Resaka mikasika ny sekta (famerenana)
21. Radavison
(
22/09/2015 11:31)
mampihomehy aloha ilay izy é, fa youtube moa tsy an'i google ihany?
io anie ilay nolazaiko hoe enjana be nareo raha hi-google é
lavà velona aby e
Radavison
22. rhaj0
(
22/09/2015 12:18)
Mahafinaritra rahefa mihomehy ianao kah... "Mba ialana voly kely" moa no nanombohan'i Bor2lais ity loha-hevitra ity, ka dia .. ireto hono ny sekta... Katolika eee... :-)
23. bor2lais
(
23/09/2015 13:22)
ramose rhaj0:
Ka hono ho'a ry Bor2lais, ireo "Katolika hendry tsara" (toa an'i Hery, na ianao koa) ve tsy mba "manao izay lazain'ny Papa/Mopera/teolojiana... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony" ?
:-)
Ny malemy sy osa (ara-panahy) no matahotra sy manaraka am-bokony ramose a ! Ary mampalahelo fa ireny olona ireny mihitsy no isan'ny lasibatry ny Gourou ! :-)
ramose rhaj0:
hi hi hi... raha ny fijeriko avy aty ivelany ho'a, dia mitovy ihany nareo fa tsy sahala fotsiny eeee... samy "hitam-poko hitam-pirenena" ary hitan'i Bor2lais fa "marary" ao daholo ianareo (Kristiana na mpino) fa samy hafa fotsiny ny "degree"-ny... ao ny 2eme etage ao ny 3eme
:-)
Fijerin'ny mpihaino resaka ao @ 2eme etage ao io izany ! :-)
24. rhaj0
(
23/09/2015 13:32)
Ka tena miatanjaka mahery (ara-panahy) anie ry Bor2lais izany ao @ finoany ao eeee... ary tena izay tsy toa azy dia TSY mahatakatra ny revy, ary tena "mampalelo" mihintsy, hoz'izy izay... Samy A.tra mitovy izao ihany no resahina, fa i Bor2lais no (mahay) mi-jouir ny 3eme etage...
bravo..
bravo..
25. bor2lais
(
24/09/2015 08:48)
rhaj0:

2 étages : vatana + saina --> ramose rhaj0 (sy ny ankiziny) --> tsy misy Andriamanitra fa google dia ampy (fomba fijerinay avy aty ivelany io a !! :-) )
3 étages : vatana + saina + fanahy --> bor2lais --> misy Andriamanitra
Araka io dia siora ve ramose (mpijery ivelany) fa mahazo ny tian'i bor2lais tenenina rehefa miresaka Andriamanitra i bor2lais ? :-)
Miala tsiny aminao ramose fa tsy mahasolo io 3ème étage n'i bor2lais io akory ny google a ! :-)
26. TenWors
(
24/09/2015 12:03)
Mahafinaritra ny ady hevitra eto ary misaotra an'i bor2lais nitondra azy, efa nanome balise izy amin'ny famaritana voalohany izay isaorana azy satria tsy resahany mba tsy hanaovana azy ho isan'ny sekta...
ilay faharoa zany no tena ady hevitra >definition maromaro izay tsy fantatra ny fiaviany fa raha jerEna dia manamAfy ilay maha-sekta ireo fiangonan-dehibe ihany fa iza moa no:
- Fanasana atidoha (fandemen-tsaina atao amin'ny mpikambana) mahatonga anao hanameloka ny tenanao sy tsy hanana estime de soi intsony >>> Ny diso nahitsin'ny tato aoriana no anasAna ny atidohan'ny tsy misokatra fijery fa loza ny sekta...
- Fanerena ankolaka amin'ny ara-bola (Takomana amin'ny hoe hampandroso ny fikambanana sns) Amin'ny voalohany dia tsy dia maninona loatra fa rehefa elaela dia manjary hanome izay rehetra hananana mihitsy... misy mivaro-pananana >>> malalaka ny safidy ao amin'ny fiangonana zandriny ary tsy terEna ny mpivavaka hanaraka izay hitany voasoratra
- Fisarahana tsikelikely amin'ny fiaraha-monina tsy ao anatin'ny fikambanana (miteraka ady amin'ny fianakaviana mihitsy indraindray) Misy mpivady miady satria ny iray tsy ao anatiny >>> zarany aza tsy hisaraka saingy :ny fianakaviana nialAna matetika no mamelona ady amin'izay niala /antony :tsy mitovy fomba fijery sy fanao
- Fibaikoana manontolo ny mahaolona ilay mpikambana (tsy tompon'ny tenany intsony fa manao izay lazain'ny Gourou... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony) >>> tsy fijerin'ny sekta tena izy izany satria tsy ho mpanaraka am-bokony izay mpitarika izy matoa tafala tao amin'ny mpitarika ny fiangonana zokiny
- Fiainana anatin'ny tahotra (farandro, fahotan'ny hafa, matahotra fifaneraserana) >>> diso tanteraka, manantena fara andro ny sekta fa tsy matahotra fara andro.
- Fiheverana fa ny an'ny tena no tena fiangonana fa ny hafa dia fahaverezana daholo.>>> diso satria misy fiangonana 5marina sy fiangonana hafa (5) tsy araka ny fahamarinana ...
Fa ny tena goavana dia Sarotra dia sarotra ny miala ao anaty sekta.>>> ahoana no ilazanao izany? ianao aza tsy ao anatiny akory! mora tokoa ny miala @sekta = mahita fahamarinana vaovao.
Raha ao amin'ny Fiangonana iray ianao no miala tsy misy arakaraka sy romoromo fa malalaka tsara dia tsy sekta izy izay. Fa raha vao manomboka tezitra mafy ny mpitarika, manao fara-teny, manozona mihitsy aza... dia misaora fa tafavoaka. >>> raha ao amin'ny Fiangonana zokiny ianao no miala dia zava-doza no lazain'ny maro momba anao satria tratran'ny sekta fa raha ao amin'i Kristy ianao no miala dia hoy Izy mantsy ny hafa hoe: Ianareo koa ve mba te hiala?

