako a, sady izaho anie ry rhaj0 tsy niteny tsy misy ireny any amin'ny jiosy e.. aty an tanàna aza misy an ireny dia ongotan dr ero ny tarehiny.
18. rhaj0
(
23/02/2016 16:49)
Io homoeskisoalitia io re ry Tealala dia fatao (behaviour) normal @ ... "zava-boahary" aa... Ny olona nandinika ny biby sy zava-maniry dia nahita
http://www.news24.com/MyNews24/Homosexual-behaviour-is-natural-in-the-animal-and-plant-kingdoms-20120824
Fa izao ho'a ny teoriako.. Ireo olombe (nanoratra) tao @ baiboly sy torah ireo, dia tena nanao izany tokoa. Vakio tsara ny tantaran'i Abrahama fa normal be mihintsiny ilay zanany lahy manao ny nataony t@ bainina tao.
Fa mety hoe, nanana experience ratsy izy, hoe, tsy nahay nanao kilentidentika tao, na hoe nofitahin'ilaiaka tao eee... ary dia nohozoniny io ilay behavior.
Hainao ihany ireny andriana taloha ireny, izay tiatiany (trafon-kena) dia lasa fomba, izay tsy tiatiany (kisoa) dia lasa fady.
Dia efa 2000 ny taona dia mbola mikombona @ izany fahamaizinan-tsaina taloha izany ihany kosany ve ianao ry Tealala.. Nefany ho'a... tena mety homo anie ho'a i Tealala ao ee... ka dia tena mila explorer-nao io ho'a, aza mba likiliky toa io fa mbola tsy tara ho'a eee... :-)

19. tealala
(
23/02/2016 17:48)
eny hoy aho e, atsy ho atsy anie hoy aho izaho irery no adala maheno zaza miantso dada sy dada e hahaha, dia tsy haiko ra ankohonana ihany no fiantso izany a. amin'izany ilay zanak'i rhaj0 lahy no ambany angamba dia faly izy fa tsara taiza ny zafikeliny hahahaha.
"tantaran'i Abrahama fa normal be mihintsiny ilay zanany lahy manao ny nataony t@ bainina tao. " mba asehoy eto hoe.

20. tealala
(
23/02/2016 17:59)
Ay izay vao mazava amiko ka, io ka izany dia lova avy amin'ny razambenareo a? Dia rehefa manohy ilay fomba ianareo dia lany tamingana indray dia misy espece vaovao hafa avy eo..Izay vao lojika :D