Resaka mikasika ny sekta (famerenana)
1. bor2lais
(
17/09/2015 10:36)
Mba ialana voly kely dia averiko eto ity resaka nataon'i hery teto ity (miala tsiny @ ilay fanaovana copier/coller)
Misaotra an'i Hery nizara ! :-)
hery - 10/08/2010 01:30:
Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay dikan'ny sekta ara-bakiteny ilay hoe nisampana aho satria raha izany dia azo lazaina sekta daholo ny fivavahana rehetra.
Fa ilay famaritana ara-kevitra (ara-dalàna, araka ny zo maha-olona, ara-potokevitra) no tiana havoitra.
Ireto misy fomba vitsivitsy hahafantarana ny atao hoe sekta.
- Fanasana atidoha (fandemen-tsaina atao amin'ny mpikambana) mahatonga anao hanameloka ny tenanao sy tsy hanana estime de soi intsony
- Fanerena ankolaka amin'ny ara-bola (Takomana amin'ny hoe hampandroso ny fikambanana sns) Amin'ny voalohany dia tsy dia maninona loatra fa rehefa elaela dia manjary hanome izay rehetra hananana mihitsy... misy mivaro-pananana
- Fisarahana tsikelikely amin'ny fiaraha-monina tsy ao anatin'ny fikambanana (miteraka ady amin'ny fianakaviana mihitsy indraindray) Misy mpivady miady satria ny iray tsy ao anatiny
- Fibaikoana manontolo ny mahaolona ilay mpikambana (tsy tompon'ny tenany intsony fa manao izay lazain'ny Gourou... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony)
- Fiainana anatin'ny tahotra (farandro, fahotan'ny hafa, matahotra fifaneraserana)
- Fiheverana fa ny an'ny tena no tena fiangonana fa ny hafa dia fahaverezana daholo.
Fa ny tena goavana dia Sarotra dia sarotra ny miala ao anaty sekta.
Raha ao amin'ny Fiangonana iray ianao no miala tsy misy arakaraka sy romoromo fa malalaka tsara dia tsy sekta izy izay. Fa raha vao manomboka tezitra mafy ny mpitarika, manao fara-teny, manozona mihitsy aza... dia misaora fa tafavoaka.
Misaotra an'i Hery nizara ! :-)
répondu par bor2lais le 04/11/2015 09:26
2. rhaj0
(
17/09/2015 12:38)
Raha ny fahatakarako azy...
- Ny Fiangonana no organisation izay "metimety" (acceptable) @ fiaraha-monina, satria ny F, na dia "partisan", izany hoe, mihilana be @ "Finoany", na hoe @ "saim-pantany" azany izy, dia mba manaja, plus ou moins, ny lalAna velon'ny fiaraha-monina ihany.
- Ny Sekta indray dia ilay "nanohitra" ny Fiangonana. Ny (isan'ny) anoheran'ny Sekta ny F dia io "compromis", na fileferan'ny F @ principe rigide-be-n'ny FInoana, ka mampatonga ny F ho mba "metimety" (acceptable) @ fiaraha-monina.
Raha atambatra izany, ny Sekta dia sady manohitra ny Fiangonana, no koa manohitra ny fiaraha-monina, @ izy Sekta miziriziry be @ principe rigide-be-n'ny Finoany ao.
Dia ny fisehon'ny Sekta moa
- dia ao ireo "agressive", ka manitrikitrika ny olona ao @ Finoan'ny "olona be compromis @ Finoana" ao
- dia ao ireo "passive", izay mihidy aman-trano ao...
Fa ilay fiseho ivelan'ny "Sekta" eo ihany, fa ny fototra lalina ao @ fisainany, dia ilay "esprit sectaire"... hozy Ralarosy izay hoe:
Se dit de quelqu'un qui, par intolérance ou étroitesse d'esprit, se refuse à admettre les opinions différentes de celles qu'il professe.

3. endriny
(
17/09/2015 15:56)
Izay rehetra sampan niala tamin'ny finoana Hebrio dia Sekta daholo aloha
fa ao anatin'ny Sekta dia mbola misy zana-Tsekta ihany koa (Kristianina Katolika niteraka Kristianina Protestanta, izay niteraka Jesosy Mamonjy...)