28. Radavison
(
25/09/2015 11:26)
Miarahaba anao TenWors,
Tena azafady fa tsy mazava amiko mihitsy izay tianao holazaina fa misy resaka sekta, Fiangonana Zokiny, Fiangonana Zandriny.
Misaotra raha mba azona fintinina fohifohy ve?
Veloma finaritra é,

TenWors:

29. TenWors
(
25/09/2015 11:45)
davidson >>> Ny famintinana azo omena dia hoe :izay lazain'ny Mpitondra fivavahana mahakasika ny finoana dia tsarao @baiboly na mifanaraka na tsia... Mila mihaino aloha vao manan-kitsarAna fa tsy mihaino honohonon'olona ka raha marina ny an'ny Fiangonan-dehibe dia tanana izay marina raha nahita fahamarinana hafa koa ianao : aza miavonavon-kevitra fa ny fireharehAna mialoha ny fahalavoana
30. Radavison
(
25/09/2015 12:58)
mbarakaly é,
Misaotra Ra-tenWors an,
fa marina be mihitsy

31. rhaj0
(
25/09/2015 14:48)
TenWors:
izay lazain'ny Mpitondra fivavahana mahakasika ny finoana dia tsarao @baiboly na mifanaraka na tsia..
Dia ilay "Mpitondra fivavahana", ohatra ny Papa na ireo teolojiana rezatra be... dia ianao io, eny, "izay ianao io" izany no "hitsara" raha mifanaraka na tsia ny resakan'ny olombe ???
hi hi hi.. toa ny mitsimbadika @ izany no "tena izy" : ny "saim-pantatrao" dia ahitsy na valider-n'ny ... Papa/Pasitera/Mopera/Teolojiana.. sy ny "saim-pantany" :-)
32. bor2lais
(
30/09/2015 12:22)
Tenwors:
Ny famintinana azo omena dia hoe :izay lazain'ny Mpitondra fivavahana mahakasika ny finoana dia tsarao @baiboly na mifanaraka na tsia... Mila mihaino aloha vao manan-kitsarAna fa tsy mihaino honohonon'olona ka raha marina ny an'ny Fiangonan-dehibe dia tanana izay marina raha nahita fahamarinana hafa koa ianao : aza miavonavon-kevitra fa ny fireharehAna mialoha ny fahalavoana
1. Tsy honohono ireo tanisaina ireo fa zava-misy
2. Avy @ ireo zava-misy ireo no nanatsoahana ny atao hoe sekta (eto @ ity lohateny ity)
Fehiny : raha manaraka tsara ny resaka mandeha eto amin'ity serasera ity indrindra tato ho ato dia jamba izay tsy mahita fa mbola misy ny sekta mifanaraka fara-faharatsiny amin'ny iray amin'ireo "critères" voatanisa eo ambony ireo ! :-)
P.S Nisy namana izay teto taloha atao hoe Didi10 sao mba fantatry Tenword ! :-)
33. rhaj0
(
30/09/2015 12:48)
Tsy azoko tsara..
1- henoy "izay lazain'ny Mpitondra fivavahana" (@ Fiangonana reniny)
2- fa izay lazainy eo, dia "tsarao @baiboly na mifanaraka na tsia.."
3- nefa indray, "raha nahita fahamarinana hafa koa ianao : aza miavonavon-kevitra"
Izany hoe,
- ny (1-) dia milaza toa manindrahindra fa ao @ Fiangonana reniny no tokony izy.. fa TSY any @ Sekta
- ny (3-) nefa dia milaza hoe, tsy voatery manaraka ny Fiangonana Reninyrahefa mahita zavatra hafa.. Izany hoe, any @ Sekta izany, satria TSY ao @ Fgnn Rnn
Ka hi-sekta sa tsy hi-sekta eee ???? miala @ (fampianaran'ny_) Fgnn Rnn sa hanaraka an-jambany ao foana eee ?
Sa indray manao dissidence ao anaty Fignn Rnn ao ??

