C'est peut-être la fin du monde... cette semaine (HONO)

21. Radavison ( 29/09/2015 13:35)
Arahabaina indray rhaj0,

Eny àry e, ka tsy mifanohitra amin'izay lazaiko anie izany é,
misy zavatra ekena satria misy porofo,
misy concept na methode na idées sns..., na dia tsy misy porofo aza, dia ekena ihany koa

Fa mba iza kosa mandrak'androany amin'ireo manam-pahaizana, no miteny fa mbola tsy fantatra na manalasala na mbola mety hiova ny valin'ilay fonotaniako teo hoe 'il y a un infinité de décimaux entre 0 et 1",
tsy ny valinteninao no nagatahiko fa rohy aterineto mba ho porofo concret.

Lavà velona aby ary é
Radavison

rhaj0:

Radavison:
Ho anareo izay mahay manadihady tsara razoky rhaj0, hadihadio tsara àry fa...

vao haingana marina ianao no teto, fa dia.. aleo hazava aminao azany fa atheista aho. Ny "finoana", ao anatin'izany ny finoana an'Andrimntra, dia "imagination" (collective) an-draolona ihany.

HItakitako ny demonstralatation ataonao, na fizika io na matematika, fa izao fotsiny eee... mbola "work in progress" foana ny fahalalan-draolona. Ka raha misy tsy mazava na tsy hay androany, dia ekena fa "tsy mazava/tsy hay". Raha miova ny fanazavana satria mitombo fahalalana hatrany raolona, dia henoina ny porofo, henoina ny methode siantifika nampiasaina,.. dia mivoatra koa ny saina, miaraka @ fivoaran'ny fahalalana.


22. Strong3 ( 30/09/2015 05:44)
oh! rhaj0 ahh!... :-)
23. rhaj0 ( 30/09/2015 10:50)
O Radavison aa... ilay matematika sy fizikanao k'lou, dia tsorina fa mampome eee.. hotry ny manao pseudo-matemafizika zany koa ianao kouh. Aiza nama koa, manao demonstralatation ve dia conclusion dia hoe, lava ny bozaka sy ny resaka, fa izao fotsiny: minoa an'Andrimntra fa IZY lava kokoa ?

Ity efa resaka tatsy fa azo ampiharina eto ee
"ntss... rehefa TSY hay ny ho aleha rehefa maty, [na ny matemafizika ao] dia ekeo hoe "tsy hay", fa tsy lasa mamoroporona (na minomino) resaka be fahatany toa io eeee.."

24. Strong3 ( 30/09/2015 12:52)
mampianatra inona marina moa enao ity aloha eh!
sao mba ilay mpampianatra mampivavaka ireny taloha ,alohan'ny naha diso fanantenana tao amin'ny fiangonana midororo tao hihihih... !
25. rhaj0 ( 30/09/2015 13:00)
[size=9]izaho rangahy 'ty efa notantaraiko taminao, fa tany @ lycee, dia nisy ilay TJ nitady hanjono anay, fa izaho ho'a nirintona nivoaka aaa.. Dia hozy rizalahy hoe, tandremo maniratsira fa ataon'Atra tsy afa-panadinana eo... fa izaho nefa ho'a ilay premie de la kilasy :-)
Fa nampianatra fizika koa aho azany eee... (dia mampihomehy ny pseudo-Fizikan'i Radavison fa dia aoka fotisny...)[/size]
26. Strong3 ( 12/10/2015 11:58)
mdr... :-) izay aloha dia marina satria Atra efa niova be famindram-po ka tsy tapaka eo noho eo izay maniratsira, dia mety izay no tsy nampaninona anao, fa ny an'i TJ moa izany dia entin'ny fo mafana dia toa ohatran'ny manozona hihihihi...
fa io izany dia amin'ny lera farany no hitakiana ireo faniratsirana raha tsy ifonana sy ibebahana rhaj0 !

fa mety mba tsy fizisiana kousa radav fa samby nandalo teo na izany aza eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4229