5. RBNIR
(
18/09/2015 06:33)
Raha matahotra dia tsarao amin'ny fampianarany ilay olona, rehefa hitanao fa mitovy amin'ny nampianarin'i Jesosy dia ekeo, rehefa tsy mitovy dia lavina avy hatrany....
Amin'izay azonao antoka tsara fa tsy maintsy handova ilay fiainana mandrakizay ianao......Ary azonao antoka fa tsy manaraka ilay olona marina ianao fa manaraka an'i Jesosy....

6. ranthson
(
18/09/2015 06:52)
Ny sekta anie tsy voatery ho ratsy e! fa misy ny sekta tsara ahazoanao fiainana mandrakizay, fa misy kosa ny sekta ratsy ka mitondra any amin'ny fahaverezana toa ireo izay efa niseo tany aloha : "mampamono tena olona, mampivaro-pananana sns..."
Aleo hitombo ny sekta fa ny fiangonana zokiny milaza ny tenany fa tsy sekta efa mivaro-lavo !!

7. bor2lais
(
18/09/2015 09:42)
Misy ny famonoana amin'ny endriny vaovao dia io voalaza amin'ny teboka fahaefatra io :
" Fibaikoana manontolo ny mahaolona ilay mpikambana (tsy tompon'ny tenany intsony fa manao izay lazain'ny Gourou... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony)"
Lasa tahaka ny robot ilay olona ! :-)

8. rhaj0
(
18/09/2015 10:13)
hery sy bor2lais:
" Fibaikoana manontolo ny mahaolona ilay mpikambana (tsy tompon'ny tenany intsony fa manao izay lazain'ny Gourou... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony)"
Raha ny fijeriko avy aty ivelany k'lou, dia ianareo samy "mino" ao k'lou dia tena raha mifampitsaratsara ka dia dada ka dadany eeeee... i ranona "robot"... zahay no "tena izy"... izaroa "mpanara-drenirano".. izatsy "tsy katolika".. iretsy "tsy miditra am-piangonana"...
Ka hono ho'a ry Bor2lais, ireo "Katolika hendry tsara" (toa an'i Hery, na ianao koa) ve tsy mba "manao izay lazain'ny Papa/Mopera/teolojiana... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony" ?
9. RBNIR
(
18/09/2015 10:56)
rhaj0:

Mety ho marina ilay fanamarihana, satria tsy laitra ahodina na dia hitondrana teny "marina" ao amin'ny baiboly aza......
Izao ilay izy e, ilay fahamarinana ampianarina no tokony arahina fa tsy ilay olona akory, raha marina ny lazainy tsy hitako izay tsy tokony hanarahana azy satria tsy manaraka azy ianao fa manaraka an'i Jesosy (ilay mpilaza ny marina).
Raha voaporofony ara-baiboly fa tena ilay fahamarinana nampianarin'i Jesosy 2000 taona lasa ilay ampianariny dia tsotra aza mivaky loha fa efa mandeha amin'ny lalàna mahitsy ianao izay, raha diso kosa dia ialao fa tsy azo atao ny miombokeloka amin'ny tsy marina.....
10. rhaj0
(
18/09/2015 12:28)
RBNIR:
tsy laitra ahodina na dia hitondrana teny "marina" ao amin'ny baiboly aza...
Tsy ity ve izany no tonga @ ilay hoe: "refuse à admettre les opinions différentes de celles qu'il professe" ?...
11. tealala
(
20/09/2015 03:43)
tena marina mihitsy izany an, sady ny olona amin ireny izay lazain'i gourou ihany no marina tsy asina fandalinana mihitsy dia ohatr'ilay olona no lasa tsy d mieritreritra tsara tsy dia manana logique-javatra izany
12. RBNIR
(
21/09/2015 05:53)
« Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara. » (1 Tes.5:21)
Mananjo hamantatra ny zavatra rehetra ny olona iray, saingy kosa tarihiny hihazona mafy izay tsara.....
Raha tsara no afafin'ilay olona, tsy hitako izay antony tokony tsy hihazonana azy, raha ratsy kosa dia efa voalazako aleo tsy mandray akory......