34. rhaj0
(
30/09/2015 16:45)
Hono ho'a.. misy "mormons" na ilay "Church of Jesus Christ of Latter-day Saints" koa ve ao Dago ??
Ny malaza aty mantsy dia izany Warren Jeff profeta izany... kay tsy profeta ity izy fa pro vetaveta.. ny zanany avy no nasiany (sahala @ tantaran'i Lota, fa nivadika)
http://www.cnn.com/2015/09/30/us/polygamist-flds-warren-jeffs-update/index.html
Ary ny sekta ao Dago ve misy resaka abus sexual koa ??

35. Radavison
(
01/10/2015 10:07)
aoka aloha hazava tsara fa tsy fiangonanan kristiana ireny na dia mitonona aza hoe :
"Church of Jesus Christ ...", fa sao dia ny kary no manao izay ataony ka ny saka no voatapa-drambo

36. rhaj0
(
01/10/2015 10:24)
Dia ilay "Temoins de Jehovah" koa moa hotry ny kary misavika ny anaran' i "Jehovah" koa ?
Dia averiko aminao ihany.. misy ny "olana" rahefa "mino an'Atra"... dia ireo ataon'ireo lazainao fa "kary" ireo. Fa jereo tsara koa ny ataonao, na ny Xiana mitovy revy aminao, fa misy "olana" mitovitovy @ an'ireo "kary" ireo ihany.
Koa halalino azany hoe, "inona no fototry ny olana" ?
Dia ny valin-teniko ho'a dia hoe, ilay "fototra iraisana" no olana, ary tsy inona izany fa ity "mino" "mino" ity (mino = manaiky-tsisy-porofo)
Rahefa "mino" "mino" foana, dia ... tsy ho ela dia "minomino foana".. dia izay no alehany.

37. Radavison
(
02/10/2015 12:53)
mbarakaly tsra mi,
Tsy fiangonana Kristiana ny "Témoin de Jehovah" razoky an,
Ilay fanontanianao, saika adinoko, hoe misy Mormon ve any Dago : efa nifanena tamin-dry zareo ireny aho teo amin'ny totohobaton'Antaninarenia. Fomban-dry zareo ny mandeha tsiroaroa, dia tena mikata be, dia msiy badge hoe "elder Raanona" ets...
Tsy ny finoana no olana razoky an, fa ny familiviliana ny finoana,
ny fanokinkodinana ny marina, ny fisandohana, ny fanararaotana sy ny fanambakana, sns...
Dia mbola averiko aminao indray fa na dia amin'ny tontolon'ny sciences aza dia misy fahamarinana ekena na dia tsy ho azo porofoina na oviana na oviana aza.
Ny mba tiako apetrapetraka koa dia izao razoky an :
misy fetrany ihany itony fanebahana, faniratsirana,sns... itony. Ny manahirana mantsy dia ho an'ny olona toa anareo itony arakaraka ny itenenana no ohatran'ny vao mainka toy ny hoe ataovy, ataovy,.. na koa hoe ireo indray fa mampitaohtra. Aleoko tenenina fotsiny hoe misy "ligne rouge", fa tsy Radavison tsiakory no haninona...
Ny amaranako azy dia ny tenin'ny Fanambarana20,11
izay azo fintinina hoe :"aleo samy hanohy ny diany..."
Dia manao veloma soavà tsarà anao sy ny Mpisera rehetra Radavison.

