C'est peut-être la fin du monde... cette semaine (HONO)
1. Fiffi
(
23/09/2015 19:13)
La conjonction entre une éclipse lunaire, un supposé astéroïde tueur, la visite du pape aux Etats-Unis et même des propos de Laurent Fabius sur le réchauffement climatique affolent les théoriciens de la fin du monde. Histoire d'un emballement une fois de plus irrationnel.
Le fait que la terre continue de tourner depuis le 21 décembre 2012 n'a pas réduit les théoriciens de l'apocalypse au silence. Ils sont plus en forme que jamais et prédisent la fin du monde pour cette semaine. Pas de date précise (cette fois) mais un créneau: la semaine du 22 au 28 septembre. Et tous les démentis de la Nasa et des astronomes depuis le mois d'août n'y font rien.
En cause, pêle-mêle, la conjonction entre la lune rousse de dimanche qui conjuguera à une superlune une éclipse lunaire et qui coïncide avec la fête des Tabernacles en ce début de nouvelle année juive, les élucubrations de prophètes autoproclamés, la visite du Pape aux Etats-Unis et même Laurent Fabius. En mai 2014, le ministre des Affaires étrangères affirmaient en vue de la Cop21 qu'il restait «500 jours pour éviter une catastrophe climatique». Ce qui nous amène en septembre.
De cette liste disparate, l'augure le plus funeste, selon les partisans de l'apocalypse, est cette lune rousse, qui est la quatrième éclipse lunaire depuis 2014. Dans la Bible, un passage explique: «Le soleil se changera en ténèbres, Et la lune en sang, Avant l'arrivée du jour de l'Eternel, De ce jour grand et terrible». Cet extrait a convaincu le pasteur américain John Hagee que la fin des temps et le retour de dieu étaient proches.
http://www.msn.com/fr-fr/actualite/technologie-et-sciences/cest-peut-%C3%AAtre-la-fin-du-monde-cette-semaine/ar-AAeG3Gu?li=AAaCKnE&ocid=mailsignoutmd
...ny tsy azoko fotsiny dé mbola mitohy hatrany ny resaka fin du monde na dé efa hita zao aza fa tsy marimpototra lé izy...
mirediredy am n'a pas fotsiny....tsssss

répondu par Strong3 le 12/10/2015 11:58
3. rhaj0
(
23/09/2015 20:07)
mandeha mafy loatra ny imazinasio an'ny sasany, ka dia iny foana zareo mamoaka ireto z'histoire-be foronina, ampiarahina lozika rezatra be hono, ary dia mampihorohoro dia manambaka ny marefo/malemy ao zareo...
Pensée magique.. quand tu nous tiens...
Pensée magique.. quand tu nous tiens...
4. Strong3
(
24/09/2015 07:36)
ny kajin-janak'olombelona tsy afaka hilazana fa tsy izy ny box-kelinay :-)
Fanahy io, ka tsy takatrin'ny voahary ...

5. TenWors
(
24/09/2015 11:32)
La prediction de la fin du Monde est dEjA ecrite noir sur blanc dans la bible: famantArana telo sisa tsy mipoitra dia tonga ilay tsy ampoizin'ny maro fa andrasan'ny vitsy an'isa fatratra
6. rhaj0
(
24/09/2015 12:22)
Aza manidy ny tena (sy ny saina) ao @ Baiboly fotsiny aloha re ry TenWors aa...
Ampiasao ny fahalalana sy ny fahalalahana ankehitrio; jereo ohatra eto
https://fr.wikipedia.org/wiki/Fin_du_monde
Fa dia mba mety hazavazava aminao kokoa ny "fin du Monde" araka ny fahalalana sy ny fijerin'ny "Monde" azy... Fa tsy hoe ho'a hoe, tsy mamaky afa-tsy Baiboly fotsiny, izay mitatitra ny fitantaran'ny olombe avy tao Canaan fotsiny..