13. bor2lais
(
21/09/2015 07:10)
Sarotra ny mitsabo olona tsy manaiky ny tenany ho marary e (na dia efa hitam-poko hitam-pirenena izao aza ilay aretina mahazo azy) ! :-)
14. Radavison
(
21/09/2015 07:55)
Arahabaina daholo é,
Marina mihitsy io lazain-dRa-bor2lais io an. Nisy documentaire iray izay nampiseho fianakaviana iray izay manana ny ampy tokoa, fa tonga hatrany amin'ny fampisaraham-panambadiana sy fivarotana trano sy tany (lova),sns... Ny tena matetika rembin'ireo sekta dia ireo olona manana olana ara-pifandraisana (ao anatin'ny ankohonany na fianakaviana na fiaraha-monina) ka mitady vaha-olana "éfficace".
Ny ambasadaoron'ireny Sekta ireny dia tsy hoe olona mahay miresaka na mampiresaka, fa olona "mahay mihaino". Eo ny fandrika voalohany = "à l'écoute" satria io no mora mambabo kokoa nohon'ny olona mampiresaka. Kanefa ao ambadik'izay dia efa nandeha ny analyse d'infos.. Dia miditra amin'izay izao karazana processus de mise en confiance rehetra izao, dia mody omena andarikitra na anankinana andraikitra, participation financière sns... dia miditra amin'ny manipulations amin'izay, ka "kolokoloina" ao amin'izay faiblesse-ny ilay/ireo olona dia tonga amin' ireo nosoratan'i Hery/bor2lais ireo, ka na dia "efa hitam-poko, hitam-pirenana".
Kolokoloina no tsapan'ireo victimes, fa fandetehana ko faible kokoa hatrany miam^y fampitahorana no ataon'ireo Gourous...
Mailò é
Dia veloma sy mahereza dôôly,
Radavison

bor2lais:
Sarotra ny mitsabo olona tsy manaiky ny tenany ho marary e (na dia efa hitam-poko hitam-pirenena izao aza ilay aretina mahazo azy) ! :-)
15. rhaj0
(
21/09/2015 12:49)
hi hi hi... raha ny fijeriko avy aty ivelany ho'a, dia mitovy ihany nareo fa tsy sahala fotsiny eeee... samy "hitam-poko hitam-pirenena" ary hitan'i Bor2lais fa "marary" ao daholo ianareo (Kristiana na mpino) fa samy hafa fotsiny ny "degree"-ny... ao ny 2eme etage ao ny 3eme :-)
Fa marina ny anao ry Radavison... ny rembin'ny Fivavahana/Finoana dia ireo olona marefo/malemy na ara-batana io na ara-tsaina na ara-ekonomika na ... ka mitady "solution facile" @ izay problem-ny izay... Inona moa ny "solution facile" afa-tsy ny "minou fotsy" ny magie/miracle @ finoana, na koa "a la Bible"...

