Taonan'ny Demonia hono ity taona ity

1. endriny ( 29/09/2015 08:25)
Hihihihihi

Dia mahita holazaina mihintsy ireto mpino an'i Jesosy ireto ry namana hajaian ao amin'ny Tompo

Taonan'ny Demonia hono ity taona ity. Ataoko D fa tsy d satria izay no mba tiako. Sady izaho aloha hatreto mirevy Demony satria ry zareo tsy mba namono olona mihintsy raha ny Baibly no jerena hatreto.

Dia mba nanontany aho hoe maninona no taonan'ny Demony ity taona ity?

Ny valiny dia hoe: 2015 = 2+0+1+5=8 (Fahavalo) hihiihihihiihiih, mampihomehy be satria ny Kristianina tokony tsy hino isa

répondu par Strong3 le 09/10/2015 08:49
2. Radavison ( 29/09/2015 08:44)
Miarahaba anao am-panajana Razoky endriny,

manao azafady aminao kosa Razoky fa tsy izay olona miteniteny fahatany mitonona ho kristiana no hahafahanao manao fatra-tsaonjo sy safobemantsina ny kristiana rehetra

Veloma sy mahereza razoky
Radavison


endriny:

Hihihihihi

Dia mahita holazaina mihintsy ireto mpino an'i Jesosy ireto ry namana hajaian ao amin'ny Tompo

Taonan'ny Demonia hono ity taona ity. Ataoko D fa tsy d satria izay no mba tiako. Sady izaho aloha hatreto mirevy Demony satria ry zareo tsy mba namono olona mihintsy raha ny Baibly no jerena hatreto.

Dia mba nanontany aho hoe maninona no taonan'ny Demony ity taona ity?

Ny valiny dia hoe: 2015 = 2+0+1+5=8 (Fahavalo) hihiihihihiihiih, mampihomehy be satria ny Kristianina tokony tsy hino isa


3. endriny ( 29/09/2015 08:58)

Radavison:

Miarahaba anao am-panajana Razoky endriny,

manao azafady aminao kosa Razoky fa tsy izay olona miteniteny fahatany mitonona ho kristiana no hahafahanao manao fatra-tsaonjo sy safobemantsina ny kristiana rehetra



Ny Kristianina ange ry zareo tsy mantsina fa manitra e
4. aroriaka ( 29/09/2015 09:58)
hoy foana aho milaza fa ny finoanao no mahavonjy anao. Tano ary aza miovaova. Eny na ao anaty baiboly na aiza no mety ahitanao izany dia raiso. Aza miherikerika foana, ny lalanao zorina ary hanampiko zany fotsiny dia ity : "La liberté de chacun se limite là où celle des autres commence". Hajao ny hafa fa tsy anao irery ny mivelona eto an-tany. Rehefa tsy mety aminao, zonao ny manakiana kanefa rehefa izay no finoany dia vita hatreo ny anao.

Ny nahari'Andriamanitra Nanahary dia nampisy ny maizina sy ny hazavana - ny mahitsy sy ny mibiloka - ny lafitsara sy lafiratsy - sns... izany no zavaboaary. Ka rehefa tsy ny anao dia ny azy izany. Sakamalaho sy havozo ka samy manana ny hanitra ho azy ary ny tsirairay no mandinika ny tenany ary iray ihany fa tsy ho izy roa mitambatra.

Radavison:

Miarahaba anao am-panajana Razoky endriny,

manao azafady aminao kosa Razoky fa tsy izay olona miteniteny fahatany mitonona ho kristiana no hahafahanao manao fatra-tsaonjo sy safobemantsina ny kristiana rehetra



Ny Kristianina ange ry zareo tsy mantsina fa manitra e
[/quote]
5. Radavison ( 29/09/2015 10:29)
mbarakaly,

Raha avela ho an'ny toa anareo samy ianareo itony serasera itony, dia hihevi-tena ho nandresy ianareo. Tsy mampaninona izany, fa anareo ny laka...
Tsy ny tsy-fitovian-kevitra akory no mampilefa, fa ny esoeson-teny sy ny fanarabiana no mankaleo...

endriny:


Radavison:

Miarahaba anao am-panajana Razoky endriny,

manao azafady aminao kosa Razoky fa tsy izay olona miteniteny fahatany mitonona ho kristiana no hahafahanao manao fatra-tsaonjo sy safobemantsina ny kristiana rehetra



Ny Kristianina ange ry zareo tsy mantsina fa manitra e
6. Strong3 ( 29/09/2015 13:02)
Radavison!!!... ... izay tsy mampiasa ny sabany

7. Strong3 ( 29/09/2015 13:12)
tany amin'ny fiangonana midororo indray ry endriny no naka lesona...
efa voasoratra fa: ity tany ity raha mbola misy rivotra dia tontolon'ny demony ... ka iza no milaza fa ny taona 2015 ihany no an'i demony??

... io ilay mahavoanareo , midira lalina hoa vao mitsikera fa reraka eo
8. rhaj0 ( 29/09/2015 13:19)
O ry Aroriaka sy RAdavison a... hozy ny olona aty, ary efa noresahina lava teto, hoe..

Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

Ka raha tezitra ianao na leo, dia .. aza mba manao toa iretsy extremista fotsiny k'lou ka hampiasa lasabatra eto eee... Ny olona indray dia tsy maintsy miteny sy mivanitika.. araka ny revin'ny tanora hoe "atsipinay ilay kaozy, (tsy) mihaino ianao dia tsara"


Io izao resaka Demony... Ny Ntaolo razaNTSIKA ho'a hendry, fa izy rehefa manao sorona, dia apazahoany ny Andriamntra na Demony, @ izay milamina ny tany... Fa (nareo) Kristiana moa tonga dia feno fankahalana (ny Demony)... aiza no tsy misahotaka ny tany..
9. Strong3 ( 29/09/2015 13:58)
mandray ambolony indray ny sabany ry tsimisiatra... ahahah :-)
lol tsssss
10. endriny ( 02/10/2015 05:03)

[quote=aroriaka]
hoy foana aho milaza fa ny finoanao no mahavonjy anao. Tano ary aza miovaova. [quote]

hihiihih fa io ho'a tsy voatery hoe finoana an'Atra... Fa na ny asa ataonao na ny tanjonao rehefa tsy inoanao dia tsy mitondra soa ho anao

Maro ny mino an'Atra, kristianina sy mivavaka isak'alahady eto Mada... fa mpanao tsolotra Alatsinainy-Zoma, Ny Sabotsy aza raha misy kila tokony mbola hanome azy, mody miasa ny mpanao rapa-dango.

Hoy ilay soratra ao anaty TaxiBe: "Jehovah no mpiandry ahy". Dia tena marina tokoa satria andrasan'i Jehovah tsara mihintsy ireto mpanilika, tsy manome billet raha tsy misy controleur, ary dia tsy tratra mihintsy fa: "Iny izy eny Ihany", hoy ilay soratra ao aorian'ny varavarana any afara
11. aroriaka ( 02/10/2015 09:23)

[quote=endriny]

[quote=aroriaka]
hoy foana aho milaza fa ny finoanao no mahavonjy anao. Tano ary aza miovaova.


hihiihih fa io ho'a tsy voatery hoe finoana an'Atra... Fa na ny asa ataonao na ny tanjonao rehefa tsy inoanao dia tsy mitondra soa ho anao

Maro ny mino an'Atra, kristianina sy mivavaka isak'alahady eto Mada... fa mpanao tsolotra Alatsinainy-Zoma, Ny Sabotsy aza raha misy kila tokony mbola hanome azy, mody miasa ny mpanao rapa-dango.

Hoy ilay soratra ao anaty TaxiBe: "Jehovah no mpiandry ahy". Dia tena marina tokoa satria andrasan'i Jehovah tsara mihintsy ireto mpanilika, tsy manome billet raha tsy misy controleur, ary dia tsy tratra mihintsy fa: "Iny izy eny Ihany", hoy ilay soratra ao aorian'ny varavarana any afara


Izay ilay izy e - tsy niteny mihintsy aho hoe mino an'Andriamanitra na an'iza fa rehefa ilay FINOANAO na inona io na inona dia izay no mahavonjy anao
12. aroriaka ( 02/10/2015 09:26)

rhaj0:

O ry Aroriaka sy RAdavison a... hozy ny olona aty, ary efa noresahina lava teto, hoe..

Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

Ka raha tezitra ianao na leo, dia .. aza mba manao toa iretsy extremista fotsiny k'lou ka hampiasa lasabatra eto eee... Ny olona indray dia tsy maintsy miteny sy mivanitika.. araka ny revin'ny tanora hoe "atsipinay ilay kaozy, (tsy) mihaino ianao dia tsara"


Io izao resaka Demony... Ny Ntaolo razaNTSIKA ho'a hendry, fa izy rehefa manao sorona, dia apazahoany ny Andriamntra na Demony, @ izay milamina ny tany... Fa (nareo) Kristiana moa tonga dia feno fankahalana (ny Demony)... aiza no tsy misahotaka ny tany..


kalamina ihany ianao Rhaj a - atsipazo ialy kaozy fa efa heno e dia mba henoy zay lazain'ny hafa - rehefa tsy mino ianao dia anao zay, fa raha inoanao kosa dia anao irery ihany koa
13. rhaj0 ( 02/10/2015 12:52)
hi hi hi... ka "nihaino ny hafa" tokoany aho io, ary izany no mampivanitika eee... araho tsara ihany ny eto fa valin-dresaka foana ny ahy.. matetika.. :-)
14. endriny ( 08/10/2015 11:36)
Dia rahoviana indray izany ny taonan'ny Anjely?
15. rhaj0 ( 08/10/2015 12:30)
hi hi hi.. aza miala @ googla ho'a...

http://lmgtfy.com/?q=%22internationale+des+anges%22
La Fête Internationale des Anges

Asa izao io na notsofin'i Vatican rano, na notsofin'ny ONU rano.. fa dia mi-fety izay "mino" eee... :-)
16. Strong3 ( 09/10/2015 08:49)
mivanitia ao foana izany amin'ilay hafa mampnéné ...
fa ny marina aza tadiavina ahatapoka anao amin'ny fotoana ahiratan'ny masonao efa tara lohatra hihih :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1654