7. TenWors
(
25/09/2015 12:20)
entierement d'accord avec tout ce qui est dit, seulement nous ferions mieux de nous y attendre en sachant que nous nous placerons dans la place des vainqueur.
8. rhaj0
(
25/09/2015 19:05)
Misy ilay fiteny izay hoe, "nice guys finish last".. izany hoe, ny olona tsara fanahy dia gisitra e... TSY mba miady ho "vainqueurs" (sahala @ TenWors) izany eee... TSY mba miady manao mêlée mba ho tafita @ bus sambo fiara Noé izany eeee... TSy mba aggressif mijapy ny rahona dia mba tafasosa "any ambony any" izany eeee...
Fa dia "ndao fa lalana" izany eee... 'ndana azany ianao "miady ho vainqueurs" any kouh... hi hi hi ... ny mpanera sy ny mpaka 19 afaka manao ny ataony ao foana, fa tsy ho ataoNY ve izay mety rahefa mijery an'i "nice guys" eo IZY eeee :-)

9. RBNIR
(
28/09/2015 05:50)
Salama daholo,
« Fa ny amin'izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin'ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza,] afa-tsy ny Ray ihany. » (Mat.24:36)
Raha ny fanambarany dia tsy hisy hahalala "ny andro" sy ny "ora" eny fa na dia IZY aza afa-tsy ny Ray ihany (Andriamanitra Ray irery ihany)...
Famantarana no hisy fa efa ho avy marina ilay izy dia ny famantarana tsy mandainga fa ho tonga ny farany dia « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)
Hotoriana indray ilay filazantsara notoriany 2000 taona lasa na ilay fampianarana tsy nisy kilema noraisiny mivantana avy tamin'Andriamanitra...« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
"Ity filazantsara ity" hoy Izy....Izany hoe tsy filazan-tsara hafa fa ilay notoriany 2000 taona lasa no miverina hotoriana dia "ho tonga ny farany".....

10. rhaj0
(
28/09/2015 10:11)
Asa nareo raha nijery ilay eklipsa.. nanomboka t@ 9:00 alina ny anay taty (@ 5 maraina any aminareo).. Dia nanomboka "nisy nanalokaloka" ho'a i Ravolana tetsy @ ankaviany. Naka sary aho ka naka sary.. fa tena loza fa tena nandalo rahona ary natevina an... ary dia ... veloma Ravolana fa tsy nahita aho...
Vasoka be teo aho, ka dia ny mivanitika sisa no atao eee... tsaroako hoe, i Jesosy hono, t@ izy naty iny, dia "nentin'ny rahona nisosa niakatra" IZY, sa moa ny fanahiNY, ary dia "niakatra tany abony tany" eeee... (vakio Matio sa Marka izy teo).
Ka ireto rahona manakona an-dRavolana ireto izany... hum... tena nanararaotra tokoany ny fanahin'ny sasany hiakatra an... :-)

11. Strong3
(
28/09/2015 11:24)
androany mbola 28 raha miandry farandro enao :-)
raha tsy izany dia amin'ny 2020 injay hihihi

12. endriny
(
28/09/2015 11:55)
Mahiol sy ny Apokalipsiany aza mbola mitombo andro aman'alina kanefa ny 2002 Faraandron-dry zareo efa 13 lasa izay...
Asa raha nisy nahatadidy fa raha niteny Ingahy Ratsiraka hoe: "NY Paradisa Sosialista amin'ny taona 2000"... Dia nisy mpitondra fivavahana nilaza hoe: "Amin'ny taona 2000 no faraandro, fa tsy ilaina izany Paradisa Sosialista izany fa ny Paradisa any an-danitra jerena"
Dia natahotra ny olona maro ny amin'ny hidirana ny taona 2000
Dia aiza anefa?

