Ny katolika sy ny mpivarotra zavamahadomelina kay iray ihany
1. endriny
(
30/04/2015 05:40)
Dia gaga ianao fa ny katolika kay no miaro ireto mpivarotra zava-mahadomelina ireto. Miala tsiny RaHery a.
Rehefa novoin'ny Indaonezianina ireto mpivarotra sy mpanondrana zava-mahadomelina dia migogogogo ny Katolika... Very ny vola marina a...
Efa fantatrao fa mahafaty ny mivarotra zava-mahadomelina any fa ianao no te hanao koa...
Mino aho fa raha ny vavaka nataon'ny Katolika sy ny ONU ho azy ireo dia lasa any an-danitra ry zareo... Sa ahoana ry Strong3

répondu par endriny le 25/05/2015 04:59
2. bor2lais
(
30/04/2015 10:09)
endriny:
Ny katolika sy ny mpivarotra zavamahadomelina kay iray ihany
Vao avy nividy angaha sofera ? :-)
3. Strong3
(
30/04/2015 10:43)
hihihih soa ihany aho leroa fa tsy katô
__ aza atao an'izany kosa zareo namana endriny fa tsy fidiny andrizareo ny toa izany ah!
fa na izany na tsy izany, ny zon'olombelona kousa no nampitomany azy ireo fa tsy dia hoe ilay fiarovana ny mpivarotra rongony kosa eh...
__ za aloha tena tsy sahy mamono olona izany na hisy inona eh, fa somary mitovy amin'ny baiboly ihany ny ataoko amin'ny, satria raha vonoina izy dia tsy misy dikany ny hamonoana azy, antony ; tsy reny intsony ny zavatra nanasaziana azy.
fa raha izao no teo amin'ny toeran'ny Indonézi dia nampambolena rongony mandrapahafatiny zalah ireo mba ho vokatra hoan'ny fanafody ilaina.

4. gasy1zay
(
01/05/2015 13:53)
endriny:
Dia gaga ianao fa ny katolika kay no miaro ireto mpivarotra zava-mahadomelina ireto. Miala tsiny RaHery a.
Rehefa novoin'ny Indaonezianina ireto mpivarotra sy mpanondrana zava-mahadomelina dia migogogogo ny Katolika... Very ny vola marina a...
Efa fantatrao fa mahafaty ny mivarotra zava-mahadomelina any fa ianao no te hanao koa...
Mino aho fa raha ny vavaka nataon'ny Katolika sy ny ONU ho azy ireo dia lasa any an-danitra ry zareo... Sa ahoana ry Strong3
Ny lojikan'i endriny aloha dia tena mahatsikaiky tokoa e!
amin'i endriny izany izay olona nalaelo t@ olona maty ny 07 Février dia = TGV daoly oh?
izay ontsa mahita ny vonoolona nataon'i Bachar Al Assad any Syria dia= naman'i EI ?
5. endriny
(
08/05/2015 11:55)
gasy1zay:
Ny lojikan'i endriny aloha dia tena mahatsikaiky tokoa e!
amin'i endriny izany izay olona nalaelo t@ olona maty ny 07 Février dia = TGV daoly oh?
izay ontsa mahita ny vonoolona nataon'i Bachar Al Assad any Syria dia= naman'i EI ?
Dia gaga aho amin'ny lojikanao raha izany
Aminao mantsy ny zaza vao teraka dia efa mibaby ny fahotana tamin'izany fototra izany... Izay tsy manaraka ny finoanao dia lazainao fa hodorana any amin'ny afo be mandrakizay... Dia lazaina fa ny helo dia haizina kanefa lazaina fa misy afo be... Taiza re no nisy toerana nisy afo kanefa maizina e?
Fa ny ahy dia izao: izay mitsikomba amin'ny ratsy dia ratsy... Any Amerika dia ny toerana be ireo lazaina kristianina ireo no ivon-toeran'ny fanavakavaham-bolon-koditra, misy tsy mahalala izany ve?
6. gasy1zay
(
08/05/2015 14:41)