Radavison:
aoka aloha hazava tsara fa tsy fiangonanan kristiana ireny na dia mitonona aza hoe :
"Church of Jesus Christ ...", fa sao dia ny kary no manao izay ataony ka ny saka no voatapa-drambo
rhaj0:
Hono ho'a.. misy "mormons" na ilay "Church of Jesus Christ of Latter-day Saints" koa ve ao Dago ??
Ny malaza aty mantsy dia izany Warren Jeff profeta izany... kay tsy profeta ity izy fa pro vetaveta.. ny zanany avy no nasiany (sahala @ tantaran'i Lota, fa nivadika)
http://www.cnn.com/2015/09/30/us/polygamist-flds-warren-jeffs-update/index.html
Ary ny sekta ao Dago ve misy resaka abus sexual koa ??
38. rhaj0
(
02/10/2015 13:20)
Radavison:
amin'ny tontolon'ny sciences aza dia misy fahamarinana ekena na dia tsy ho azo porofoina na oviana na oviana aza.
O Radavison aaa... Rehefa TSY voaporofo, @ Siansa, dia apetraka mazava mialoha hoe "TSY voaporofo". Teboka.
Ny pseudo-science no tsihaitsihay fa manondro-tena fa mikirakira siansa hono, nefany afangarony finoana (manaiky-tsisy-porofo).
io izao misy "ligne rouge" dinganinao :-)
39. Radavison
(
05/10/2015 10:32)
Salama rhaj0,
Ka aiza izay publication scientifique manamafy izay lazainao é, mba tsy ho ianao no ilay manao pseudo-science ka hoe "teboka" ?
Tsy ho lava resaka aho razoky,
fa ny famintinana ny Fanambarana 22, 11 ihany no averiko :
"...avelao samy hanohy ny diany sy safidiny avy..."
Radavison
Ka aiza izay publication scientifique manamafy izay lazainao é, mba tsy ho ianao no ilay manao pseudo-science ka hoe "teboka" ?
Tsy ho lava resaka aho razoky,
fa ny famintinana ny Fanambarana 22, 11 ihany no averiko :
"...avelao samy hanohy ny diany sy safidiny avy..."
Radavison
Radavison:
mbarakaly tsra mi,
Tsy fiangonana Kristiana ny "Témoin de Jehovah" razoky an,
Ilay fanontanianao, saika adinoko, hoe misy Mormon ve any Dago : efa nifanena tamin-dry zareo ireny aho teo amin'ny totohobaton'Antaninarenia. Fomban-dry zareo ny mandeha tsiroaroa, dia tena mikata be, dia msiy badge hoe "elder Raanona" ets...
Tsy ny finoana no olana razoky an, fa ny familiviliana ny finoana,
ny fanokinkodinana ny marina, ny fisandohana, ny fanararaotana sy ny fanambakana, sns...
Dia mbola averiko aminao indray fa na dia amin'ny tontolon'ny sciences aza dia misy fahamarinana ekena na dia tsy ho azo porofoina na oviana na oviana aza.
Ny mba tiako apetrapetraka koa dia izao razoky an :
misy fetrany ihany itony fanebahana, faniratsirana,sns... itony. Ny manahirana mantsy dia ho an'ny olona toa anareo itony arakaraka ny itenenana no ohatran'ny vao mainka toy ny hoe ataovy, ataovy,.. na koa hoe ireo indray fa mampitaohtra. Aleoko tenenina fotsiny hoe misy "ligne rouge", fa tsy Radavison tsiakory no haninona...
Ny amaranako azy dia ny tenin'ny Fanambarana20,11
izay azo fintinina hoe :"aleo samy hanohy ny diany..."
Dia manao veloma soavà tsarà anao sy ny Mpisera rehetra Radavison.
Radavison:
aoka aloha hazava tsara fa tsy fiangonanan kristiana ireny na dia mitonona aza hoe :
"Church of Jesus Christ ...", fa sao dia ny kary no manao izay ataony ka ny saka no voatapa-drambo
rhaj0:
Hono ho'a.. misy "mormons" na ilay "Church of Jesus Christ of Latter-day Saints" koa ve ao Dago ??
Ny malaza aty mantsy dia izany Warren Jeff profeta izany... kay tsy profeta ity izy fa pro vetaveta.. ny zanany avy no nasiany (sahala @ tantaran'i Lota, fa nivadika)
http://www.cnn.com/2015/09/30/us/polygamist-flds-warren-jeffs-update/index.html
Ary ny sekta ao Dago ve misy resaka abus sexual koa ??
40. rhaj0
(
05/10/2015 15:08)
hotry ny tsy azonao hoe, inona ity "pseudo-science". Hozy wiki
https://fr.wikipedia.org/wiki/Pseudo-science
Une pseudo-science est une connaissance ou une discipline qui est présentée sous des apparences scientifiques, mais qui n'en a pas la démarche, ni la reconnaissance.
ka rehefa miteny ny "mpino" hoe, "mino", dia ... jereo tsara objectivement.. moa va izy ka manaraka ny "les critères de la méthode scientifique, tels les principes intangibles de réfutabilité, de non-contradiction et de reproductibilité" ??
Dia ny refutabilite indray ohatra dia hozy wiki...
https://fr.wikipedia.org/wiki/R%C3%A9futabilit%C3%A9
Une affirmation est dite réfutable s'il est possible de consigner une observation ou de mener une expérience qui, si elle était positive, entrerait en contradiction avec cette affirmation.
Etsetra...
Fa ny nolazainao k'lou dia toatoa ny hoe... ny 0 sy 1 dia tarati tarata... ka fehiny: Andrimntra ihany ho'a...
==> ka manao "Science" ianao sa manao "Pseudo-science" ??
Fa dia soava-dia azany eee...