13. rhaj0
(
28/09/2015 12:22)
Ka ilay eklipsa aninaraina teo tany aminareo ho'a... Wiki sy google no vakio f'aza mba minomino izay lazain'ny sasany (avy ao @ Baiboly ao).. jereo eto ohatra
https://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89clipse_lunaire_du_28_septembre_2015
Izaho ho'a tena vasokabe fa tsy mba nahita.. fa lasa nanopy laoranjy ary ngozabe hono izy tao ee..
https://i.guim.co.uk/img/media/aa454c28c34951cab86bf2de18c7e928b95c64f2/0_72_3500_2324/master/3500.jpg?w=1920&q=85&auto=format&sharp=10&s=42063be5e0c82919ebb92253e96f3856
na koa eto
http://www.theguardian.com/science/gallery/2015/sep/28/blood-moon-supermoon-rises-pictures-from-around-the-world
hi hi hi... aiza no tsy lasa gaigy ry mpinomino foana .. asa izay nolazain'ny Baiboly tamin'azy tao.. :-)

14. Strong3
(
28/09/2015 12:56)
tsy izay manao pub rehetra nge no marina r'ingahy ireto eh!
... ary ny baiboly dia milaza mazava ny amin'izany andro farany izany fa tsy izay mitrangatranga eto dia hoe io indray ra farandro :-)
raha ny tena fazahoako azy dia minomino foana ny tenin'ireo panao pub koa ny tsimisiAtra hihihi..
ianareo panao marketing izao dia mahay fa ny pub dia natao hoan'ny olona kamo sy doumadouma, mora sodoka ny teny manaitaitra sy marevaka
fa ny mandalina dia manakatra aloha vao mino rehefa ,
mino: izay midika hoe azoko iainana sy arahana ny teny nomena ahy
fa tsy ilay lazain'i rhaj0 hoe : kamo hanao zavatra dia minomino foana , lalana roa samy hafa izany

15. rhaj0
(
28/09/2015 13:01)
Strong3:
mino: izay midika hoe azoko iainana sy arahana ny teny nomena ahy
Izaho dia "mino" fa ity hoe "iainana sy arahana ny teny nomena ahy" lazainao ity dia noekena "tsy nila porofo" fa tena nentina am-pahatokisana be mihintsy fotisny ho'a... ka raha atao ny kaonty, dia "kamo" hanadihady hatrany ifotony io eee..
16. TenWors
(
28/09/2015 13:24)
TenWors (TenWords no izy fa diso io E! mbola vao amboarina kely)
Tsy hoe mandefa ny rehetra sy miandry farany fa ny anay pratique no betsaka: "Na zovy na zovy mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy ,ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia haharo izany " luc 17:33
Finoana io ka libre ny safidy , voasoratra daholo na ny manaiky na ny mandA izay maro an'isa