Ny fahitako azy dia tsotra ry endriny a! @ mahaolombelona dia misy ny fitserana ny hafa na olon-dratsy rehefa mahita azy mijaly na maty na iharan'ny tsy rariny na mpanao ratsy tahaka ny inona aza izy e! tsy midika izany hoe mankasitraka ny ratsy nataony velively, tsy misy resaka firaisana tsikombakomba mintsy izany fa "compassion" izay fihetsem-po @ mahaolombelona tsy tia mahita ny hafa mijaly na ampijaliana.
Tsy azoko hoe maninona moa ny kristiana no tadiavin'i endriny hanala ny racisme any états unis nefa ry zareo dia fanjakana laika, iza no manana fahefana hiady izany? ny kristianina tsy manana fahefana sa i Obama izay mainty hoditra?
Ianareo tsy mpino anie manana hevitra hafahafa e! Tsy mino an'Andriamanitra nefa manome tsiny azy @ tsy rariny rehetra mitranga eto an-tany
7. rhaj0
(
08/05/2015 14:53)
ilay racisme anie tsy "racisme d'Etat" eee... tsisy idiran'ny fanjakana @ izany. Ilay racisme dia voakolikoly ao anatin'ny tsirairay ao. Ary ireo Kristiana ao Zamerika ao dia ... ianao mihevitra fa Kristiana dia fanaperana, na hoe manaraka ny fampianaran'i Kristy tokoa... eeee... Raciste aloha izy (ny sasany) izay vao Kristiana izany.. Sa "Kristiana raciste" no tsotsotra koakoa ??? ndao porofoina hoe intrinseque @ Kristianisma ny rasisma...
8. gasy1zay
(
08/05/2015 15:20)
rhaj0:

Izay rhaj0 izay loll, rehefa hoe raciste ny amerikana dia tonga dia hoe kristianina ireo, rehefa hoe mandroso ny kristianisma dia an an an! Tsy kristianina daoly ny ao fa misy athé, silamo ....
Tsy maninona fa rehefa kristianina raciste no fantatrareo na namanareo dia ekena mba tsy hifandirana.
9. rhaj0
(
08/05/2015 16:30)
Efa nasiako anaty fonosana hoe "ny sasany" (@ kristiana) io ambony io ry Gasy1zay a..
Fa tsara rahefa mahatsapa ianao izao fa eto @ ity tany ity dia "Tsy kristianina daoly ny ao fa misy athé, silamo ....". Asa raha tsapanao tsara koa, fa ireo olona hafa ireo ho'a dia:
1- TSY hotr'anareo kristiana, ary
2- TSY "mandray" izany revinareo kristiana izany, ary
3- TSY mahakasika azy ny ... kibay (afobe) sy karotinareo (paradisa) kristiana izany.

10. gasy1zay
(
08/05/2015 17:05)

Marina tokoa fa tsy mahakasika azy @ fiainana andavanandro ilay afobe sy paradisa satria ilay fitsarana anie ka aorian'ny fahafatesana no hitranga e! Raha tsy hoe nga tonga tampoka ny farany ka mbola velona eto isika no tonga i jesoa hitsara ny velona sy ny maty.
11. rhaj0
(
08/05/2015 17:10)
he he he ... TSY misy idiran'ny revy Kristiana ho'a ny fiainan'ny olona hafa finoana. TSISY Jesoa "mitsara" ny olona TSY mino an'i Jesoa izany. Concept anareo kristiana irery any i Jesoa.
Hanontanio ny Silamo raha mahakitikitika azy ny Jesoa-nao izany...

