Andriamanitra ô, inn ar’ty

21. rhaj0 ( 23/02/2016 18:06)
okey dokey.. kay i Noah ilay izy fa tsy i Abrahama.. fa mitovy ihany izany amiko; sady ianao koa moa mbola miankohoka @ Noah tkoany eee.

dia... mouah ha ha.. ndao azany alefa ny imagination, dia hoe, inona no "nataon’ ny zanany faralahy taminy."

Geneisy 9:21 Ary nisotro tamin’ ny divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anatin’ ny lainy. 22 Ary hitan’ i Hama, rain’ i Kanana ny fitanjahan’ ny rainy... 24 Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra izay efa nataon’ ny zanany faralahy taminy.
22. tealala ( 23/02/2016 18:12)
Dia izany ve no nandraisanao azy? ary ianao ty anie tena tsy mahay mamaky teny kay e.
tena somary manahirana ihany ny miresaka amin'ny zanak Luci a.. bonobos mo ilay tompony any anaty adi klé? hahahahah!!
23. rhaj0 ( 23/02/2016 18:47)
Ka inona azany no nataon'i Kanana, ka nampihinan'ny tsakaokany azy eee...

Genesisy 9:25 Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon’ ny rahalahiny izy.

Lazao izay marina f'aza mialaoala eo.. :-)
24. rhaj0 ( 23/02/2016 19:23)
ntss... No-censurer-na re ilay tantaram-baiboly eee... izy telo lahy no nikenonkenona teo, ary nitantara dia nitantara i baiboly/torah, fa ny nataon'i Kanana no-censurer-na... :-)

Eritrereto tsara.. inona no maha-romotra an'i Noah rahefa afaka ny hamamoany.


Fa ny tohiny vao mainka maha-tapaka

Genesisy 9:27 Hataon’ Andriamanitra malalaka anie Jafeta;

:-) Legoza... ataony malalaka ahona i Jafeta k'le??? :-)


Raha ny marina. dia i Andrianaivoravelona no nisotro divay koa teo fa inspiré be... Fa ny @ teny anglisy dia hoe
Genesis 9:27 May God extend Japheth’s territory;
25. rhaj0 ( 24/02/2016 16:46)
Esy e ry Tealala.. Ka ahoana hozy ny Torah tao? Tena mbola manontany RAbbi angaha ianao ao? :-)

i Kanana izany voahozona ho lasa andevo, fa i Jafeta, et je cite, "nataon'Atra malalaka", nefa anie i Jafeta mba préféré-n'i Noah eee...

Inty Bilagy azany ambara-pahitan'i Tealala marina ny @ hoe, inona no nataon'i Kanana ka naha-romotra an'i Noah tao, nony vao nisava ny hamamoany.. Ilay tary namako avy any Toamasiina izay no nampiresaka an'ity..

Dia eny an-tseranana hono, dia mikopakopaka manao veloma daholo ry tantsambo.

Fa nisy tary iray, nantsoin'ity tovovavy (mkrlna) manokana, ary ny ankihikeliny no nakopakopany, sady hoz'izy: "sahala @ ity eee...". Fa kay ilery tsy nandoa vola, ary dia sosotra Iramatoakely, ary dia izay no nanogany an'ilery.

Tezitra be ilay ranamana fa nivanitihan'ny namany. Ary dia nosokafany ny vavany, nohitariny t@ fanondrony roa mba hisokaka be, ary dia hoe: "ar'n'en'ty, sahala @ ty eee..."



:-) Ka tsy azoko tsara koa hoe, inona no atao malalaka @ i Jafeta, ka dia ... hazavao re ry Tealala fa iaho ity ka tia-ahalala eeee... :-)
26. rhaj0 ( 25/02/2016 15:14)
Aleo mihintsy vabahana eto, fa TSISY mahamenatra izany ry Tealala aa... izay no zava-nisy tao.

18 Ary ny zanakalahin’ i Noa izay nivoaka avy tamin’ ny sambo-fiara
dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary Hama no rain’ i Kanana.
19 Ireo telo lahy ireo no zanak’ i Noa; ary avy tamin’ ireo no nielezan’
ny olona tambonin’ ny tany rehetra.
20 Ary vao tonga mpiasa tany Noa ka nanao tanimboaloboka.
21 Ary nisotro tamin’ ny divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy
ka nitanjaka tao anatin’ ny lainy.
22 Ary hitan’ i Hama, rain’ i Kanana ny fitanjahan’ ny rainy, dia
nambarany tamin’ ny rahalahiny roa lahy teo ivelany.
23 Ary nalain’ i Sema sy Jafeta ny lamba ka nentin’ izy mirahalahy
teo an-tsorony, dia nanao dia mianotra izy ka nandrakotra ny
fitanjahan’ ny rainy; ary ny tavany tsy nanatrika, ka dia tsy hitany
ny fitanjahan’ ny rainy.
24 Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra
izay efa nataon’ ny zanany faralahy taminy.
25 Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon’ ny
< - - -- fa naninona ry Tealala aaa??
rahalahiny izy.
26 Ary hoy koa izy: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr’ i Sema;
Ary aoka Kanana ho andevony.
27 Hataon’ Andriamanitra malalaka anie Jafeta; Ary aoka honina
ao an-dain’ i Sema izy; Ary aoka Kanana ho andevony.


Jereo tsara ireo andininy talohan'ny 25, fa tena TSISY resaka hoe naninona i Kanana.. tena nasesiko ny Genesisy andininy talohan'io.. :-)

ka taitra t@ fahamamoany i bainina, dia romotra be fa "nahafantatra ny natao taminy" t@ izy "mamo sy nitanjaka"..

hein... inona no maha-romotra azy ka hampalasa an'i Kanana ho andevo mihintsy???!!!


ka ahoana ry Tealala aaa... hi hi hi.. tena tsy amelako ity :-)
i RBNIR mino be an'i Noah koa ve afaka ny hamaly sy hanazava ???
27. rhaj0 ( 25/02/2016 15:25)
hi hi hi... esy eee.. lasa nisitrika i Tealala fa menatsa beeee.... :-)
ka tsy ianao anie no nanao raha io fa i Noah eee.. sa koa ianao ho'a mi-s'identifier @ Noah ao ka dia ... romotra ao koa ?? :-)

Ka rizalahy nivoaka ny sambofiara kosany anie, bandy be daholo eee... ka rehefa mahazo divay ao, dia... an... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3664