17. rhaj0
(
28/09/2015 13:42)
Strong3:
androany mbola 28 raha miandry farandro enao :-)
raha tsy izany dia amin'ny 2020 injay hihihi
f'angaha tsy mampivanitika gaigy... t@ 5:00 maraina tany aminareo ilay eklipsa no nanomboka androany 28 io; ary t@ 6:00 teo ilay eklipsa no total, na @ 10:00PM, septambra 27 aty...
ka ny fara-andro izany ny anay 27 eee...
ianao no "tsy mino", fa efa any paradisa daholo isika rehetra @ izao ora itenenana izao .. hi hi hi.. (tsy) "avotra" ihany kay izaho ity :-)
18. Radavison
(
29/09/2015 06:54)
Arahabaina ny mpisera rehetra,
ho anao indrindra fatra-pitady porofo vao hanaiky fa marina,
ho anao indrindra fatra-pitsikera izay heverinao ho "kamo hanadihady hatrany ifotony io eee"
Apatrako àry ny fanontaniana razoky rhaj0 izay mahahy manadihady tsara sy mahay manome porofo :
Misy firy moa= firy ny isan' ny "nombres décimaux" hita/misy anelanelan'ny 0 (zéro) sy 1(un, iray)? Ry zareo mahahy manadihady tsara dia hamaly avy hatrany hoe "infini" no isan'ny "décimaux" entre 0 et 1.
Dia omeo ary ny porofo fa "infini" tokoa? dia haka taratasy ndry Ramahaimanadihady isany, izay ekipa taritin'i Razoky rhaj0, dia hanpmboka hanoratra izay "décimaux" rehetra...
Angamba tsy ho izany kosa fahohazavainy eo ny atao hoe "décimaux", miampy izay heveriny ho fandresen-dahatra, sns..." => fa tsy porofo izany, fa fanazavana, kanefa dia ekena fa marina ilay valin-teny, indrindra indrindra ho an'ireo afaka mandihady tsara hatrany ifotony!... ka raha tsy misy porofo donc tsy "vérité", noho izany finoana na hoe azo sokajiana ho finoana koa izany fa tsy fahamarinana...
dia zahao ifotony àry é fa raha mahita valiny hafa ankoatry ny hoe "infini" ho an'io fanontaniana io ianao ao amin'ny google dia azafady indrindra miangavy an-tanan-droa mba ampahazahoy anay ny rohy mba iarahantsika mijery...
Ho anareo izay mahay manadihady tsara razoky rhaj0, hadihadio tsara àry fa
-1)Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina ve no tsy levon'ny vanoninao;
-2)sa ny finoana "foi" tsy fahamarinana raha tsy misy porofo no poizina;
-3)Sa ny kristiana rehetra no heverinao ho manaonao fahatany tsy mandeha araka ny tokony ho finoana marina;
-4)Sa kosa ianao io no tsy mbola tafavoaka fialan-tsakana (adolescence),
-fa mba hadihadio hatrany ifotony ihany-
fa izaho kosa tadidiko tsara tamin'zany, na dia efa taona maro lasana aza izany, dia rehefa te handersy lahatra olona, dia "démonstration de supériorité" no fanaonay tamin'izany mba "hampilendalenda" ; dia ny méthode dia rehefa mahay mitsikera sy manakiana ary manaraby dia izay no maha-ambony kokoa, ka ianao izao dia toy izany, ka izao abobo rehetra izao dia lazaina fa avy amin'ny kristiana avokoa...
Fa asa moa na ny forum toy itony na fifampideram-pahaiza-manaraby, fa ny tenanay moa angamba tsy ampy iray volana akory no niditra tato...
Dia veloma sy mahereza daholo,
Radavison
rhaj0:
Strong3:
mino: izay midika hoe azoko iainana sy arahana ny teny nomena ahy
Izaho dia "mino" fa ity hoe "iainana sy arahana ny teny nomena ahy" lazainao ity dia noekena "tsy nila porofo" fa tena nentina am-pahatokisana be mihintsy fotisny ho'a... ka raha atao ny kaonty, dia "kamo" hanadihady hatrany ifotony io eee..
20. rhaj0
(
29/09/2015 13:04)
Radavison:
Ho anareo izay mahay manadihady tsara razoky rhaj0, hadihadio tsara àry fa...
vao haingana marina ianao no teto, fa dia.. aleo hazava aminao azany fa atheista aho. Ny "finoana", ao anatin'izany ny finoana an'Andrimntra, dia "imagination" (collective) an-draolona ihany.
HItakitako ny demonstralatation ataonao, na fizika io na matematika, fa izao fotsiny eee... mbola "work in progress" foana ny fahalalan-draolona. Ka raha misy tsy mazava na tsy hay androany, dia ekena fa "tsy mazava/tsy hay". Raha miova ny fanazavana satria mitombo fahalalana hatrany raolona, dia henoina ny porofo, henoina ny methode siantifika nampiasaina,.. dia mivoatra koa ny saina, miaraka @ fivoaran'ny fahalalana.