16. Strong3
(
21/09/2015 13:10)
bor2lais:
Mba ialana voly kely dia averiko eto ity resaka nataon'i hery teto ity (miala tsiny @ ilay fanaovana copier/coller)
hery - 10/08/2010 01:30:
Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay dikan'ny sekta ara-bakiteny ilay hoe nisampana aho satria raha izany dia azo lazaina sekta daholo ny fivavahana rehetra.
Fa ilay famaritana ara-kevitra (ara-dalàna, araka ny zo maha-olona, ara-potokevitra) no tiana havoitra.
Ireto misy fomba vitsivitsy hahafantarana ny atao hoe sekta.
- Fanasana atidoha (fandemen-tsaina atao amin'ny mpikambana) mahatonga anao hanameloka ny tenanao sy tsy hanana estime de soi intsony
- Fanerena ankolaka amin'ny ara-bola (Takomana amin'ny hoe hampandroso ny fikambanana sns) Amin'ny voalohany dia tsy dia maninona loatra fa rehefa elaela dia manjary hanome izay rehetra hananana mihitsy... misy mivaro-pananana
- Fisarahana tsikelikely amin'ny fiaraha-monina tsy ao anatin'ny fikambanana (miteraka ady amin'ny fianakaviana mihitsy indraindray) Misy mpivady miady satria ny iray tsy ao anatiny
- Fibaikoana manontolo ny mahaolona ilay mpikambana (tsy tompon'ny tenany intsony fa manao izay lazain'ny Gourou... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony)
- Fiainana anatin'ny tahotra (farandro, fahotan'ny hafa, matahotra fifaneraserana)
- Fiheverana fa ny an'ny tena no tena fiangonana fa ny hafa dia fahaverezana daholo.
Fa ny tena goavana dia Sarotra dia sarotra ny miala ao anaty sekta.
Raha ao amin'ny Fiangonana iray ianao no miala tsy misy arakaraka sy romoromo fa malalaka tsara dia tsy sekta izy izay. Fa raha vao manomboka tezitra mafy ny mpitarika, manao fara-teny, manozona mihitsy aza... dia misaora fa tafavoaka.
Misaotra an'i Hery nizara ! :-)
makasitraka! ... mety tsara amin'ny finoako hihih :-)
17. Radavison
(
22/09/2015 07:31)
Arahabaina ny mpisera rehetra,
Ndry rhaj0 itony izany no amin'ny sokajin'olona bokona ara-batana,
mahiratra dia mahiratra ara-tsaina,
manana ny ampy ara-ekonomika,
mahita vahaolana hatrany hatrany na facile io na difficile,
dia tsy mila mpamonjy intsony, fa mahavonjy tena amin'ny alalan'ny didy folo fotsiny dia ammpy,
izy ihany koa aza moa efa manana izay paradisany dieny izao sy ny ho rahatrizay, dadany izany an :-)...
...saika adino fa izy kosa aloha tena mahery raha hi-google é :-)
fa henjana koa izy raha hisintona tadin-dakilosy an,
sady tatentany koa ny mandrirotra zoron-dresaka, ialany amin'izay tena hevi-baventy aposaka rehetra :-(
dia avadiny ho fanohanany ny heviny :-) daholo izany an
Veloma sy mahereza daholo é
Radavison
Ndry rhaj0 itony izany no amin'ny sokajin'olona bokona ara-batana,
mahiratra dia mahiratra ara-tsaina,
manana ny ampy ara-ekonomika,
mahita vahaolana hatrany hatrany na facile io na difficile,
dia tsy mila mpamonjy intsony, fa mahavonjy tena amin'ny alalan'ny didy folo fotsiny dia ammpy,
izy ihany koa aza moa efa manana izay paradisany dieny izao sy ny ho rahatrizay, dadany izany an :-)...
...saika adino fa izy kosa aloha tena mahery raha hi-google é :-)
fa henjana koa izy raha hisintona tadin-dakilosy an,
sady tatentany koa ny mandrirotra zoron-dresaka, ialany amin'izay tena hevi-baventy aposaka rehetra :-(
dia avadiny ho fanohanany ny heviny :-) daholo izany an
Veloma sy mahereza daholo é
Radavison
rhaj0:
hi hi hi... raha ny fijeriko avy aty ivelany ho'a, dia mitovy ihany nareo fa tsy sahala fotsiny eeee... samy "hitam-poko hitam-pirenena" ary hitan'i Bor2lais fa "marary" ao daholo ianareo (Kristiana na mpino) fa samy hafa fotsiny ny "degree"-ny... ao ny 2eme etage ao ny 3eme :-)
Fa marina ny anao ry Radavison... ny rembin'ny Fivavahana/Finoana dia ireo olona marefo/malemy na ara-batana io na ara-tsaina na ara-ekonomika na ... ka mitady "solution facile" @ izay problem-ny izay... Inona moa ny "solution facile" afa-tsy ny "minou fotsy" ny magie/miracle @ finoana, na koa "a la Bible"...
18. rhaj0
(
22/09/2015 10:12)
esy aho e ry Radavison.. lasa "izaho" indray no sujet fa tsy ny "sekta"... rahefa tsy mahadohika hevitra i Radavison dia ny tompon-kevitra indray no resahiny... fa dia jeren'ny Ankizy ange ho'a iana(re)o eeeee...
19. Radavison
(
22/09/2015 10:50)
hoy ny ohabolana hoe : ny teny toy ny salaka, ka ny tompony ihany no afatony
rhaj0:
esy aho e ry Radavison.. lasa "izaho" indray no sujet fa tsy ny "sekta"... rahefa tsy mahadohika hevitra i Radavison dia ny tompon-kevitra indray no resahiny... fa dia jeren'ny Ankizy ange ho'a iana(re)o eeeee...
20. rhaj0
(
22/09/2015 10:56)
Ndao azany mba hiara-hivanitika Radavison a... ianao koa toa hotsahotsan'ny... :-)