12. gasy1zay
(
08/05/2015 17:38)
rhaj0:
he he he ... TSY misy idiran'ny revy Kristiana ho'a ny fiainan'ny olona hafa finoana. TSISY Jesoa "mitsara" ny olona TSY mino an'i Jesoa izany. Concept anareo kristiana irery any i Jesoa.
Hanontanio ny Silamo raha mahakitikitika azy ny Jesoa-nao izany...
Mbola averiko hoe mety tsy misy impact @ fiainan'ny tsy mpino (athé-silamo-boudista-...) azy ny fisian'Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina @ fahavelony, fa TENA MISY NY FITSARANA NY OLOMBELONA REHETRA ao aorian'ny fahafatesana. Izany no antony hampafantarina anareo azy satria na tsy mino aza ianareo dia handalo fitsarana rehefa miala ety. Tsy hoe satria izay no tian'i gasy1zay na tian'i Papa François na i Pasitera na i Cardinaly sns sns... fa satria izay no voalazan'ny tenin'Andriamanitra.
13. rhaj0
(
08/05/2015 18:02)
Samy manana ny finoany io ry Gasy1zay a... raha mino ianao fa misy izany "fitsarana farany" izany, dia reveo ao dia mahasoava ao izany, koa inona moa. Fa ny hafa TSY mino ny fisian'izany. TSY mino izany Jesoa mitsara na whatever izany. Betsaka azany TSY mahalala izany Jesoa izany akoriny.
Jereo ny reciproque-ny ee.. rahefa hozy ny amerindiana sy ny bodista hoe reincarnation, dia hoz'ianao hoe, tsisy an'izany.. nefa zareo izao mety mahita ny ddb-n'ny nnb-nao ao anatin'ilay kary hitany teo... fa ianao moa izany "mino" fa tsy ho lasa kary ianao, ary TSY mahakitika anao izay any an'eritreritr'ilay amerindiana na bodista ao... et reciproquement ho'a.

14. gasy1zay
(
08/05/2015 20:17)

Hoy i rhaj0 hoe tsy misy ny afobe sy ny fitsarana farany satria raha misy Andriamanitra dia efa nikitikitika (nikapoka ve zany?) anay tsy mpino na ireo mpanota? Fa matoa mbola mandeha fiainanay dia mety aminy? Ny valiny dia tsy Andriamanitra anie ny manakorontana ny fiainan'ny olona fa ny devoly e! Ary nareo tsy mpino azy matetika tsy adalainy (azon'ny fakampanahy) satria ianareo efa tsy mivavaka amin'Andriamanitra ka tsy mila sarahiny aminy @ fahotana, ny ataony aminareo dia hamafisiny ny fonareo tsy hanaiky ny fisian'Andriamanitra ary ampirisihany hankamamy ny fiainana eto @ izao tontolo izao ary tsy hanantona an'Andriamanitra. Io no antony mahatonga olona maro hoe tsy mahakitika azy ny filazantsara, ny toriteny etc... voalaza ao @ baiboly hoe vao afafy ny teny dia avy ny vorona mitsaingoka azy ( ny devoly io).
Mikasika ireo finoana na fivavahana samy hafa indray dia tsotra, io ry rhaj0 tsy misy possibilité 10 izany , na ny Andriamanitry ny kristiana no tena izy dia tsy izy ny hafa, na tsy izy ny an'ny Kristiana fa i Boudah na i Allah na i Manitou no tena izy, tsy possible mintsy ny hoe marina ny voalazan'ny baiboly ary hotsarain'Andriamanitra ny olombelona rehetra no sady marina koa nefa ny voalazan'i Manitou fa ho lasa biby ry amerindiana, zavatra 2 mifanipaka izany ka dia voatery hoe tsy maintsy 1 ihany no tena marina, ka dia io moa samy manana izay safidiany hinoana fa ny afaka ambarako dia raha marina 1 dia tsy maintsy ho diso ny 1 ka tsy hety mintsy hoe samy marina ireo fivavahana ireo rehefa samy misy mpanaraka.
Ny ahy aloha dia mino aho fa ny baiboly no tena tenin'Andriamanitra ary dia io Andriamanitra ambarany io no tena izy, ary noho io antony io no hitenenako hoe na TSY mino aza ianareo hoe izay ilay izy dia raha tena marina araka izay io dia tena hotsarainy daoly na ilay silamo nanao kamikaze nanantena hahita an'i Allah sy ireo virjiny , na ry amerindiana nihevitra ho lasa biby, na ireo gasy tsy mino an'Andriamanitra, na ireo kristianina mino, sns sns ...
15. rhaj0
(
09/05/2015 11:11)
io ve ry Gasy1zay tsy efa ilay nihomehezana gaigibe in-1 mandeha, hoe
- i Strong3 nony latsaka tao @ lacheminee dia nidoboka tatsy @ afo, satria "afobe" ny inoan'izy Kristiana
- fa ilay moslimo kosany latsaka tanaty vilany nisy rano mangotraka, satria "vilany misy rano mangotraka" ny inoan'ny moslimo
- dia samy nifanaraby izy mi-tsam hoe, ataon'ny Atra sy Allah-nao mamay ialahy..

16. gasy1zay
(
11/05/2015 19:09)

Mbola averiko hoe ny olona samy manana safidy izay inoany fa raha zavatra 2 mifanipaka no inoany dia tsy afaka ny ho samy marina, raha samy mino afobe izy ohatra dia mety hoe samy tsy diso fa ny détailn'ilay afobe no mety diso ny an'ny iray.
Raha mino ny amerindiana hoe rehefa maty dia lasa mivadika biby, ny gasy sasany hoe lasa any ambondrobe, ny kristianina hoe ho tsarain'Andriamanitra, ny athé ho lasa kakana sy vovoka dia tsy mety ho samy mitobina ireo fa tsy maintsy misy diso fihevitra ny 3 amin'ireo na dia samy mino sy resy lahatra ny conviction-ny aza izy rehetra. Ka tsy hoe izaho no inoako dia izao no hihatra amiko, manaiky aho hoe izay no maharesy lahatra anao fa raha ao ilay diso hevitra ianao dia mety tsy izay mintsy fa tsy maintsy hihatra aminao ilay tena izy (na tsy ninoanao aza).
17. rhaj0
(
11/05/2015 21:02)
gasy1zay:
tsy maintsy hihatra aminao ilay tena izy (na tsy ninoanao aza).
Ka ilay "tena izy" izany aloha h@ izao mbola TSISY mahalala hoe iza no izy... Sa efa tena sur ianao Gasy1zay fa ny "anareo" no "tena izy" ?
Ny fahitako azy, tena "mino" ianao fa ny anao no "tena izy".. ka dia tsisy iadiana hevitra io fa dia mahasoava ao @ finoanao ao azany ianao.
Dia "mino" koa izany ianao fa ny "finoanao" dia mihatra ary toa "ambony" na "mahery" noho ny finoana hafa... ka dia mbola tsisy iadiana hevitra koa io fa dia mahasoava ao @ finoanao ao azany ianao.
Fa ataoko fa efa kOpy tsara ianao, fa tena TSY asian'ny olona sira ny anao, fa ny olona tsirairay indray dia samy "mino" sy "mamikitra" ny "tena izy-ny" ao.. koa na hanorana na hanavandra azany ohatra ianao, ka hilaza izay loza ho an'ireo izay tsy-mino ny anao, dia ... tsy mahakasika, tsy mahalena, ny olona izany eee... et reciproquement...
18. RBNIR
(
12/05/2015 07:52)

Faly misera namana,
Mampalahelo tokoa ireo olona "tsy manisy sira" an'ilay izy namana rhajo......
Nefa tsy olana...... fa toriana hatrany ny fahamarinana mba tsy hanana tsiny any aoriana any.....
Ary tahaka an'i Jesosy dia tsy ho reraka amin'ny fanangonana ireo zanaka akoho tafaely any an'anona any namana....« Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao, tahaka ny fanomban'ny akoho ny zanany ao ambanin'ny elany, fa tsy nety ianareo! » (Mati.23:37)
Hitahy an-tsika anie IZY......
19. rhaj0
(
12/05/2015 10:45)
[quote=RBNIR...fanangonana ireo zanaka akoho tafaely any an'anona any ...[/quote]
Io ange ry RBNIR dia ireo olona tao Canaan voaroaka tany Mesopotamia dia "tafaely" no tiany lazaina e... aza mba tsipolitra dia mandray tsy raisina hotr'io, fa ianao gasy, ny razambenao tatsy Malaisie, dia tena tsy isany (zanaNY) mihintsiny... Ianao izao mety voakilasy toa ireo Ejiptiana, fahavalon'ny "vahoak'Atr'i Canaan"..